Thrombose veineuse na phlébite na embolie pulmonaire
22. tisera
(
20/08/2006 09:45)
Lé havako aloha nihinana aspirine fa tsy nahatohika ilay caillot tao @ ranjony sy ny feny io é! Soa izy fa aty Frantsa fa t@ izy natao echo-doppler hono dia nolazain'ny dokotera fa raha tara ora 2 na 3 farafahabetsany fa mbola nandeha ihany dia izay no izy . 10 andro izy tsy nahazo nitsangana mihitsy tany @ hopitaly fa nitsindrona anti-coagulant dia mbola mitohy 2 volana hono izao ny traitement -ny .
23. watafon
(
21/08/2006 06:16)
tisera: le aspirine anie pour prévention e! fa raha efa miseho ilay aretina d tsy afany intsony fa tsy maintsy hospitalisé mihitsy alou araka io voalazanao io ! :-*
24. tisera
(
22/08/2006 06:23)
misaotra an'i watafon!:-*:-* dé raha vao mararirary tongotra izany dia tokony mihinana aspirine é!
25. watafon
(
22/08/2006 11:21)
tisera : :-*:-* raha olona manana pb na tension na pb cardiaque d tsara raha mihinana aspirine 100 mg/j e!
27. cathy
(
28/08/2006 19:17)
manao ahona nareo
izaho izao no voany io aretina io
tsy mahazo mihinana asprine na AINS refa manao traitement
ny traitement nataoko de 10 jours repos au lit mba tsy hiakatra any aminy fo ka hanao embolie ilay caillot
heparine sy previscan no traitement mila surveille io satria lasa fluide be ny ra
manao analyse 1 fois par sem ny INR
refa stable de 1 fois par /2 sem na par mois
raha ny phlebite de mila jerena ny cause nahatonga azy de iny no tsaboina
mila manao bas de contention kou zay no prevention tsy hiverenany

29. cathy
(
29/08/2006 22:14)
matetika voany phlebite refa mandeha avion ela be
mila mitsangana matetika fa tsy miforitra ao raha alavitra no aleha
mila mitsangana matetika fa tsy miforitra ao raha alavitra no aleha
31. cathy
(
31/08/2006 21:27)
fadina ny mihinana aspirine raha olona efa nanao traitement fa manao hemorragie na interne io na externe.
ilay ba de contention aza adino oh
za efa voa fa mbola velona za zao ary tsimaninona intsony oh
^:^^:^^:^
ilay ba de contention aza adino oh
za efa voa fa mbola velona za zao ary tsimaninona intsony oh
^:^^:^^:^
33. cathy
(
05/09/2006 15:00)
zany ve
tena maharary ny voanio an raha hita ny cause tsy maninona fa araha tsy hita sarotra be ny mitsabo azy
marihiko fa mety manaranaka kou io aretina io
fa zao raha vao henona mavesatra ny tongotra mararay ny mollet avy nanao vac na nitaingina train na avion de mbo mailomailo

34. fijo
(
05/09/2006 21:10)
izay aloha dia marina mihintsy.izay no tsy itiavako mipetraka foana ao anatylamasiny sy roplanina
36. fijo
(
07/09/2006 21:38)
sady ireny aretina mody kely sy mitranga tsy ampoizina ireny anie ka tena ratsy e
37. watafon
(
09/09/2006 14:03)
izany mhitsy ry fijo an ! hafa no hatahorana kinanjo ilay tsy nampoizina no namono !hein !:cry:
39. fijo
(
13/09/2006 21:49)
dia mitandrina fotsiny e.
dite kelikely matetika eny ihany fa tsy atao be
dite kelikely matetika eny ihany fa tsy atao be