Embona 4 real
21. Fiffi
(
02/08/2006 11:36)
hakipy ny maso de alefa ny heritreritra de hummm ! misy poezy mi-rime manja avy eo an!
22. majesty
(
02/08/2006 11:37)
Tena mila manao dizina kely mintsy kosa alou hamonoana an'zany eritreritra te hody dago zany sa ahoana ry zalahy dia avy eo miaraka manao ranomason-toaka :-D
28. pissoa
(
02/08/2006 15:21)
mandrindra:
ambanin'iny rahony iny, mnadainga izay tsy manina
pissoa, :-*
Iza tsy ho manina hoy aho mandainga
Fa olon-te hody ka te hanainga
:snif::snif::-*
29. pissoa
(
02/08/2006 15:28)
Nickovy::-*
Za koh zany mba manina an'i Dago malala saingy tsy afaka mody fa mbola mianatra:roll::roll::roll::snif::snif::snif::snif::snif:
32. cutie
(
02/08/2006 15:43)
Mpandefa : Nickovy [ Valio ] 02-08-2006 13:45:08
Lohateny : Re : Embona 4 real
Za koh zany mba manina an'i Dago malala saingy tsy afaka mody fa mbola mianatra
efa hody tsika:wink:
36. majesty
(
03/08/2006 05:24)
fiffi:aza mbola tomany klou fa vao itady mosoara za,kony an mandray feno eo manko ny ankanjo de lazain'ny oul fa feno rarakivy eo ndray de tsy milay :oops:
37. majesty
(
03/08/2006 05:25)
fa ny mahagaga anah za eto dago nefa maninn tsy mba manembona ny any an-dafy :roll:
38. Fiffi
(
03/08/2006 05:33)
majesty:majesty: ka tsy mitovy kosa an! dago tanindrazana tsinona koh! :):-*
fa ny mahagaga anah za eto dago nefa maninn tsy mba manembona ny any an-dafy :roll:
39. pissoa
(
03/08/2006 06:37)
majesty - ka le andafy miteny vahiny dia mety malahelo rehefa miala ao (malahelo kely fotsiny)
Fa ny ahy aloha le korana be amin'ny teny gasy no tena tsy afako mihitsy e :roll:
Fa ny ahy aloha le korana be amin'ny teny gasy no tena tsy afako mihitsy e :roll: