Elia Ravelomanantsoa
21. fijo
(
15/08/2006 21:07)
zao koa hilatsaka ,fa ambarako ampahibemaso eto.tsy i fijo io an,fa "zao"
24. fijo
(
16/08/2006 22:00)
ka hoy fiffi,milatsaka daholo "zao "rehetra "zao"dia io nataoko ampahibemaso io le zao hilatsaka
25. ravatorano
(
17/08/2006 07:17)
ny hevitsika momba ny filatsahan i elia ravelomanatsoa no anontanian i lo anie eh fa tsy hoe zao sy zao ...... hihihihih
mivadika foana ilay lohahevitra.
Izy milatsaka tsy koi na vhv aza fa izy handany vola fotsiny no hampimé satria raha vola laniana amin io propany io v tsy aleo hanasoavana ny malagasy mbola sahirana raha tena tia tanindrazana tokoa enao fa tsy ho laniana amin raharaha tsy hahitanao vokany akoriny.Efa nilatsaka teo amin ny ben ny tanana izy tsy lany; deputé koa moa tsy lany d prezidà ndray v n ho lany nefa ry grosse pointure efa mi pointe ao daholo ....misy ny vola e fa avela hanao :-D:-D:-D:-D

26. prime
(
17/08/2006 08:18)
Izao kosa aloha e... hoe ny vola anasoavana ny firenena, (tsy fiarovako azy akory an!) ny fomba fanasoavana dia maro, fa i ER anie ka anisan'ny tompona orinasa mandroso indrindra ankehitriny no sady mampiasa mlgs maro e... ka inona indray no fanasoavana mihoatra noho izany?:lol:
Fa ny ao ambadika miaro tetika politika no tokony dinihintsika raha ny hevitro satria toa manana endrika fanaparitaham-bato ilay izy fa tsy manana "visée" ny ho lany loatra etsy ankilany, etsy andaniny misy mamatsy ara-bola ny fahitako an'ireny fa tsy izy mihitsy no hamita-tena @ io, mpandraharaha toa an-dra8 anie ireny e...:wink:

27. essera
(
20/08/2006 05:55)
Ilay vola ilatsahany = mangahazo atorakso.
B d b am reo nilatsaka ireo no tsy hiverina akory ny caution.
Sa oe hitadiavana vola am spons fotsiny io, na hanaparitahana vato tsy halanin'i Ran na i Ran.
:lol:
B d b am reo nilatsaka ireo no tsy hiverina akory ny caution.
Sa oe hitadiavana vola am spons fotsiny io, na hanaparitahana vato tsy halanin'i Ran na i Ran.
:lol:
29. fijo
(
22/08/2006 21:39)
o ry zareo an,raha atambatra ny vola holanian'ireo milaza azy hilatsaka nefa efa fantatra mialoha fa tsy holany ireo,dia hananganana SA iray,mety ahita vokany ihany ny mpanohitra an.ary hosahirana ny mpitondra avy eo satria sady hanam bola ry zalahy amin'ny manaraka ,no nahavita soa hoan'ny mpiarabelona,fa tsy nandany andro tetsy sy teroa fotsiny.
31. vakiniadiana
(
24/08/2006 09:48)
Aleo hilatsaka izay te hilatsaka e, manambola ho laniana izany izy.
Fa io aloha mila CV ihany fa tsy hoe hirotsaka fotsiny aho e.
Mahafinaritra fotsiny mba misy vevavy (na dia tsy Elia mitsy aza no tao an-tsaiko)
Fa io aloha mila CV ihany fa tsy hoe hirotsaka fotsiny aho e.
Mahafinaritra fotsiny mba misy vevavy (na dia tsy Elia mitsy aza no tao an-tsaiko)
32. prime
(
24/08/2006 10:08)
Vknd> fa iza ohatra, misy manja no iny angaha any tokony hanao kandidà???:°)
33. xxx
(
24/08/2006 14:16)
Tena mampihomehy tokoa ilay izy rehefa dinihana, izaho manao hoe tetika fanaparitahana vato fotsiny io, misy candidat mandoa ny vola ilatsahany angamba fa izay ve dia hanary vola ohatr'izany
36. manantsoa
(
26/08/2006 08:53)
Tena mahafinaritra be , fa aleo hirotsaka izay te-hirotsaka na dia hoe : hisy hihomehezana fotsiny aza .
Misy tena mampihomehy na dia ny bika aman'endriny fotsiny aza , ny fandaharan' asany , ny fomba entiny mamory vahoaka , ny isam- bato azony , sns ,....
Efa nisy ireo ary mino aho fa mbola hisy. Manantena ry zareo fa fantar'olona ary dia ho lasa filoha ...

37. mandrindra
(
26/08/2006 20:47)
lalab , ao amin'ny blogn'i sarkox ilay article fa tsy ao amin'ny siten'ny ump