Ny malagasy ve misy taranaka JUIFS

41. Achia ( 09/08/2006 16:18)
jiosy :°)
42. fijo ( 10/08/2006 16:10)
izay voalazan'i herimiafina izay.misy jiosy any mada,fa raha hiteny hoe taranaka jiosy ny GASY dia tsy ekeko;
43. Herimiafina ( 10/08/2006 16:11)
Izay mihintsy kah! :wink:
44. prime ( 11/08/2006 11:26)
taranaka jiosy ny gasy sasany zany ve no izy???:lol:
45. fijo ( 11/08/2006 20:01)
ie ,ny sasany vitsivitsy.
46. soanja ( 14/08/2006 15:59)
Taranaka Jiosy ny Gasy sasany ka. Na hanaiky na tsy hanaiky io indray safidin'ny tsirairay. Ohatry ny hoe tsy manaiky aho fa taranaka Afrikanina, hoy ny sasany. Toy izany ihany ny hoe tsy ekeko ianareo hoe taranaka Arabo. Samy mahalala ny momba azy io ry Fijo.
47. prime ( 22/08/2006 12:06)
:lol:
48. namanao ( 24/08/2006 12:40)
49. prime ( 24/08/2006 12:46)
za koa te hanao ie :-D:-D
50. ferrari ( 24/08/2006 20:46)
Tsy maintsy misy ka rehefa jerena ny population gasy dia misy melange (arabes musulmans-andevo-sinoa-karana)

Efa elabe ny religion ray : ny judaisme .
Par ex. ny taranaka ny reine de Saba nandeha hipetraka tao Ethiopie.

Tao Djibouti na zanzibar nisy nanao trafic d'esclaves taloha(mathusalem) donc mety nisy juifs ethiopians tonga hoe cotes de madagascar miarakaminy arabes.

Izany mety hevitra marina.
51. mimich ( 25/08/2006 08:59)
misy mpiara-mianatra taminay avy any fort dauphin toa oh metisy juif (av any am rzam-beny any , ary hita taratra kely am tarehiny ilay izy) izy ka tsy haiko na zany no atao hoe taranaka jiosy na aona
52. prime ( 25/08/2006 11:15)
ahoana ny tarehiny...:lol:
53. seraphin ( 19/08/2007 15:04)
Araka ny fantatro sy henoko aloha hatramin'izao dia ny Taranaka Tandroy any atsimo, faritra atsimon'i Madagasikara dia Jiosy. Ny Jiosy dia tsy voatery hanaraka finoana judaisme. Araka ny tantara amin'ny fiavian'ny Tandroy dia betsaka ny milaza araka ny henoko fa jiosy ny fiavian'izy ireo.Na ny fomba sy ny sisa......De izay aloha. Fa misaotra.
Mamangy ny namana rehatra any en.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5672