Mahagaga ity fandikana vilana ity e!

1. Herimiafina ( 01/08/2006 14:18)
Ohatra: misy karazana olona manao toa izao!

Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe
"Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?"
na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?"

Dia tonga dia mivatravatra avy hatrany hoe:
"Fa iza no lazainao fa mpangalatra?" :twisted:
na koa hoe "Fa maninona no izaho foana no lazainao fa maka ny entanao?" :(

Inona no anton'izay? Ny teny gasy ve no tsy mazava sa ilay olona no zatra mi-jouer victime? :wink:
novalian'i prime ny 22/08/2006 12:14
2. soanja ( 01/08/2006 14:31)
Probleme-na listenning skills zany. Ka raha te hanana ny fifandraisana matomboka dia tsy maintsy jerena koa ny non-verbal cues (zany hoe ny tarehin'ilay mpametraka fanontaniana)
Betaska tokoa ny gasy manana an'io probleme io satria tsy vonona ny hiaino hatramin'ny farany fa tonga dia miantsampy amin'ny teny tsy vita ohatra na mandray antendrony. Ny fifampitokisana no antony mahatonga an'izany ka raha tsy ampy io iray io dia izay foana no ifarany.
3. Herimiafina ( 01/08/2006 14:35)
Tena henjana retsy io ry soanja satria tena hianarana mihintsy ilay communication, hianarana ny resaka mood sy attitude ny diplomacy fa dai eeeehhh, toa manginy fotsiny ihany.

Ny tena mahagaga ahy dai ny olona manao toa ireny dia manipy ny responsabilité any aminao foana, lazainy fa ianao avokoa no anton'ny fahoriany rehetra. Nefa ianao tsy manao n'inon'inona azy akory sady tsy misaina n'inon'inona akory an! :^)
4. xxx ( 01/08/2006 14:45)
Herimiafina:

Inona no anton'izay? Ny teny gasy ve no tsy mazava sa ilay olona no zatra mi-jouer victime? :wink:
de raha zatra mi-jouer victime izy de maninona anefa raha mba hatoro azy na ohatra hoe mba havadika ny fanontaniana fa sao mety misy zavatra mahazo azy ? Tokony jerena angamba ilay critère ny maha-tonga azy hanao an'izany na avy d nandray an'ilay izy zavatra hafa ?


5. Herimiafina ( 01/08/2006 14:50)
Raha tonga ianao hitady ahy, manontany anao ny vaovao nao any antanana any Dago aho satria olona vao tonga ianao, inona moa no tokony hahatonga anao hanao toetra tahaka io raha tsy efa ao aminao mihintsy ilay victime lava?

Aiza no hahalalako izay any antsainy any raha tsy efa voa izy?
6. pissoa ( 01/08/2006 15:05)
Herimiafina:

Ohatra: misy karazana olona manao toa izao!

Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe
"Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?"
na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?"

Dia tonga dia mivatravatra avy hatrany hoe:
"Fa iza no lazainao fa mpangalatra?" :twisted:
na koa hoe "Fa maninona no izaho foana no lazainao fa maka ny entanao?" :(

Inona no anton'izay? Ny teny gasy ve no tsy mazava sa ilay olona no zatra mi-jouer victime? :wink:


Tsy dia azoko loatra ny tian'i Herimiafina amin'ity mi-joeur-victime ity (nefa tiany mihitsy ny miteny an'io), fa heveriko hoe betsaka - ny hoe tsy fahaizana teny Gasy ny antony mahatonga ny interpretations tsy mitovy.

# Ny olona rehetra aloha dia efa tsy mitovy e. Tsy misy omena tsiny amin'izany.

# Ahoana ny fomba nanontanianao ilay olona. Raha soratra ohatra, ahoana no nanoratana azy. Tsy mitovy mihitsy ny handraisana ny natao matevina sy ny nataonao soratra tsotra.

# Inona ny zavatra noresahina talohan'io fanontaniana io (Io no ohatra eto). Raha vao avy nampahatsiavina ny hadisoany iray taloha izy ohatra - dia normal raha mandeha amin'io ny sainy.

# sns.
7. Herimiafina ( 01/08/2006 15:13)
Ataontsika hoe tsy nisy resaka talohan'io fa samy mandamin-trano eo, dai somary manontany ianao dai io ny fandehany.

Amiko dai tsara ny teny gasy fa ny olona mihintsy no tsy mahafehy azy. Tsy mamaky tsara ary tsy mionona amin'ny voalaza fa toa misaian be loatra zavatra hafa ampifandraisanaya zy amin'izay teny mivoaka.

8. Herimiafina ( 01/08/2006 15:16)
Betsaka ny ataoko hoe mi-jouer victime: "ny olona manipy foana ny hadidoana any amin,ny hafa izao anisany" satria mihevitra izy fa tsy manana responsabilité mihintsy rehefa misy ny probleme.

Raha misy ohatra ny adihevitra dai lazaina foana fa diso ny sasany na koa lazaina foana fa tsy misy mety mihaino izy, sns.

Ny petit chaperon rouge sy ny grand mechant loup akory tompoko tsy misy afatsy any amin,ny angano ihany, hafa ny fiainana reel, ka aza lazaian foana fa grand mechant loup ny hafa rehefa ianao mihintsy no te ho petit chaperon rouge, satria amiko ny fanafitohinana ny hafa toa izany dai maha-grand mechant loup an'i petit chaperon rouge ho azy, hehehehe :-D

9. pissoa ( 01/08/2006 15:23)
Herimiafina:
Ataontsika hoe tsy nisy resaka talohan'io fa samy mandamin-trano eo, dai somary manontany ianao dai io ny fandehany.

Raha io indray dia tena marina ny teninao hoe tsy mahakamo.

Mety hoe mi-jouer victime koa ve izany ny olona mahatsapa fa ataon'ny olona grand mechant loup foana? :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 01/08/2006 15:26)
Ie, tena izany mihintsy ny iray fanafitohinana legitime raha toa ka tena victime, fa ny iray tena fanafitohinana vandale mihintsy izay ratsy kokoa!

Toy ny mpangalatra sy ny pisoloky ihany io amiko!
Ny entanao araviravinao koa aiza no tsy alain,ny olona! Di avy eo ianao be menomenona hoe victime vol aho.

Ny tiana ho marihina dia ntokony ho samy ho tonga saina daholo fa manana responsabilité ao antin'ny zava-misy iray fa tsy ny hafa foana no lazaina fa alika na tsaratsaraina na juger-na ho anton'ny fahorian,ny tena! mazava!!! :-D
11. Herimiafina ( 01/08/2006 15:29)
raiso ny responsabilité, izay no hafatra tiana hapetraka ary aza atsipy any aman'olona, ilay grand mechant loup foana ve no andrasana hiaiky hoe diso, raha izay mantsy dia miala lavitra fa maharikoriko! :^)
12. fens ( 01/08/2006 15:34)
Herimiafina:

Inona no anton'izay? Ny teny gasy ve no tsy mazava sa ilay olona no zatra mi-jouer victime? :wink:



Misy hery miafina ao! zay no hitako mahatonga an'io!:p (azafady sefo)
13. Herimiafina ( 01/08/2006 15:36)
pissoa:

Mety hoe mi-jouer victime koa ve izany ny olona mahatsapa fa ataon'ny olona grand mechant loup foana? :-D:-D:-D


Samy hafa be ireo:
-ny iray tena victime na endrikendrika (ilay lazaina hoe grand mechant loup)
-moa ny iray victime-n'ny tenany ihany, satria tsy nisy nanendrikendrika azy akory.

Ny "mi-jouer victime" indray dai toetra hananan'io karazana faharoa io izay manamelontena lava sans que les autres manameloka azy.

Asa na mazava na tsia? :roll:



14. fens ( 01/08/2006 15:45)
ary elà zany raim de mahavaly klé?
15. Herimiafina ( 01/08/2006 15:49)
Nefa leisyd ai marary ny tanako ato klé, efa taopaka mantsy fa nanao accident de la route. :-D
16. pissoa ( 01/08/2006 18:12)
Herimiafina:
raiso ny responsabilité, izay no hafatra tiana hapetraka ary aza atsipy any aman'olona, ilay grand mechant loup foana ve no andrasana hiaiky hoe diso, raha izay mantsy dia miala lavitra fa maharikoriko!
Hay ve e! Mazava retsy an :-*:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 01/08/2006 18:14)
Siora retsy pissoa an! :wink:
Hoy i spiderman izay hoe "great power, great responsibility".
Hoy ilay HM izay hoe "great responsibility great power" hehehehehe:-D
18. pissoa ( 01/08/2006 18:19)
Dia inona re no teniko e :oops::-D:-D:-D
19. Fiffi ( 01/08/2006 18:49)
misy hoe mi-jouer victime , petit chaperon rouge , grand loup méchant ! zay vao tena azoko tsara le dinika kah! mazava tsara , sa tsy izany akia ry pissoa ?
20. vale ( 01/08/2006 22:07)
Herimiafina:

Ohatra: misy karazana olona manao toa izao!

Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe
"Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?"
na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?"

Dia tonga dia mivatravatra avy hatrany hoe:
"Fa iza no lazainao fa mpangalatra?" :twisted:
na koa hoe "Fa maninona no izaho foana no lazainao fa maka ny entanao?" :(

Inona no anton'izay? Ny teny gasy ve no tsy mazava sa ilay olona no zatra mi-jouer victime? :wink:

Raha ny fahitàko an'io indray aloha an, dia mahina fotsiny izao ilay olona, nefa dia mazava be ny zavatra anontaniana azy!:lol:

Ny tena mahakamo koa @ ty fandikana vilana ity dia na fanontaniana tsotra aza no atao indray2 dia mahatezitra olona8O :-D:-D:-D:°)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2135