Thrombose veineuse na phlébite na embolie pulmonaire

41. fijo ( 26/09/2006 21:50)
aoka letsy.
42. tisera ( 29/09/2006 09:56)
tena marina izany koa : tokony ho ferana ny fihinana voatabia , laisoa sy izay karazana choux hafa rehetra sns...; fa ilay aspirine ange cathy raha mbola tsy nahazo traitement fa vao maheno ilay manaintaina ao @ tongotra no atao é! Indrindra ho an'ny olona any Dago fa sanatria miakatra tampoka ilay caillot . Sady ny lovenox sy ny héparine mbola vao hovidiana any @ pharmacie satria mety tsy misy akory ao @ hopitaly.Fa tena tsy haiko indray ilay hoe ny thé koa tsy mety @ AVK
43. fijo ( 29/09/2006 21:17)
ity fady kaly ity ry zalahy tsy voako an.
44. tisera ( 30/09/2006 04:37)
:?k'angaha manan-tsafidy ry fijo ilay tsy mihinana an'ity na iry fa rehefa izay no mahasoa ny fahasalamana dia tsy maintsy mitandritandrina : lahy tokana hono ny aina koa! Nefa aloha tsy mora io mfady hanina eo tokotrany....
45. cathy ( 07/10/2006 19:35)
vao hanao traitement anti coagulant ray dia tsy mahazo mihinana asprine intsony mihitsy.
ny hemorragie interne no atahorana.
ny zandriko anie nihinana asprine dia nanao hemorragie digestive de tsy avotra eh

mba tsy hiakarany dia mila mitsotra dodo dia tsy maninona

tsy voatery tsindrona anie fa misy comprime eh sady mora ilay izy ny ahy zao previscan

ie mila mifady aloha ilay izy eh voatabia salade foie choux fa anjary tsy mandaitra ny fanafody .

ny dite fadina dia tsy kopy injay tisera an ilay zavatra mafanafana reny zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3704