Miezaha mandeha ihany

21. ravatorano ( 09/08/2006 07:01)
sasa
22. fasaly ( 09/08/2006 08:23)
hery: oujyyyyy! inona ity mahatezitra:-D:-D:-D:-Dka poritra veuh zahay tsy hanao mitsangana e!
fijo sasa: zao re lay fandehany a!
ny lac nandehananay moa izany tsisy toilette mazava ho azy, dia enao anefa efa en maillot nitsofoka anaty rano, de raha poritra te hivalandrano enao ho aiza de mody hatao mitsangana ao anaty rano ao, fa zahay kosa tsy nandoto ny ranonay fa nandeha tery am tandrifinlay vazà tery de refa vita de miverina eo am tandrifinay, fa tsy zatra mivalandrano mitsangana re zahay ity ka tena dur ny mandefa azy sady amzay ao anaty rano:-D:-D:-D:-D
zava misaheo daholo zany rehefa sendra ny poritra sy tsy azo anoharana e!:-D:-D

mazava aminareo amzay veuhhhhh! ôôôô!:-D:-D
23. Ralay ( 09/08/2006 08:58)
ravatorano: Manja koa anie ny any @ tanàna na dia efa faleha matetika aza e.Ataovy masaka tsara fa mbola hiverina any isika rehefa hitokana e. :lol:
24. Fiffi ( 09/08/2006 09:34)
fasaly: :-D:-D:-D:-D ohatran'ny hitako ery zany position-ndry zany an! :-D:-D:-D
25. mamzelkely ( 09/08/2006 10:19)
ehh fasaly le mivalandrano ve mipipi alou ee :roll::-D:-D
26. cutie ( 09/08/2006 13:37)
@ rahovina le any Paris:?:
27. pissoa ( 09/08/2006 14:06)
fasaly =))=))=))=))=))
28. cutie ( 09/08/2006 14:07)
mba valio kely le fanontaniako ze mahay fa ilaiko maika le daty :lol:
29. fasaly ( 09/08/2006 14:24)
pissoa, fiffi, mamz: ka tsy izaho rery anie no miaraka manao anzany fa zahay rehetra mody mandeha milomano de hoe zany lasa lavitra anefa ery amlay tandrinfin'ilay vazà ery, de mody misarasaraka, ny sasany zany hita manena beuh mahintsy:-D:-D:-D:-D
30. fasaly ( 09/08/2006 14:26)
fiffi: sady hatongilana kely ny maillot an!:^):^):^):^):-D
31. pissoa ( 09/08/2006 14:28)
mampime be :-D:-D:-D:-D:-D
32. ds ( 09/08/2006 21:04)
cutie:

@ rahovina le any Paris

mba valio kely le fanontaniako ze mahay fa ilaiko maika le daty :lol:

Raha fihaonana dia amin'ny sabotsy faha-19 aogositra manomboka amin'ny 7 ora alina.
Toerana : Carrières sur Seine (78).
Raha ho avy ianao, dia mba ho tonga aho ;-)


33. ftma ( 09/08/2006 21:14)
cutie: ohatr'ireny hoe ho tonga ireny :wink:
hiezaka ny ho tonga ihany raha tonga cutie ;-)
34. cutie ( 09/08/2006 21:39)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 10-08-2006 02:14:39
Lohateny : Re : Miezaha mandeha ihany
cutie: ohatr'ireny hoe ho tonga ireny
hiezaka ny ho tonga ihany raha tonga cutie

njy a, andray kosa
tsy haitsihay njy fa sao mahazo @ lotterie tampoka za de tonga any koa:-D:-D:-D:-D
35. cutie ( 09/08/2006 21:40)
Mpandefa : ds [ Valio ] 10-08-2006 02:04:27
Lohateny : Re : Miezaha mandeha ihany
Hoy i cutie:

@ rahovina le any Paris

mba valio kely le fanontaniako ze mahay fa ilaiko maika le daty


Raha fihaonana dia amin'ny sabotsy faha-19 aogositra manomboka amin'ny 7 ora alina.
Toerana : Carrières sur Seine (7.
Raha ho avy ianao, dia mba ho tonga aho

merci ds :wink:
36. mbaliana ( 10/08/2006 06:43)
loll be... nareo koa ange ry reto efa maka saina lavitra e, nefa dia hevitra akaiky kely ..
hery kalam fotsiny ianao e, tsy gravy reo sipa reo fa tena milay be...soa fa tsy nanana okasion niarahana daholo reo sipa retra reo fa angamba humm be... i Ds aza nahodina sipa 4 be zao loll =))=))=))
37. fasaly ( 10/08/2006 09:26)
mbaliana: tena gaté mitsy wa i ds tamin'iny e!:-D:-D:-D

:? ary nahita anilay sary fiesta zà de mitsiriritra beuh tssssss! tahakizay ihany zà nandeha tany kou, tara lôtsa...:?:cry:
38. mbaliana ( 10/08/2006 10:27)
fasaly dsl be akia fa njy moa nanaraka ahy natory koa...:cry::cry:
39. fasaly ( 10/08/2006 13:34)
kou njy kou aza mbo tsy nandeha kou! sam vizana tsika roa :cry::cry::cry::cry: sady mbola nila nifoha maraina, tsisy dsl zany aky kouuuu!:-D:-D:-D:-D
40. dd ( 10/08/2006 14:03)
mety koa anie lay mihaona madinidinika e! (vitsivitsy no tiako lazaina, ohatranay tsy d afaka mankaiza loatra ...)

sa tsy zany ry hery? tongavako foana na mikivilivily @ by sy kileta aza aho ka ...
:lol: :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4096