10 août

21. rabaradaka ( 07/08/2006 06:37)
Ny lasa tsy mba fanadino fa misy lesona azo tsoahina koa ange amin'ireny e, aleo ilay lesona no tsara resahina.
22. diamondra27 ( 07/08/2006 08:33)
rabaradaka:marina tokoa izany, ianao izao no manana hevitra dia mba lazao ihany zahay sao dia afaka manatanteraka an'io any aoriana , rahatrizay
23. prime ( 07/08/2006 11:36)
24. diamondra27 ( 08/08/2006 06:30)
fa ahoana akia?naka fisainana njy de ahoana aveo
25. prime ( 08/08/2006 13:34)
mba te hihaino ny tohiny dia naka popcorn njay aloha...:lol::-D
26. fijo ( 08/08/2006 17:19)
za vao vita kely ny teny dia lasa nankaty aho,fa kivy.taty aho no nahita le film tany.
de mbola hoe fampihavanana ihany hono e.
27. zandrypte ( 09/08/2006 07:40)
10 aout 91 tantara ireny dia mba apetraho ny fanontaniana hoe
inona ny lanjan'izany palais presidentiel izany aminy firenena repoblikanina ?
iza no responsable voalohany, aiza no niafarany dossier 10 aout 91 tany aminy tribunal ? dia iza no nitondra apres 10 aout 91
za tsy maneso na manaratsy fa nul ne peu se prevaloir de ces propre turpitude .ra mandriaka mahatsiravina ireny marina izany fa ireo nitondra ireo vahoaka tany iavoloha firy no maty tamin'ireny?
tsisy angamba raha tsy diso aho.raharaham-pirenena ireny .mailo ihany ny tantara dia natao anatsoahana lesona .
28. Achia ( 09/08/2006 15:22)
zay zany le lesona lazain'i baradàka teo ? io ve ho popcorn ry prime a ? gôloazy io e :°):-D:-D
29. fijo ( 09/08/2006 20:25)
zandrypte,tena marina io voalazanao io.ny mpilalao vahoaka dia iray petsapetsa koa tamin'ireny raharaha ireny.
30. Herimiafina ( 09/08/2006 20:34)
Aleo tsy tononina eto sao dai hisy havany hipoitra indray ato mba kaozy e! Le mpitarika e.
Le mpitarika koa anie tena mpiray tsikomba amin'ilay namono e!
De iza koa ireny mpilalao pilotra ireny?
31. Fiffi ( 10/08/2006 04:16)
manaraka zany tantara zany eto sisa no mba azoko hatao fa tena tsy naharaka koh!
32. jentilisa ( 10/08/2006 04:54)
izaho aloha dia niaina iny soa aman-tsara
33. diamondra27 ( 10/08/2006 05:47)
jentilisa: arahabaina tsy maty fo aman'aina, mbola mifanatrika aminay eto

arosoy aza ny témoignage raha azo atao, ny zavatra hita t@ireny etc... sady mba mi-évacuer ny souffrance @izay
34. Fiffi ( 10/08/2006 06:13)
kay tena grave de zavatra niseho zany an!
"Massacre des manifestants lors de la marche sur le Palais Présidentiel de Iavoloha ":(:(:(
35. jentilisa ( 10/08/2006 07:40)
Io niteny teo ambony io moa i diamondra27. Koa izay te-hamaky dia
http://jentilisa.blogspot.com/
ao isika mihaona, raha taratara ny mamaky azy dia ao amin'ny tahirin'ny 6 aogositra no misy azy.
36. prime ( 10/08/2006 10:21)
Tena mafy ireny, nefa dia fanahy iniana ankehitriny fafàna @ tantara, toy ny mahazatra... Efa fanaon'ny sasany moa izany ka tsy mahagaga...
Tsy misy androany filazàna na dia iray aza ho fahatsiarovana ny 10 aogositra, sady andro iasàna no andro toy ny andvanandro... Mampalahelo...:-w:-w:-w
37. Fiffi ( 10/08/2006 11:08)
Rehefa mitsingerina ny anio,
dia mirimorimo toa tadio
ny fahatsiarovana an’ialahy,
r’ilay any ambany rangolahy,
r’ilay olomangam-pirenena,
tsy nampiseho fitiavan-tena,
sahy nanohitra ny jadona,
n’ino-n’inona nigadona… An-tsaina foana ny androany
voatery arahana tomany :
ialahy no voalohan-daharana
mpanentana nifaharana
tamin’ilay nankeny Mavoloha,
tsy ekeko, tsy avelako ho taloha
fa hovelomiko hatrany…
raha izaho no eto an-tany,
ka hotsaroan’i Gasikara,
fa ny anio dia « tantara »…
hotsaroana ilay « diabe »,
Ny 10 Aogositra sy Honoré !

Moks N. Razafindramiandra La Gazette de la Grande Ile
38. prime ( 10/08/2006 12:09)
Bravo fiffi...
39. fijo ( 10/08/2006 20:05)
fa nilaza kosa ny fitondrana,fa iny raharaha 10 aogositra iny,dia tsy hisy famotsorankeloka.
40. jentilisa ( 11/08/2006 03:50)
ny fitondrana ankehitriny ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081