kanety be
21. mandrindra
(
09/08/2006 21:33)
cutie, ary le roa?:wink:
fijo, raha kanety kely sao dia misy manao ankitsolo klé

22. cutie
(
09/08/2006 21:37)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 10-08-2006 02:33:49
Lohateny : Re : kanety be
cutie, ary le roa?
manin le roa?:-D:-D:-D:-D
26. Samoana
(
11/08/2006 12:07)
fijo/ izay vao hitako ity dinik'elà ity.
Efa izy 3là ireo mihintsy no nanao famaranana t@ io tournoi io t@ herintaona ary dia tsy nahovoka toy izao mihintsy. Tsy hijery intsony zahay hoy ny mpijery raha mbala izy ireo ihany r@ herintaona. hihihi. Tsy nisy jeu mihintsy fa toy ny tsangambato (namako rizalahy ary noteneniko an'izany mihintsy fa tsy mifosa aho sanatria :wink:)
Soa fa tsy tany @ rns izy fa nataontsika 3là maivoka tany:lol:

27. cutie
(
11/08/2006 18:14)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 11-08-2006 16:59:23
Lohateny : Re : kanety be
isa, roa, telo
manisa ndray :roll: