10 août

1. diamondra27 ( 05/08/2006 20:44)
mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:36
2. dadabe ( 06/08/2006 04:34)
:-w:-w:-w:roll:
3. Fanja1 ( 06/08/2006 06:12)
diam's euhhhhhhhh za aloha de very e! fa nisy inn?
4. booboo ( 06/08/2006 06:29)
10 août 91 ve tsy hain'i Fanja1 ? noooooon !!!
5. Fanja1 ( 06/08/2006 07:03)
booboo tena tsy haiko marina e... mba ampio mou e:(
6. boubounezy ( 06/08/2006 07:16)
za mbola matsiaro fa za tany niaraka ny mpanao gazety fa tsy nitoull fa ny anadahiko retsa nitoull tany dôly ary za naita try rariny ny mandatsadrà sady @zay mbola gasy mitovy @ tena iany. itako eto fa reny nikarama ninana vidiny ainy oull reny alou dé aléo i Zanahary ao ambony itsara sy anafay azy reny
7. Noslid ( 06/08/2006 10:13)
diamondra27:

mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony


Ny lasa tsy mba fanadino. Indrindra ho avy indray izao ny fifidianana ka sao dia manao toy jamba miampita tatatra eo. Avelao ny tantara no HITSARA
Fanja1>>> Ra mandriaka teny Iavoloha io. Namoizana fianakaviana marobe noho ny fitiavam-pahefan'ny sasany. Anisan'ireny ny sasantsasany tamin'ireo mody nitari-tolona toa an'i DadaZafy sy ny hafa.:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
8. diamondra27 ( 06/08/2006 10:49)
noslid : m'ci

fanja1: io efa lazain'i noslid io akia no niseho a!

de mampalahelo, fa tsy tokony adinoina ny havana nitolona sy namoy ny ainy t@ireny
9. miangola ( 06/08/2006 12:07)
za aloha de tena tsy hanadino an'ireny mandrak'izay eee!
Nisy 8mianaka mirahavavy izahay no niaraka teny ka raha tsy nisy an'izay bildôzera efa simba zay izahay niafenana dia efa vovoka oh zay, roa andro taty aoriana vao tonga tany antrano fa nandositra tany anaty akata be zay @ zay mbola misy an'ireny Antandroy mitondra pilotra ireny manenjika,tsy tadidin'i bobonezy angaha le manaraka ao ambanin'ilay elikôptera mba tsy ho voatifitra? sy ilay vahoaka be potika teny antanimbary? hanavotra aina no nandosirana teny antanimbary hay fahafatesana @ fomba mahatsiravina no hita!!
za mbola manana ny video n'ireny
10. Herimiafina ( 06/08/2006 12:39)
diamondra27:

mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony


Mbola tsaroana ry mbola misy marobe talohan'io ny rà mandriaka mbola tsaroana foana!
Saingy ny mahakivy sy valaka dia ny tsy maty voalavo ankibo mbola manohana ary mbola be stratejika hanafina ireny ary mitady hamerina ireny! :wink:

11. pissoa ( 06/08/2006 13:31)
Zah tam'ireny 7taona ... fa tsy hadinoko ka (fa zah tsy teny an)
12. Fanja1 ( 06/08/2006 13:40)
Noslid sy diam's misotra betsaka anareo nanazava.. diam's hay za mbola zaza t@ zany 1991 zany.. no efa tsy tany ka zay tsy nahaizako aza.
13. Herimiafina ( 06/08/2006 14:12)
Zah efa lehibe tamin,io fa tadidiko tsara kah. na ny fitaka na ny famonoana tadidiko tsara, ny sofin'ny sasany mody tifirina basy mba hoe miara-ory amin'ny rehetra manana havana maty hono! :twisted:
14. Fanja1 ( 06/08/2006 14:31)
souvenir mampalahelo sy matsiravina kay:(:(:(
15. diamondra27 ( 06/08/2006 15:09)
HM, fanja1: grave b

miangola: de arabaina soa amatsara enao tsy maty fo amanaina

pissoa: mbola zaza marinaa njy t@izany f'efa intelligente be an
16. pissoa ( 06/08/2006 15:57)
Diams - ngamba tsy tadidiko ilay izy fa le notantaraina tamiko no tadidiko ka :roll::-D:-D:-D
17. Achia ( 06/08/2006 16:11)
Herimiafina:

Zah efa lehibe tamin,io fa tadidiko tsara kah. na ny fitaka na ny famonoana tadidiko tsara, ny sofin'ny sasany mody tifirina basy mba hoe miara-ory amin'ny rehetra manana havana maty hono! :twisted:


Iza kay zany ry Herimiafina ? danz koa zegny a :evil:
18. Herimiafina ( 06/08/2006 16:17)
Aleo tsy tononina eto sao dai hisy havany hipoitra indray ato mba kaozy e! Le mpitarika e.
Le mpitarika koa anie tena mpiray tsikomba amin'ilay namono e!
De iza koa ireny mpilalao pilotra ireny? :twisted:
19. diamondra27 ( 06/08/2006 16:36)
hummm, tsy azo ambara marina izany fa jereo ny gazety archives


achia: zany oe : ty raha ty zeny tsy azo ambar fô matinjareo akeo i HM ra vô mivôlagna akeo

vilano aminjareo agny fa malahelo zahay e!
20. Herimiafina ( 06/08/2006 17:06)
An3, tsy hoe matinjareo i HM raha mivolana fa manjary tonga zah de mora tratra raha manao vanzansa! Satria tonga dai hita be ny mobile-ko! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008