kanety be

41. mandrindra ( 25/08/2006 10:40)
miandry anao ny (l) e :-D:-D:-D
42. cutie ( 25/08/2006 20:48)
mifandiso foana e :-D
43. mandrindra ( 26/08/2006 20:01)
ho hita eo indray androany izany
44. cutie ( 27/08/2006 19:55)
nifandiso koa:-D
45. mandrindra ( 28/08/2006 12:48)
aiza ihany no marina:wink::-D:-D:-D
46. cutie ( 28/08/2006 20:33)
de tsy hay tsony :-D:-D:-D
47. mandrindra ( 01/09/2006 11:07)
ataovy hay amin'izay ka:-D:-D
48. cutie ( 01/09/2006 15:44)
tsy mety wa :lol:
49. mandrindra ( 07/09/2006 14:54)
ataovy moa izay mety e
50. cutie ( 07/09/2006 19:56)
mety androany :lol::lol::lol::lol:
51. mandrindra ( 08/09/2006 14:10)
tena milay be mahintsiny:D
52. cutie ( 08/09/2006 20:14)
:lol::lol::lol::lol: zany an
53. mandrindra ( 12/09/2006 11:09)
sainga zah indray no tara :cry:
54. cutie ( 12/09/2006 20:41)
:lol::lol::lol::lol::lol:
tonga aloha toi fa tsy tara :-D
55. mandrindra ( 14/09/2006 18:55)
fa tara ihany teo aloha :-D:-D:-D
56. cutie ( 14/09/2006 19:06)
ary zao :-D:-D:-D:-D
57. shasha ( 09/10/2006 08:50)
fantatro ilay nanao finale io satria za mpanao kanetibe ka i JEAN RACLE LOLO ary MICHEL le izy ary ny mahafinaritra d atahorana ny gasy amin'zao fotoana zao
58. lesabs ( 08/12/2006 00:21)
boribory toy ny kanety be koa zany resaka zany ka miodikodina fotsiny... tss:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8031