Miezaha mandeha ihany

1. hery ( 08/08/2006 14:14)
Torohevitra fotsiny hoe misimisy ihany ny fihaonan'ny namana amin'ity vakansy ity koa raha afaka dia miezaha mandeha ihany fa tsy hanenenana.
Araka ny nolazain'i ds tamin'ny fihaonana taty Italia hoe harena be ho antsika eto ny fananana namana. Eritrereto hoe n'aiza n'aiza aleha dia misy olona fantatrao foana. Ary tsy izay ihany fa hoe na antany lavitra aza ianao dia mety misy namana tonga mamangy.

Koa taorian'iny fihaonan'ny namana serasera taty Roma iny dia hisy koa ao Paris sy any Toamasina.

Samia mandray izay mahasoa azy e.
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:43
2. fasaly ( 08/08/2006 14:44)
zà kalou ry hery de tena nanenina tongotra amantanana raha tsy nandeha fa tena hay mahafinaritra dool nyh ankizy a! ny sympatizé taminareo rehetra tena mba tiko indrindra.....:wink:
zà ndray mandeha foana fa gasy tia fety kouuu!:-D
3. lemenakely ( 08/08/2006 15:01)
E tsy afaka ny tenanay noho ny asa e ..Andao atao hoe ny manetsa be mbola ho avy e.Nefa mbà te hahita andry FASALY ohatra ny tenanay!
4. fasaly ( 08/08/2006 15:45)
hummmmm! tahakizay toi tany de mba nilalao rano niaraka taminay kou an!
nilay be ngefany fa manetsa be marina ho avy de homano de ny meloha e! ny ahy aza à la dernière minute kanouuuu:°):°):°)
5. mangidy ( 08/08/2006 16:37)
re
nanenina tongotra amantanana raha tsy nadeha mbo kozy e!! nahay zavatra bdb humm oh N... nitsangana grace a fasaly, nihinana glasy milay beuh hummm mbola tsy afaka ambavako le tsirony injinja mo fa niaraka nivazo taminareo rehetra e!!!
(l):*
6. lemenakely ( 08/08/2006 16:46)
e! e ! e dia aty PARIS zany no fotoana koah!
7. fasaly ( 08/08/2006 17:28)
mangidy: tena dur be amiko aky lay manao mitsangana a!
sady mandotyo ranon'oul fotsiny tsika:-D:*:*:-Dnilay aky mangidy a!:-*:*:*

oviana ny any paris ry lemnakely a!
8. fijo ( 08/08/2006 17:54)
manao mitsangana?????
9. Fiffi ( 08/08/2006 18:06)
:roll:
10. mbaliana ( 08/08/2006 18:25)
fijo anga mbola tsy nanao mitsangana... tara ianao zany ...
fasaly sy mangidy nareo kosa aloha tena im-bdb nande tany ee za aza tena gaga mihitsy...le tany amin'ny nitsangana io
11. fasaly ( 08/08/2006 18:45)
:-D^^:-D:-D:-Dfanina ndray ny namana tsy nandeha an! nilay zany nanao nitsangana fa dur e! ela be vao mandeha lay izy:-D:-Draha afa-po nareo de hazavaiko tsara am farany:-D:-D
12. fijo ( 08/08/2006 20:14)
tena azavao fa mahaliana be ka.
13. sasa ( 09/08/2006 02:51)
fasaly
hazavao ilay hoe "manao mitsangana" fa otran'ny hafahafa akia =))=))=))
14. naritsimba ( 09/08/2006 03:58)
hery> raha ny hevitro ry Hery dia tsy misy afa-tsy ny mandeha ihany no mety, na firy na firy ny isan'ny olona mandeha @ ireny fihaonana na fitsangatsanganana ireny dia tsy mahakivy ahy izany. Raha ny namana fantatro manerana an'i Madagasikara dia tsy voaisako intsony ary tena marina ilay hoe tsy very mandeha zà raha mbola eto @ ity Nosy ity.
Hadalan'ireo izay milaza andeha nefa tsy tonga raha tsy hoe sampona tsy azo anoharana angaha.
Efa tratran'io manao prô io zà fa dia nataoko hatramin'ny farany ilay izy na dia hoe vitsy aza izahay no tonga dia nilay foana, satria 1 andro no noheverina lasa nitohy 2 andro le izy satria tsy nahafoy ny hisaraka dia aleo notohizana.
Zà te andeha ilay any Tamatave fa tena tsy afaka raha tsy @ volana desambra satria efa vita ny fandaharam-potoananay @ fandehanana mihira hatramin'ny faran'ny taona.
15. hery ( 09/08/2006 04:14)
fasaly> kay nanao nitsangana koa? :evil::evil:

tena gravy ireto sipa ireto. Zah anefa tsy nanao douche raha tsy tany antrano tamin'iny. Grrrr.
16. Fiffi ( 09/08/2006 04:49)
fa nanao inona aloha eh ? :roll::roll:
17. mamzelkely ( 09/08/2006 05:20)
mitsangana akia fiffi aa:-D
18. Fiffi ( 09/08/2006 05:59)
mamz: ka mitsanagana nanao inona ? :-D:-D:-D
19. ravatorano ( 09/08/2006 06:03)
marina ny tenin i naritsimba satria ohatran ilay natao tany antsirabe ka d nandehaihany na dia tsy araky ny no heritreretina aza ny namana tonga.
Marina ny tenin i hery hoe miezaha mandeha ihany , ny handeha dia hisy tokoa fa tsy tafaraka satria ny sasany any mahajanga,ny hafa any morondava ,za zao mety hihezaka ho any toamasina ihany na farafaharatsiny ao Antsirabe(any amin ny tanana ralay ah ),ny sasany moa dia nanapakevitra imiitsy ny hijanona.
Ilay toamasian ry zareo araky ny efa voalazako tatsy amin ilay lohahevitra akiray atsy de efa nahemotra aloha ahfa d ho hita eo ny manaraka e
Mirary antsika hanana vacance milay b daholo eh na d misy manao mitsangana aza hahahahaha
hery
20. sasa ( 09/08/2006 06:31)
zoky aza masiaka wa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2734