Miezaha mandeha ihany
42. mbaliana
(
11/08/2006 06:30)
dd humm taiza ianao no nande fa toa tsy nahita anao tany amin'ny bisy sy kileta aho e...:lol::-D:-D
43. mimich
(
11/08/2006 06:40)
za mo zany de hita eny foana rehefa afaka ee. sa aona ravatorano sy naritsimba, sns,
mahafinaritra ka, tena marina ny voalazani hery
mahafinaritra ka, tena marina ny voalazani hery
44. mangidy
(
11/08/2006 06:47)
re
mbliana: njy kosa akia mamoka secret kou hahaha le furum teo @ptit dej ve? tena nilay an!!! sady lery galant be nioffre kafé humm! ntss tonga tampoka colar de votery noravana le kozy manja be,nefa efa niainga tsara;;;;; sa ahoana akia Fasaly? njy ko moa anisan'ilay sipa voaodin'i ds:D:D:)
rrasoa tsy naheno fa varina t@ilay ronono mangatsika loll. lanto mou rtara lava fa sady mitaiza kely no mitaiza beuh!! ary i sipagasy mba nankaiza e??? sao de mba nanao retoure an zone tampoka tao?? toa tsita tsy re mintsy! hummm afa ihany le sipagasy an!!! tena manja e!!! za io mbola manofy fona atramizao! ciao!ALLA PROMISSA VOLTA!:-*:*:*:*

45. mbaliana
(
11/08/2006 08:41)
mangidy mande mihitsy anie zany italiana nareo zany fa taiza reny no tsy hita hatrizay ee
46. fasaly
(
11/08/2006 11:00)
mangidy; hummmm nahay teny italiana tampoka nge njy zany e! sao de nitondra akolita italiana nody:-D:-D:-D:-D
ié voahodin'i ds am aradalàna mitsy aky kouuu! hihihièfa milay be dool lay forum n"'i nedala na tam ptit déj na tao anaty fiara e! njy efa tsy teto tsony tamzay........mampmé ka! :-D:-D:-D
ds: mba velabelaro virtoaly eto njauy mou lay forum reny e!:wink::-D

47. mbaliana
(
11/08/2006 19:28)
fasaly kay ity mangidy nande nialoha ity nahita akama tany ambadimbadika tany ... humm iny ndray no tsy hitako...
raha mba ni-remarquer nareo fa tena tsy nitsobo-drano tokoa anaie i ralay sy Ds e, angamba mataho-drano ry lerony ...=))=))
raha mba ni-remarquer nareo fa tena tsy nitsobo-drano tokoa anaie i ralay sy Ds e, angamba mataho-drano ry lerony ...=))=))
49. ds
(
11/08/2006 21:15)
Aza mahery mifosa loatra nareo ry mbaliana, fasaly ary mangidy fa lasa voan'ny sery ato mihevina lava.
Alao ny viritoaly hijanona viritoaly :-).
Raha te hanao "forum réalité" indray, dia tongava mamonjy Carrières sur Seine (ao be embouteillage ahafahana mivily làlana tsara) na Rôma 2.
Mbaliana: zah tsy sahy niroboka tanaty rano fa sao taitra tamin'ireo jôba manao mitsangana bdb :)

50. fasaly
(
11/08/2006 21:37)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo ihany i ds tsy niroboka zany fa tena ho taitra tokou raha nahita ny pozinay nanao nitsangana tao:wink::-D:-D:-D
51. cathy
(
12/08/2006 00:57)
lemenakely:
E tsy afaka ny tenanay noho ny asa e ..Andao atao hoe ny manetsa be mbola ho avy e.Nefa mbà te hahita andry FASALY ohatra ny tenanay!
dia manatena anao ho avy zany ny tenanay ny 19 kou
amin izay mahita namana injay eh
:)
52. cathy
(
12/08/2006 01:00)
re
tena tsy nanenina za tonga tany soa ihany fa tany
mbola nilay be kou ilay nandihy tao aminy fiesta sy ilay glasy lehibe indrindra alohany depart
hihihihihi
54. fasaly
(
12/08/2006 05:01)
hummmm! zay vao tonga i cathy an! slt njy clou de tsy hadino lay sirène ny sersera e! de i cathy izany:wink:
ary ny gilasy kou tsy hadinony an! hitako ery lay midongy revansy foana:-D:-D
ary ny gilasy kou tsy hadinony an! hitako ery lay midongy revansy foana:-D:-D
55. mbaliana
(
12/08/2006 05:06)
fijo =))=))=))ka glasy io koa anontanio cathy. hatrany am-pandrina :-D:-D
56. fasaly
(
12/08/2006 05:14)
kay kay kay kay! reto tena tssss hatràny ampanjiana mitsy veuh??????hummmm! ary nahazo ppids kely dool nony nody an!
57. mbaliana
(
12/08/2006 05:17)
fasaly ary inn ny ppids netinjy nony nody? hiran'ambondrona ve:wink::-D:-D
58. fasaly
(
12/08/2006 05:41)
mbaliana: poids aky io fa diso flapy a!
ié tsy afaka ao andohako ao foana lay hira:-D:-Dary handeha hiano hira n'ambondrona mitsy zao fa efa manina nanaovan'i colar azy:-D
ié tsy afaka ao andohako ao foana lay hira:-D:-Dary handeha hiano hira n'ambondrona mitsy zao fa efa manina nanaovan'i colar azy:-D