Embona 4 real

1. xxx ( 30/07/2006 12:29)

Coup de gueule atsipy any an-dranomasina,

Veloma ry Dago, tany nahalatsahan'ny tavony, nahalehibe, ary koa hilevenana. Na aiza na aiza misy ahy tsy adinoko ianao.

Veloma ry Dada sy Neny, Ray aman-dReny nahitako masoandro. Efa ela tsy nifankahita ka mba manina, sy mahahelo anareo. Manatena ny ahita anareo indray andro any. Tsy manadino na oviana na oviana. bisous mamy be.

love ya,
2. Fiffi ( 30/07/2006 20:23)
xxx: fa maninona raha mandeha kely manao vakansy any ? ny hafalian'ny RAD angamba an ?
3. Herimiafina ( 30/07/2006 23:13)
Lafo ny frais, tsy mora ny handeha handany vola hanaovana vakansa izany.
Izay no lalana ka mihafia aloha fa tsy maintsy tafaverina any ihany any aoriana any e!
kourazy xxx an! :wink:
4. xxx ( 31/07/2006 06:50)
love ya too xxx :-*
5. pissoa ( 31/07/2006 06:51)
:snif::snif::snif::snif::snif:
6. Fiffi ( 01/08/2006 03:24)
pissoa: ntsooooo aza mi-:snif::snif: akia fa mbola ho avy koh ny handehanandry any an! :-*:-*:-*:-*
7. prime ( 01/08/2006 07:05)
Hay ve efa niverina i Fiffi e???:lol: Nanao ahoana ny vakansy??:lol:
xxx> bon courage!!!:lol::)
8. mandrindra ( 01/08/2006 08:38)
ambanin'iny rahony iny, mnadainga izay tsy manina

pissoa, :-*
9. Fiffi ( 01/08/2006 09:08)
prime: ié ! tafaverina eh! :D
DM: marina akia zany an!
10. malalatinasoa ( 01/08/2006 09:12)
Mahereza e :-*, ny namana eto foana.
11. prime ( 01/08/2006 11:13)
Lasa poeta hatr@ ndry mandrindra...:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 01/08/2006 15:11)
:-D:-D:-D
13. fens ( 01/08/2006 15:51)
^:^^:^^:^^:^:snif: veloum any Dago any e!
14. Fiffi ( 01/08/2006 18:53)
fens: nga tsy hanao vakansy any koa ?
15. mandrindra ( 01/08/2006 18:55)
prime; aiza izay poezy eo zao :°)
16. Fiffi ( 01/08/2006 19:31)
mandrindra: de mba hanaovy poezy kely eh! :)
17. mandrindra ( 01/08/2006 19:39)
io indray ary i fiffi
laozany mangataka poezy :-D:-D
18. Fiffi ( 02/08/2006 04:38)
mandrindra: hummmm ! zay ary fa tonga de poezy manja an! :-D:-D:-D
Fa mba hasio poezy mba hanembona any ambanivohitra eh! misaotra aloha an! :):-*
19. Nickovy ( 02/08/2006 08:45)
Za koh zany mba manina an'i Dago malala saingy tsy afaka mody fa mbola mianatra:roll::roll::roll::snif::snif::snif::snif::snif:
20. prime ( 02/08/2006 09:23)
mandrindra:
ambanin'iny rahony iny, mnadainga izay tsy manina
ka tsy hevitra poeta ve izany???? somary eny an-tampon-tendrombohitra eny ianao no manoratra ny tohiny dia resinao dox...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2397