Elia Ravelomanantsoa
1. lo
(
10/08/2006 02:17)
Dia nilatsaka hofidiana ara-pomba ofisialy i ramatoa Elia Ravelomanantsoa. Ny hevitrao?
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:36
2. fameusecousine
(
10/08/2006 03:03)
tena ilaiana mahintsy ny vehivahy toa ireny..zaz any de hifidy azy .:roll:
5. Fiffi
(
10/08/2006 04:11)
marina zany saingy mba tokony jerena marina ny 'statut"-ny olona alohan'ny hirotsaka !
Tena efa bdb mihintsy ireo olona nirotsaka @ zao fotoana izao an! efa firy zao ? Mpanao politika daholo ve izy ireo ?
Tena efa bdb mihintsy ireo olona nirotsaka @ zao fotoana izao an! efa firy zao ? Mpanao politika daholo ve izy ireo ?
8. agoago
(
10/08/2006 05:20)
Koa maninona moa ry dadabe, ianao anie efa be mpahalala eto @ serasera e.Izany ihany no mahatonga ny sasany hilatsaka koa.Mpihira aho fa mba misy mpahalala dia milaza hofidina, a@ sehatry n'izato aho no mba nahalalan'ny olona ahy dia hilatsaka.
Tsy misy fijerena tena hoe manana charisme d'un ou d'une président de la république ve aho.
Tsy misy fijerena tena hoe manana charisme d'un ou d'une président de la république ve aho.
9. marimar
(
10/08/2006 05:40)
politique hanaparitahana vato fotsiny ireny araka ny hevitro :wink:!!,tsy haiko aloha!!
10. Fiffi
(
10/08/2006 06:05)
ka raha olona tsy manao politika @ fomba ahoana no hahaizana hitondra firenena ?
11. mandrindra
(
10/08/2006 08:27)
hatramin'izao aloha dia ny hoe hilatsaka i rakot, i rabe, i rasoa. fa aleo miandry ny lisitry ny HCC fa bala rora daholo ireny e.
izay rehetra nilaza fa hilatsaka mba manana drafitrasa ve? manana mpiaramiasa sy mpiaradia ve?
izay rehetra nilaza fa hilatsaka mba manana drafitrasa ve? manana mpiaramiasa sy mpiaradia ve?
12. prime
(
10/08/2006 10:25)
Aleo hanao fanambaràna izay te-hilatsaka kosa e!!! misy antony tokoa ireny no sady manambara no manaporofo "une certaine malaise" mikasika ny fiainam-bahoaka ankehitriny...
Sady fomba fiady no paik'ady ny an'ny sasany, no sady don-tandroka ny an'ny hafa, no sady fitsapàna mialohan'ny fotoana ny an'ny maro...
Sady fomba fiady no paik'ady ny an'ny sasany, no sady don-tandroka ny an'ny hafa, no sady fitsapàna mialohan'ny fotoana ny an'ny maro...
13. mamzelkely
(
10/08/2006 12:39)
bofff ts miandry zvt spécial avy aminy lôtra alou ra izaho ee marina natao hanaparitaka vato angamba izy :lol:
19. pakopako
(
12/08/2006 19:43)
ilaina tokoa milatsaka ho fidina pdt ireny sady mba tafiditra @ leçon histoir ny ankizy sady anisan'ny famenoana CV ihany koa e.
