Fantaro Israely
41. LazaDaddy
(
03/08/2006 21:59)
HESHA> misy manitikitika be dia tsy tana ny tsiky. hahaha! Fa ilay fanontaniana napetrakao dia mahatorotoro fo tokoa ary mahonena. Hoy i Dokotera King Jr. hoe "ny fitiavana no fiadiana mahery vaika indrindra mampiova ny fahavalo ho lasa namana".
Ny resaka teolojia indray dia izaho aloha tsy manampahaizana araka ny teninao fa "sombitsombiny ny fahalalantsika" hoy i Paoly. :-*
Manaova faran'ny herinandro sambatra e!
Ny resaka teolojia indray dia izaho aloha tsy manampahaizana araka ny teninao fa "sombitsombiny ny fahalalantsika" hoy i Paoly. :-*
Manaova faran'ny herinandro sambatra e!
42. HESHA
(
04/08/2006 05:02)
De aona nefa no ahatanterahan zany eo am Liban sy Israel ? Sarotra inoana iany le izy.
Misaotra am firariantsoa de manantena antsika retra ho finaritra e
Misaotra am firariantsoa de manantena antsika retra ho finaritra e
43. LazaDaddy
(
06/08/2006 23:42)
HESHA:Izay tsy takatry ny sain'olombelona dia "possible" amin'Andriamanitra :-*
De aona nefa no ahatanterahan zany eo am Liban sy Israel ? Sarotra inoana iany le izy.
45. cutie
(
07/08/2006 21:04)
Mpandefa : HESHA [ Valio ] 03-08-2006 19:14:03
Lohateny : Re : Fantaro Israely
Mety ho tanteraka ihany zany ny fahamarinan le hoe teto Madagasikara ny sahan i Edena, hihihihi
Ary LazaRandri teto nivanitinitika foana an, mahafinaritra mihitsy
Fa nijery vaovao izaho sy ny reniko ary ilay tantine ko iray zay de nony teo am le adin i Liban sy Israel de hozy le tantine-ko hoe, jereo ty ataon ny israeliana, tena hoatran ny mampanontany tena hoe fianakavianao marina ve reo ry Jesoa???
Tsetsatsetsa tsy aritra iny fa mila fandinihina sy valiny aminareo manampahaizana momba ny teolojia ihany kou e
miseho milay ry zareo zay ny valiny :-D
46. LazaDaddy
(
07/08/2006 22:55)
prime:sao dia tsy izaho no tokony hisaorana? :-*
Misaotra an'i LD nampatsiahy...
"Misaora an'i Jehovah ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny Anarany masina"
47. prime
(
08/08/2006 13:12)
Eny, marina tanteraka fa ny voninahitra anie dia ho an'Andriamanitra irery tokoa...
Fa isaorana koa ianao nomen'Andriamanitra fanahy hendry mampatsiahy...
Fa isaorana koa ianao nomen'Andriamanitra fanahy hendry mampatsiahy...
