kanety be

1. fijo ( 25/07/2006 21:32)
vita ny europetanque d'azur 2006 tany nice.
ekipa gasy no nanao ny famaranana,saingy dia resy (13/2)ry zalahy.
za tsy hiresaka le izy resy na nandresy,satria ny lalao misy resy sy mpandresy foana.fa ny tiako lazaina dia le ry zalahy nanao sy niatrika io famaranana io.bandy mahay tokoa ry zalahy,fa asa na ny saina no nalemy nony tonga ny famaranan,fa dia tena tsy tao mihintsy le lalao.hoatry ny tsy dia nifantoka loatra tamin'ilay lalao ry zalahyny fahitako azy.
novalian'i lesabs ny 08/12/2006 00:21
2. MTN ( 26/07/2006 13:41)
misy link ve mba jerijerena?
3. fijo ( 26/07/2006 18:22)
asa,fa tamin'ny TV RMC no nanarahako azy;mety ho hita ihany fa jereo GOOGLE
4. mandrindra ( 27/07/2006 10:03)
mahafinaritra izany, fa mety laozandry zalahy varian nilalao kanety izay :-D:-D
5. cutie ( 27/07/2006 13:26)
:-D:-D:-D
6. fijo ( 27/07/2006 19:42)
hi hi hi ,tena gaga aho,fa ny mpitifitra mahay be,ny pointy tsara benfa dia tena hoatry ny variana izany ry zalahy.
7. cutie ( 27/07/2006 19:53)
Za mba te hilalao kanety be e:-D
8. mandrindra ( 27/07/2006 20:41)
atao firy ny cochonnet:wink::-D:-D
9. cutie ( 27/07/2006 20:44)
:-D:-D:-D:-D
10. mandrindra ( 27/07/2006 20:53)
efatra be izao ve ? :-D:-D
11. cutie ( 27/07/2006 21:01)
anjay :-D
12. mandrindra ( 27/07/2006 21:09)
fa firy aza e:wink:
13. cutie ( 27/07/2006 21:13)
tsy haiko :-D
14. mandrindra ( 27/07/2006 21:17)
andao aloha hianatra anisa raha izany izany :-D:-D
15. cutie ( 28/07/2006 00:13)
ndao:-D
16. mandrindra ( 28/07/2006 07:04)
inn no isaina :wink::-D:-D
17. xxx ( 28/07/2006 07:44)
sô dé mba drogué koa aza ry zalahy tamin' ny finale... possible nisy nanisy zavatra ny sakafo, dé natory ny saina (tsy lucide intsony)
18. cutie ( 28/07/2006 19:50)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-07-2006 12:04:17
Lohateny : Re : kanety be
inn no isaina

le isa koa :-D
19. xxx ( 29/07/2006 13:26)

ary tsy mety ve ra ampanaovina fanazaran-tena @ kanety kely ry zalah alou :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 03/08/2006 19:05)
metyhilay koa iny le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7108