10 août
42. prime
(
11/08/2006 10:11)
fijo a> deba no efa nanao famotsoran-keloka faobe t@ iny vao tonga teo @ fitondràna t@ 96 fa ny hery velona (fitondran'i zafy) tsy nahavita n'in n'in fa nilaozana nanao mada raid sy nandoro rova sy ministera dia adino tao ny mpitolona rehefa azo ny seza...
44. jentilisa
(
12/08/2006 05:16)
ka efa vitan'ny sasany mialoha izany ilay izy ka azo iverenana intsony angaha!
48. prime
(
16/08/2006 14:17)
fijo a, tsy nisy "crime contre l'humanité" iny fa "manipulation politique" hampietsehina ny "merina" dia izay voa tao dia miala maina... ary ny an'i deba efa nalefany aloha dia fanina daholo ny rehetra...
49. fijo
(
16/08/2006 22:02)
ka ry zafy anie toa nitory hoe crime contre l'huma iny e?fantako tsara fa tsy tafiditra amin'izany iny,fa mba resaka atao iny.
50. prime
(
17/08/2006 08:27)
fijo> misaotra, efa fantatro anie hoe fantatrao fa mba mampiady karajia isika e... :lol::)
Fiffi> :-*:*
Fiffi> :-*:*
52. prime
(
30/08/2006 10:04)
Fijo a, tsy hoe tsy nahazo valiny fa tsy nanohy, nanaraka dossiers no tena marina... I deba sy ratsiraka hatr@izay anie ka mpirahalahy mian'ala fa eo imason'ny vahoaka fotsiny no... he!he!he!
T@ 2002 iny vao tsy maintsy nibaribary ny marina... Etsy ankilany, ny juge'ntsika any Genève olon'i deba ka resaka natao no betsaka nataon-dry zalahy...
Dia mitohy io hatr@izao hoe iza moa no manaraka ny dossiers an'i deba? personne... t@ 2002 nefa hoe extrader'na aty, (ny fitsaràna azy aloha vita ihany fa ny didim-pitsaràna nivoaka dia mampiseho fa na ity fitondràna ity aza tsy mazava koa...), handray andraikitra ny fikambanana maro ny @ izany ka hitory azy @ tribunal international... d avy eo, na ny filoha aza angaha miresaka an'izany mihitsy?

53. fijo
(
30/08/2006 21:43)
ka ingahy ratsiraka koa anie toa ny filoham pirenena afrikana rehetra e.arovan'ny frantsay ireo.tsy zavatra vaovao izany.ary fantatr'i ravalo ,ka dia aleo mangina.
54. prime
(
31/08/2006 12:12)
aho:Azfd, i zafy sy ratsiraka no tiako lazaina...
I deba sy ratsiraka hatr@izay anie ka mpirahalahy mian'ala fa eo imason'ny vahoaka fotsiny no... he!he!he!
Fa izao koa, i ra8 vao niditra ao @ ilay club koa ka ny fahanginany tsy midika velively ho fahanginana fahendrena, fa fahanginana misy antony maro...
55. fijo
(
01/09/2006 22:38)
zafy sy rabemananjara ary radidy aloha dia iray lasitra.
ilay valo ity no tsy hiako,ka aleoko mangina sao miteniteny foana
ilay valo ity no tsy hiako,ka aleoko mangina sao miteniteny foana
57. fijo
(
07/09/2006 22:37)
kozy e,ry zalahy mpitondra ireo mantsy mifandray tendro aby ny ankamaroany ka manahirana be le mamakafaka azy