Elia Ravelomanantsoa
41. xxx
(
03/09/2006 14:18)
elia ravelomantsoa hilatsaka ho fidiana: mba milatsaka daol ty rehetra ty kanouuuuu! mila fahaizana ihany zany hitatana firenena zany ry zareo a! lamody zany no atao be,fisarahampanambadiana d miverina indray, serasera d ino kou re e???
42. prime
(
04/09/2006 10:57)
D hilatsaka koa izany Herizo Razafimahaleo e... efa fantapantatra ihany...
43. fijo
(
06/09/2006 21:15)
asa aloha ry zalahy fa mba mijery le sarin'ireo milaza fa hilatsaka aho.dia gaga mihintsy hoe ny sasany amin'ireo ve mba mahalala fa ny "image" anie ka mitondra be amin'io filatsahana io e.toa misy te hampiseo fotsiny hoe za dimbaka.asa aloha fa tena nahagaga ahy nahita le sarin'ny sasany e
46. fijo
(
15/09/2006 22:43)
jereo anie i generaly rehefa maka sary aseo gazety e.survety,sary toa mitsikany.asa aloha,fa ny fahalalako azy,izany olona hilatsaka izany mila mampiseho sary na zavatra hafa.
jereo anie i "segolene "e,vao nanomboka nilaza izy fa hilatsaka no mpilatsaka sosialista,dia hita be mihintsy ny fiovan'ny sary naseony rehetra.ka asa fa mba fomba fijery ny ahy iny.
jereo anie i "segolene "e,vao nanomboka nilaza izy fa hilatsaka no mpilatsaka sosialista,dia hita be mihintsy ny fiovan'ny sary naseony rehetra.ka asa fa mba fomba fijery ny ahy iny.
48. fijo
(
22/09/2006 22:23)
jereo koa izao i pasitera rajakoba.za moa iray tanĂ na aminy aty ka mahita azy matetika eny antsena,fa tena hafa mihintsy ilay sariny hitako tato ka.
50. mandrindra
(
26/09/2006 10:53)
fijo, ka mety tsy mitovy letsy ny lasibatra kendrendry zalahy dia izay no maha samy hafa n y sary avokany :-D
