Ny malagasy ve misy taranaka JUIFS
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
22. Herimiafina
(
05/08/2006 13:35)
Shalom pissoa! Ka zah efa nampitanjina hoe tsy mahatana knou. Ahitana plezira be le mamoaka sekire an'olona, sirtout jiosy izy. hehehehe:-D
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
23. pissoa
(
05/08/2006 13:37)
Tsy hitantarako sekire intsony njy amin'ny manaraka izany :oops::-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
24. Herimiafina
(
05/08/2006 13:38)
Mbola amin'ny manaraka izany fa ny anjoany aloha tantaraina! :-D
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
25. pissoa
(
05/08/2006 13:39)
Tsy mila e ... sady tsy mba olona vitsy no tenenanjy fa tonga dia eto amin'ny forum ve kou :twisted::-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
26. Herimiafina
(
05/08/2006 13:41)
Nareo ve tsy hiverian hamboly voasary any Morondava ry pissoa, nareo jiosy mantsy ikoizana amin'io! :-D
NB: tsy jiosy izany ny tandroy fa tandroy.
NB: tsy jiosy izany ny tandroy fa tandroy.
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
27. pissoa
(
05/08/2006 13:43)
Dia avoahay daholo ny sekire-ko e ... tsy tantarainjy koa nga le resaka Mananjary nambarako anjy :roll::-D:-D:-D
NB: tsy jiosy izany ny tandroy fa tandroy.Ontso :-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
28. Herimiafina
(
05/08/2006 13:46)
Le resaka mananjary ve? saod e le resaka sambatra iny? Le hoe tsy mbola vita didipoitsa ve njy sa inona...?
Maninona no ontso? tsy misy ifandraisany anthropolojikmen mihintsy ny foko tandroy sy ny fomba fiainana jiosy kah, efa voaporofo io. :^)
Maninona no ontso? tsy misy ifandraisany anthropolojikmen mihintsy ny foko tandroy sy ny fomba fiainana jiosy kah, efa voaporofo io. :^)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
30. Herimiafina
(
05/08/2006 13:52)
ie, tsy azo generaliser-na ilay izy, tany antanimora Sud tany no nisy taranaka jiosy nipetraka nanahaka fomba tandroy dai izay fa tsy hoe ny tandroy dai jiosy! :roll:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
32. Herimiafina
(
05/08/2006 14:12)
Ianareo moa ry pissoa le avy any Antanimora Atsimo sa i zah kay? :-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
35. Herimiafina
(
05/08/2006 14:21)
Tratra rakalakely klé. :oops: (tena fanahy iniako ny tsy nihomehy kely :-D).
Fa izany eo ihany fa ity misy remarka kely:
-Ny jiosy dia misy azy manerantany, n'aiza n'aiza. tsy voatery nanaraka ny fomba jiosy intsony ry zareo kanefa misy ihany koa nanaraka azy io.
-Noho iznay dia tsy lavina ny fisian,ny taranaka jiosy any madagasikara.
-Izany anefa tsy midika fa jiosy avokoa ny malagasy.
Ny jiosy niasa tany morondava fahiny nanao ilay projet voasary ireny izao mety nanan taranaka tavela tany ohatra, toy izany koa ireo jiosy tao Antaninmora Sud, sns....:roll:

![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
36. booboo
(
06/08/2006 05:43)
dia misy tavela koa any @ Nosy Deboraha fiantson-dreo azy t@ zany( nosy Sainte Marie ) dia ny sasany t@ reo nifindra tao Antananarivo.
![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
38. prime
(
07/08/2006 08:39)
sekabe> misaotra @ fanazavĂ na...
Ny sasany @ izao mbola mifanondro ny jiosy sy ny tsy jiosy fotsiny... :-D:-D