Thrombose veineuse na phlébite na embolie pulmonaire

1. tisera ( 07/08/2006 12:21)
Sao dia mba misy efa voan'io ianareo na nahalala olona voan'io ? Misy olona akaiky ahy mantsy niditra hopitaly noho io aretina io ka mba tiako ho fantatra ny mombamomba ilay aretina sy ny tokony hatao . Misaotra mialoha é!
novalian'i cathy ny 07/10/2006 19:35
2. Fanja1 ( 07/08/2006 13:03)
za aloha tsy mahay fa ito we jerena:
http://www.astrazeneca.fr/AZFR/VotreSante/Cardiologie/ThromboseVeineuse/cequilfautsavoir.htm
3. watafon ( 07/08/2006 13:43)
ny thrombose veineuse zany dia fahastetsenan'ny veine vokatry ny fiandronan'ny rà ao anatiny ! d izy io raha tsy voatsabo no miakatra mankany @ avokavoka d mitarika ilay atao hoe emblie pulmonaire !
Misimisy ihany ny antony mahatonga izy io
4. fijo ( 08/08/2006 16:20)
ny loza dia mahafaty tampoka,fa ny olona eto ankaikinay,nanatitra ny zanany nianatra,dia tsy tafatsena ny zaza intsony,fa maty tao.noho io embelie pulmonaire io
5. tisera ( 09/08/2006 04:22)
Dia misaotra anareo rehetra é! Efa hitako @ net tokoa aloha ny ambangovangony fa ilay "histoire vécue" , na koa "témoignage"-n'izay efa voan'io na nahita olona akaiky voan'io no tena hilaiko . Tena ohatry ny hoe nararirary izany fotsiny mantsy ny tongotr' ilay havako nefa avy eo dia sempotra be dé soa fa nisy olona niantso ny pompier dia avotra ihany fa na izany aza lazain'ny tao @ hopitaly hoe mbola mety hiverina hono nefa ity izy mahafaty tampoka ity no tena mampatahotra ?!
6. Fiffi ( 09/08/2006 05:19)
ity koh misy ! http://www.google.fr/search?hl=fr&q=embolie+pulmonaire+&meta=
7. watafon ( 09/08/2006 18:27)
d marina aza io fa tena mahafaty tampoka mihitsy io aretina io k!
8. fijo ( 09/08/2006 19:36)
fa marina ve letsy le hoe mihinana aspirine de misava io?
9. watafon ( 10/08/2006 18:09)
Ie !Ny aspirine mantsy manana ilay propriété anti-agrégant plaquettaire zay : izany hoe tsy mampandry ny rà e! le embolie moa zany d vokatry ny fahatsetsenan'ny lalan-drà avy aminà caillot! le aspirine zany manakana ny fiforonan'io caillot io !
10. Fiffi ( 10/08/2006 19:51)
efa nahenoan'io koh zah! le mihinana aspirina an!
11. fijo ( 11/08/2006 18:48)
izao mantsy ry wata,za raha vao maheno le hoatry ny mila ho voan'ny krampy iny ny ilako,dia mihinanna io aho,fa misava le izy,ka tiako fantarina tsara sao manaonao foana.
12. Fiffi ( 12/08/2006 04:57)
zany ve ?
13. fijo ( 15/08/2006 19:04)
ie,mba zavatra fanao tany mahajanga io,de ataoko,fa tiako ho fantatra hoe mety ve
14. watafon ( 15/08/2006 19:37)
tsy maninona io k ! raha tsy marary vavony elah d tsy maninona , na koa hoe tsy manana ireny aretina hemorragique ireny fa contre indiqué mantsy ny aspirine amin'ireny !
15. fijo ( 15/08/2006 19:49)
tsy maninona ka.misaotra letsy e
16. watafon ( 15/08/2006 19:53)
tsisy hisaorana lesy an !
17. Fiffi ( 16/08/2006 16:12)
wata: fa ozy ndry hoe "le aspirine zany manakana ny fiforonan'io caillot io" nefa indray hoe "aretina hemorragique ireny fa contre indiqué mantsy ny aspirine amin'ireny ! tsy arako intsony !
18. watafon ( 16/08/2006 19:09)
zao akia an : anti-agrégant plaquettaire mantsy ny aspirine, izany hoe tsy mahamandry ny rà, k raha manana aretina na manana pb herorragique le olona d tsy azo omena aspirine satria vao maika tsy mijanona ilay rà mande ! azonjy v ?
19. fijo ( 16/08/2006 20:53)
mino aho ,fa mba mazava kosa izay ry fiffi an,fa raha tsy izany dia ity ny:idea:
20. watafon ( 17/08/2006 18:52)
mbola mandinika tsara angamba izy zay !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.187