10 aogostra, .... 15 taona lasa izay an'iza ny tsiny?
21. fijo
(
15/08/2006 21:06)
ny mahavoa antsika a,anie dia tsy ny tombotsoa iraisana no jerena,fa samy mitady ny kely hoazy e.hany ka sarotra be
24. fijo
(
16/08/2006 21:59)
raha hilalao tanana ry izy roa,aleo mifampilalao toa izay ny latabatra no kohana eo an
28. ravatorano
(
17/08/2006 06:51)
za dia anisan ireo olona nipetraka teny Andoharanofotsy ary mbola teny Mahabo ny tena tamin ireny fotoana ireny hany ka tena nahita ny fandehan javatra rehetra .Ny maraina ny 10 aout za sy ny namana mpifanolobodirindrina izay dia efa nandeha nijeriujery teny Iavoloha teny tety amin ny arabe moa izany.Misy namana miaramila officier tazana teny ary nilaza lery mùba tsy hiditra lalina amin io zaay fa mety hisy fifanjevoana io ary efa hitanay nbiantrana teny aza ny blindé.Nilaza koa izy mba tsy hidina eny antanimbary zaay raha hilefa ka ho eny ihany fa raisi potsiny eny lisany houzy.
D nody izahay reefa nitatitra izany tamin ny namana dy fianakaviana izay efa tao antrano ka hamonjy io dia b io.Eo ampisakafoana izahay no mahare ny hirampivavahana manakoako any Andoharanofotsy any d samy taitra d nanarangarana fa somary nihatak kely ny arabe ny tranonay.
D raikitra ary ny gidraka teo antokotaninay tamin izany dia nisy grenady nilatsaka io dia grenade incendiaire izay tokony nilatsaka teo amin ireoi alalala kely nanodidina anay fa tsy tody .
D raikitra ny tifitra fa bobak ny nitsoaka ary tao ni nyla rano fa nisy sinibe manga b anakiray zay tao aminay eo amin ny 200litre eo vao mahafeno azy fa tapitra io,lany nozaraina teo satria tao ny nangetangeta tao ny bongo maso tamin ny bombe lacrymogène..D niraraka na ny bala na ny mananasy na ny olona naratra.
Ny tenako dia isan ireo nibata olona naratra teo amin ny kihon dalana mivily makeny mahabo iny izay toerana nilatsahan ireo frenady voalaohany ary tao amin ny trano izay nipetrahanay aza moa dia nisy olona efatra naratra fa mbola nahadia.

29. ravatorano
(
17/08/2006 07:07)
tohiny..........
Fa tamin izany fotoana izany dia izao no takitikan ireo teny Iavoloha atosika hiverina ny olona ; izay rà eny amin arabe avy d tondrahan ny pompiers an ny génie sy ireo mpanondraka lalana an ny génie ihany koa.Izany hoe rahamandalo enao d tsisy ninnn teo fa lasa nadio b aza ny arabe.
Feno hipoka ny tranonay fa nisy olona fitopolo teo izahay no tao satria niandry ho tony ny olona vao sahy nandeha nisy aza efa naraina vao nody na dia teo amin ny manodidina ihany aza no nipetraka nohon ny fahatahorana sao misy fisavan izay tena nisy tokoa moa tamin izany.
Ny tsaho niely tamin izany aloha no tena nahatsiravina satria tao amin ny ceg mahabo no nitoby ireo antandroy nandray anjara tamin ny fitorahana pilotra.Nandeha ny tsaho fa hanafika ny tanana manodidina ry zareo d samy gaga zaay hoe d sahy hanao an izany v ry lerony ireo d hamono tena amin izany v ? Tsaho ihany anefa ilay izy moa ny ankamaroan ny olona koa efa niambina mba ho fisorohana izay mety mitranga fa herinandro tsy nipika ny maso nefa ny andron iny 10 août iny iany no tena hitako fa tena henjana.
tsetsa2 tsy aritra ity raha sendra nanampy olona naratra izahay dia nisy miaramila nahatratra anay teo ary dia tsy nitifitra izy na nidaroka satria efa tsinjony alavitra hono fa kay zandriny iray tampo aminy ilay lavo teo.
Iza azy no tena tompon andraikitra tamin ireny ireo nitondra ny oloina teny sa ireo mpitondra fahefana tamin izany izay notarihin Ingahy ratsiraka ka nanome baiko ireo miaramila sa koa ireo olona efa nahalala fa tsy maintsy hisy fifanjevoana eny nefa ninia nandeha ihany ?
Tantara ireny ary amizao dia voizina foana mba entina atao fitaovana politika .
Aiza izao ireny olona niara boina tamin ireny mby aiza ny fikarakarana azy ireny ?
Ampahany tamin ny zava nitranga io fa tsy voatanisa antsipirihany mihitsy nohon ny fotoana .
Amizao nefa dia miaraka ny AREMA sy ry 3FN izay nifanjevo tamin izany ary ireo mpitondra niaraka tamin Ingahy Zafy aza tamin izany andro izany dia niloabava miitsy fa raha vao mamofona arema na loko mena defa tena kirizy b zareo .Izao moa efa nifamela zareo nifamela ary notsinitsiniavin dry zalmah zany ilay rà n olona netiny teny ireny :x:x:x:x:x
Tsy hay tsony eh fa tena lava loatra ity ....

30. prime
(
17/08/2006 08:12)
cutie> ndao hono ary hifampilalao e...:-D:-D:-D
ny an-dry cutie tsy ilay fanontaniany no hazavainy fa izaho indray no arahiny any an'efitra...:-D:-D:-D
zafy sy ratsiraka anie ka mpinamana e... naman'i deba aby ireo fa ny sinema no betsaka... na ratsimandrava io, na daniel rajakoba, na tsiranana, na ramanantsoa, na zafy, na jules andriamahazo, na zafimahova, na scylla... na ra8...
O leiretsy a, ny mitovy fihinanana ve hanary ny azy e...

31. cutie
(
17/08/2006 12:28)
Mpandefa : prime [ Valio ] 17-08-2006 19:12:12
Lohateny : Re : 10 aogostra, .... 15 taona lasa izay an'iza ny tsiny?
cutie> ndao hono ary hifampilalao e...
ny an-dry cutie tsy ilay fanontaniany no hazavainy fa izaho indray no arahiny any an'efitra...
ka tsy azoko le izy koa :roll:
32. prime
(
17/08/2006 12:49)
izao ilay fanontanianao dia omeo valiny aloha ary e, "ilaina @ inona ny fahatsiarovana tantara?"... dia mazotoa...:wink::-D:-D
34. xxx
(
20/08/2006 01:56)
Tsy afamiala ireto olona telo ireto, Ratsiraka,i Zafy ary indrindra indrindra Andriamanjato Richard. Ity farany no tena atidoha nikotrika! Un point c'est tout!
35. prime
(
21/08/2006 14:29)
Marina izany fa amiko zafy no tena fosotra koa... ny tendances tribalistes nentin'ny mpanjanaka sy ny forongony mbola itompoany teny fantatra mandrak'ity ny androany, hany ka raha vao merina no eo alohany dia mivalo-mainty lava izao... ny crn irery sisa no tsy mankato fa ara-dalàna ny fitondràna ankehitriny ary milaza ampahibemaso fa tsy misy filoham-pirenena izany eto...
36. fijo
(
29/08/2006 21:56)
za koa dia manameloka azy telo lahy ireo.ary mampisaina ko any vahoaka .fa raha misaina ny olona dia ahay hipetraka,satria mazava fa rehefa mila faty ry zalahy dia "ndao vahoaka e"fa rehefa ihinana,dia "mbay tany vahoaka e"
37. prime
(
30/08/2006 10:12)
Ny vahoaka mihitsy no tokony hieritreritra fa mitovy fihinanana aby ireo... Izaho milaza aminareo fa tsy izy telolahy fotsiny izany io hoy aho...
38. fijo
(
30/08/2006 21:41)
ry zalahy aloha no hita be tao.
le izy koa letsy mila fampianarana le vahoaka an.
ohatra;tokony hotsapan'ny vahoaka izany atao hoe toerana misy ny filohan'ny repoblika izany.tsy toerana natao hitsangatsanganana izany ary toerana saropady.ka mety ahitan doza ny fanakekezana eny.

39. ravatorano
(
31/08/2006 11:59)
ka tamin irenyu fotoana ireny anie ka nafana b ny fon ny vahoaka eh ary io fandehanana teny io no isan ny nampisaraka ny hery velona ho rasalama sy madagasikara izay nanana ny foibeny tao amin ny rabearivelo teo analakely teo
raha nanaraka ny tenin ny MFM anie ny pokona tsy nisy iny e satria Itpkl Germain raha tsy diso aho nialohan iny hetsika iny nandeha teny Iavolha ary ny teny dia nanamafy fa zone rouge eny ary handray fepetra zareo raha misy mananika eny d zay !
d iny izy iny !

40. prime
(
31/08/2006 12:26)
Izay fa manomboka mivoaka tsikeli2...
Razanamasy (maire) koa t@ fotoan'androny dia nahazo mission manokana hanao izay tsy hahatongavan'ny vahoaka teny...
I Ravony efa nahazo fampitandremana manokana dia nisitaka mora2 t@ MFM, dia nanohana ny hevitra hanafoanana ny tolona mihitsy araka izay azo atao...
Ry Manandafy sy Germain, rehefa avy nihaona t@ deba koa dia efa nahazo mission handrava ny diabe teny an-dalana teny, rehefa mody nampitandrina ny vahoaka ny @ mahalian-drà an'i deba...
Fa na inona niseho, na inona, niray hevitra ny rehetra fa rà latsaka no mampienjera an'i deba (mba tsy ananan'ny hery iraisam-pirenena intsony fitokiana @ deba) dia nanosika an'iny diabe iny aby ireo...
I Monja Jaona, tsy misy mahasahy miresaka fa nanohana feno ny hetsik'i deba ary nanome maimam-poana ireny malaso ireny hipilotra vahoaka rehefa nahazo ny tsodranon'ireo ampanjaka maro...
Fa samy nahazo ny tombotsoany avy ny rehetra afatsy ny vahoaka sy i deba ihany... Ny vahoaka maty sy naratra (dia adino moa avy eo), i deba very namana dia nianjera ka nidaraboka na dia vao 2 taona mialoha aza no nahalany azy à 70% mahery t@ fifidianana...