Mahagaga ity fandikana vilana ity e!

41. Herimiafina ( 03/08/2006 12:18)
Misaotra betsaka fa mazava. Mbola misy tohiny ilay tantara e!

Tena lasa resaka nihitatra be mihintsy io resaka io amin'izao an, asa ny resaka ambadika nandeha tany fa dia sosotra tokoa ilay olona an. Inona re no marina e? Simba mantsy hono ny fiainany fa nisy resaka telefaonina nandeha tany ambadika tany! Mba ampio re hahfantatra e! :roll:
42. Fiffi ( 03/08/2006 15:43)
43. prime ( 07/08/2006 08:48)
Ary angaha tsy mety rehefa manontany ny manao hoe "sao dia hitanao ny stylo'ko teo?" na "sao dia mba tsy tandritandrina tazanao ilay porte-feuille'ko teo??? fa tsy hoe ianao angaha...???
Sady rahateo ny "ton" sy ny "geste" manontany matetika no tena "expression" mora voaray kokoa noho izay lazain'ny vava...:lol:
44. Herimiafina ( 07/08/2006 23:50)
Mety ihany koa io kah, fa raha hanao toa io foana mba hialana amin'ny dika vilana dia mety matin'ny harerahana ny vava sy ny saina, lany rondoha hoy ilay akama izay! :-D
45. papala ( 08/08/2006 10:50)
Herimiafina:

Tena henjana retsy io ry soanja satria tena hianarana mihintsy ilay communication, hianarana ny resaka mood sy attitude ny diplomacy fa dai eeeehhh, toa manginy fotsiny ihany.

Ny tena mahagaga ahy dai ny olona manao toa ireny dia manipy ny responsabilité any aminao foana, lazainy fa ianao avokoa no anton'ny fahoriany rehetra. Nefa ianao tsy manao n'inon'inona azy akory sady tsy misaina n'inon'inona akory an! :^)



Tena manamafy ny tenin'i Herimiafina mihintsy aho, fa ny olona mpanao an'ireny dia mpanala tena tsy mety diso mihintsy sady miseho ho mahafantatra zavatra be mihintsy,sady olona miseho manindry be.
Za efa sendran'izany dia nifamaly be tamin'ilay sécurité, fa hozy aho hoe sao dia sendra aty aminareo ny styloko ? dia tonga dia rangitra be ilay sécurité iray hoe : fa zahay ve dia efa mpangalatra mihintsy e!Ato anaty bureau izany an!Dia nandeha ny andro, kay afak'omaly n'io sendra nandalo teo amin-dry zareo aho dia hitako tampoka teo amin-dry zareo lay styloko! Fa tonga d hozy aho hoe sécurité mpangalatra tsy azo atokisana sady ambany saina mianankavy! Dia tsy nisy sahy niteny ry zareo fa nangina sady natahotra.
46. papala ( 08/08/2006 11:14)
Herimiafina:

Miala tsiny ry ireto fa ohatry ny masiaka be iznay zah teo aloha teo fa nisy zavatra mandreraka be mantsy e, izao no fandehany.

Misy olona tokony handoa hofatrano izay (efa tara 6 volana be izao, ka tokony hi-rembourser ny volako izy).
Vantany vao nifanena tamin'ity tovovavy nirahany aho dia niarahaba, niresaka tsara , nanontany vaovao, sns.

Avy eo aho nanontany hoe "ary ahoana ny momb ailay hofantrano?"

Tonga dia sendaotra be tsy misy ohatr'izany ity olona nanao hoe " fa izahay ve heverinao fa olona tsy manaja ny fifanarahana sa olona mahantra ka tsy hahavoaloha izay hofantrano kelinao iny e! Ampahafirin'ny volanay koa iny!"

Tonga zah de 8O8O

Loza an! :^)



Dia tokony ho valiana ny olona ohatríreny fa manjary hianao manana ny rariny indray no toa ohatry ny hoe hitambesaran'ny tsy mety. tokony valian'ny Herimiafina zao izy hoe : haloavy ary ny hofatranon-keliko rehefa manambola be nareo, fa ny fiheverako hanareo zao dia olona mahantra be ilaiana fitakiana hofatrano vao mandoa. Ambaniana mihintsy ny olona tahak'ireny, Atao mihintsy zay ahavoadona ny ati-dohany amin'izay hendry @ manaraka. Fa za tena mahita olona bdb ohatr'izany mihintsy ! Ary tena mankaleho be.
47. prime ( 08/08/2006 13:05)
HM> Izany hoe raha azoko tsara efa fantatrao izany fa izy mihitsy no nandray fa mba tianao hahatsapa tena ve izy???:lol: Fa raha olona maro manko no mifamezivezy eo tsara ihany ny mifanaja aloha fa tsy hay...:°)
48. Fiffi ( 09/08/2006 04:47)
de mba nalohany ve aloha le hofa-trano ?
49. Achia ( 09/08/2006 16:29)
ary ra hoe nankaiza ny solonifiko teo e ? :°)
50. Herimiafina ( 09/08/2006 16:54)
prime:

HM> Izany hoe raha azoko tsara efa fantatrao izany fa izy mihitsy no nandray fa mba tianao hahatsapa tena ve izy???:lol: Fa raha olona maro manko no mifamezivezy eo tsara ihany ny mifanaja aloha fa tsy hay...:°)


Io aloha dia zavatra misy indraindray ihany saingy tsy nametraka olana tamiko raha efa no-pre-medité-ko tahak'izany.

Fiffi> tsy handoa an'io izy fa zista hanala ny mauvais sort miatra aminy fotsiny raha ny analyziko.
51. Fiffi ( 12/08/2006 05:06)
ka inona no hitabatabana sy hanaovana maivava tahak'ireny ?
52. Herimiafina ( 13/08/2006 21:22)
8O8O8O8O
53. Fiffi ( 14/08/2006 05:16)
Herimiafina:

Avy eo aho nanontany hoe "ary ahoana ny momb ailay hofantrano?"

Tonga dia sendaotra be tsy misy ohatr'izany ity olona nanao hoe " fa izahay ve heverinao fa olona tsy manaja ny fifanarahana sa olona mahantra ka tsy hahavoaloha izay hofantrano kelinao iny e! Ampahafirin'ny volanay koa iny!"
Herimiafina: ka ireo voalazanao ireo nge no mahagaga ahy eh ! de hoy aho hoe ka inona no hitabatabana sy hanaovana maivava tahak'ireny ? nefa tsy nandoha an'le izy akory le olona koh!


54. pissoa ( 14/08/2006 09:45)
:roll::roll::roll:
55. Fiffi ( 14/08/2006 11:15)
gaga be daholo nareo!
56. papounette ( 19/08/2006 12:35)
Achia:

ary ra hoe nankaiza ny solonifiko teo e ? :°)

Mety ho zao ny valiny: Zà zany nolazainao fa nitelina ny solonifinao!:-P:-P:-P
57. prime ( 22/08/2006 12:14)
:-D:-D:-D
HM> ka raha tsy sur ianao ho'aho aleo aloha mifanaja ihany hoe "sao mba hitanao...", tsy mampiasa saina be anie izany no sady mitovy ihany ny hery lanianao raha miteny koa ianao hoe "ianao angaha no..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.084