Fantaro Israely
21. majinikakely
(
26/07/2006 09:04)
mlay kah
d aoana tsara we ry bedada ah ?
ka mifanaraha tsara nareo mahay ny israelianina fa toa mifanipaka ihany ilay hevitra tokony hotovozinay
tsito
d aoana tsara we ry bedada ah ?
ka mifanaraha tsara nareo mahay ny israelianina fa toa mifanipaka ihany ilay hevitra tokony hotovozinay
tsito
23. cutie
(
26/07/2006 12:48)
:-D:-D:-D:-D
i Lazadaddy ngamba te ho israeliana
Hita fa manana arme sophistique ry zareo mihoatra ny Liban aloha e:wink:
Ny marina dia manana ny fampanantenan'ilay Andriamanitra tsitoha ry zareo.
Tsy hitako ze hampidirana an'Atra @ le ady :roll::roll:
Nga Izy tia ady:lol:
24. LazaDaddy
(
26/07/2006 13:01)
tena marina v fa ny israelianina no manana ny arme sophistiké njinja eto antany ?
LazaDaddy:
hahaha! izany kosa aloha tsy marina e!
cutie:hahaha! mazava angamba io! hahaha!
Hita fa manana arme sophistique ry zareo mihoatra ny Liban aloha e
cutie:Oadray! Mbola tsy hain-dry angaha ny adin'i Goga sy Magoga? Ny Aramagedona,...? Tena ilaina ny ady amin'ny devoly (EVIL) ary raha tsy Izy no miady ho antsika dia resy isika.:-*
Nga Izy tia ady
25. cutie
(
26/07/2006 13:07)
Hoy i cutie:
Hita fa manana arme sophistique ry zareo mihoatra ny Liban aloha e
hahaha! mazava angamba io! hahaha!
adinoko ny nilaza fa anisany manana arme sophistike ry zareo.
Hoy i cutie:
Nga Izy tia ady
Oadray! Mbola tsy hain-dry angaha ny adin'i Goga sy Magoga? Ny Aramagedona,...? Tena ilaina ny ady amin'ny devoly (EVIL) ary raha tsy Izy no miady ho antsika dia resy isika.
Tsy haiko zany ady zany :roll:
Fa ady any Liban zao no resahina eto, de iza no devoly de iza no anjely :-D:-D:-D:-D
26. LazaDaddy
(
26/07/2006 13:12)
cutie:mba manaova "effort" kely aloha ry cutie alohan'ny anoratana raha mety fa tsy mandeha amin'ny izy mihitsy anie izany resakao izany e. hahaha!
de iza no devoly de iza no anjely
tsy maninona anefa fa aleo atoro anao ihany na dia kamo mamaky Baiboly aza ianao: ny devoly dia anjely!
27. cutie
(
26/07/2006 13:16)
:-D:-D:-D:-D
tsy mazava
ka tsyhaiko ange we we ilaina ny ady @ devoly , de iza wa ny devoly @le ady any Liban io e :-D
tsy maninona anefa fa aleo atoro anao ihany na dia kamo mamaky Baiboly aza ianao: ny devoly dia anjely!
tsy mazava
ka tsyhaiko ange we we ilaina ny ady @ devoly , de iza wa ny devoly @le ady any Liban io e :-D
28. LazaDaddy
(
26/07/2006 13:21)
cutie> andao aloha isika sy indry hamaky sy hianatra ary hiaina izay voasoratra ao amin'ny Baiboly e. :wink: Aiza no tonga dia hiazakazaka be any kanefa tsy mahay mandady sy mandeha akory??? hahaha!
Resaka matotra io an! Za kou mantsy mba te hianatra fa raha vonona indry dia ataotsika "e-learning" :)
Resaka matotra io an! Za kou mantsy mba te hianatra fa raha vonona indry dia ataotsika "e-learning" :)
29. cutie
(
26/07/2006 13:24)
ndana mianatra rery de refa mahay de ampenaro za , fa aza adika vilana fotsiny :-D
31. kelly13
(
30/07/2006 07:37)
tsy dia hiditra lalina b za fa ra azoko tsara dia ny israelianina dia ny jiosy! sa v diso aho???? sinon, tonga izany ilay fitenenana hoe "miverina @ taniny ny jiosy" izany hoe efa ho avy ny fara andro? hors sujet v za? hihihi!! mangitikitika ahy mantsy reo fanotanina ireo d mba valio fa tsy t hampiditra sujet za! hihihi! sa re ampiditra sujet za e? hum!! aleo klou haka inspiration d ho hita eo e! :)
32. patrick2002
(
01/08/2006 03:21)
alao rangahy ny malagasy juifs no handamina ny resaka ah! izaho aloha somary petakorina ihany ka angamba tsy ho lasa juifs mihintsy.
33. Fiffi
(
01/08/2006 04:09)
patrick2002: ahoana aloha zany Malagasy juifs zany ? Nga hono ny Malagasy tsy petakorina daholo ? raha tena Malagasy io an!
34. prime
(
01/08/2006 11:42)
- Taranaky Abrahama avy amin'i Saraha=Hebreo
- Jakôba=Israely
- Taranak'i Jakôba avy @ zanany 12 (sy izy 12 lahy)miampy ny taranak'i Josefa (Manase sy Efraima, zanany avy @ printsy vavy egyptiana)=Zanak'Israely
- Taranak'i Joda (zanak'i Jakôba)=Jiosy
Ka samy mahalaza ny iantsoana ny taranaka voafidin'Andriamanitra avokoa ireo fa ny teny nampanantenain'ny Tompo dia an'azy ireo na inona ditrany na inona ditrany... (taranaka voafidy)

35. patrick2002
(
01/08/2006 17:17)
Fiffi:
patrick2002: ahoana aloha zany Malagasy juifs zany ? Nga hono ny Malagasy tsy petakorina daholo ? raha tena Malagasy io an!
misy tokoa ny malagasy juifs ,efa nahita izaho fikambanan'ny malagasy juifs ,dia ny tena nahataitra ahy ry fiffi dia hoe 21 000 hono ny malagasy juifs gaga be izaho.Ao tsaralalana ao ny biraon-dry zareo ary misy trano novaina ho synagogue izay ao.
36. prime
(
02/08/2006 09:09)
Efa ela no nijoroan'io fikambanana io ary ny mpikambana dia manana "arbre généalogique" voafaritra sy voamarina tsara avokoa...
37. LazaDaddy
(
02/08/2006 09:56)
raha tsy diso aho dia Ranjeva no anisan'ny nanangana an'izy io. Tsy hoe fikambanan'ny Malagasy Jiosy fa fikambanam-pirahalahian'ny Malagasy sy Jiosy.
38. prime
(
02/08/2006 10:34)
Ie, fa misy rantsana miaro ny mahajiosy ny malagasy koa ao raha tsy diso aho... dia mampivondrona an'ireo izay manana eritreritra ho any an-tanindrazana na hanovo kolon-tsaina na fianarana any an-toerana...
39. HESHA
(
03/08/2006 14:14)
Mety ho tanteraka ihany zany ny fahamarinan le hoe teto Madagasikara ny sahan i Edena, hihihihi
Ary LazaRandri teto nivanitinitika foana an, mahafinaritra mihitsy
Fa nijery vaovao izaho sy ny reniko ary ilay tantine ko iray zay de nony teo am le adin i Liban sy Israel de hozy le tantine-ko hoe, jereo ty ataon ny israeliana, tena hoatran ny mampanontany tena hoe fianakavianao marina ve reo ry Jesoa???
Tsetsatsetsa tsy aritra iny fa mila fandinihina sy valiny aminareo manampahaizana momba ny teolojia ihany kou e