Andriamanitra dia Reny koa fa tsy Ray ihany (Jiosy)
61. bmw307
(
17/08/2006 23:17)
mbola ankamantatra io hoe ray sy reny ny andriamanitra , satria isika dia nateraka fa tsinatao, nohoizany de tsimisy sahy milaza io no tena marina satria andriamanitra dia fanahy izay mitoetra ao anatin'olona tsirairay na lahy io na vavy.i adama sy eva ihany anie no namboharina fa isika efa taranany e! sa tsizany?ra tsimarina kosa io voalazako io de aoka izay tsihary nanonta mba hitorabato aty.
64. soanja
(
19/08/2006 04:31)
Sangisangy ny ahy iny ry bmw fa aza mikorapaka ise. Tsy misy diso ny voalaza ka. Na misy aza tsy zah tsy sahy hitoraka satria efa araka ilay efa volazanao e. Mpanota ny tena.
Fa mba sahy koa ianao manome an'io ahy an :* Tsy aleonao ve ity :-*:-*:-* amin'izay isika sy ianao tsy manota.
Fa mba sahy koa ianao manome an'io ahy an :* Tsy aleonao ve ity :-*:-*:-* amin'izay isika sy ianao tsy manota.
65. bmw307
(
20/08/2006 19:03)
eny ary e! efa itanao ve ny zavatra nalefako any @ mail nao ! soanja ao ary fa:-*:* ianao e! de vomary akipizo ange ny masonao e! de hoitanao ny endriko ao anatimasonao ao:*:*:*:*
