maninona raha tsy mandainga e!
1. miranto
(
21/07/2006 10:28)
za zany efa in-3 izay no tratran' ity olona mandainga ity e,nefa tato @ serasera tato ihany no nihaonanay, toy izao le izy:
nifankahita tato izahay ary nifanao fotoana de raikitra fa nifankatia, milaza io olona io fa tsy manana namana ,na sipa ka izany no nahatonga azy hiditra nitady tato,rehefa nandeha ny fotoana mahatsikaritra zvt hafahafa aho ary manadihady tsara hoe sao de manambady enao ,milaza izy fa tsy misy an' izany ary raha misy an' izany ve hitady ato intsony izy,de nifampiantso @ phone sy mifandefa sms izahay , indray ariva ary nisy niantso aho ka olona mikorotana be no henoko ary avy hatrany de vhv masika be no nanotany ahy hoe fa iza enao ? za no vadin' ny ....... andefasanao sms sy antsoinao ,
teo za vao zendana tsy nahateny sy natahoatra fa kay ity olona miresaka amiko ity olona manambady fa manafina amiko fotsiny,ary izy @ io tsy sahy mba miteny akory fa tahaka ny voalavo eo anatrehan' ny saka de avy eo izy mifona amiko sy mbola manamafy ny fitiavany ahy ihany ,ary efa in-3 izay
de hoy za hoe maninona raha tsy mandainga sa matahotra ny tsy hiresahany olona ve ka nefa mbola te hanao fitiavana aty ivelany ?enao ihany ange no ho hinan'ny fatiny @ lainganao eo e,
tsy haiko nareo raha efa mba tratra toy izany ? ary mba ahoana ny hevitrareo à olona mpanao an' izany ?

novalian'i Aino ny 26/07/2006 20:23
3. lemenakely
(
21/07/2006 11:04)
miranto:

hmmmm raharaha ny anao!
4. mamzelkely
(
21/07/2006 11:22)
bdb akia no mandainga fa raiso am onjany eny ee ts njy rery no efa tratra 8)
6. xxx
(
21/07/2006 11:49)
aza maika amin'io fitiavana io lou raha ato fa aleo lou miufanerasera fotsiny de avy eo zay vo hita ny tohiny e! za kou lou efra tratra e!
7. mamzelkely
(
21/07/2006 11:52)
ka na ela mifanerasera aza ry xxx mbola misy madainga ihany za ko alou efa tratra eee :-D
8. mandrindra
(
21/07/2006 12:07)
ka tsy olana anie izany e, mifampizarà fitiavana daholo dia milay foana io e
9. vale
(
21/07/2006 12:14)
miranto: marina ny anao, tenenina ny situation hiditra lay anankiray tsara tsy hiditra izay koh!! fa maninona raha mandainga? amzay olona efa manambady hay! uhum !! io kilaingalainga io anie ka tena mampisara-bazana ê, iza moa no hoe tonga lafatra fa mba asiana fetrany na limite ilay izy fa tsy zavatra "serieux" avy koa dia mbola handengana indra!! manimba fiainan'olona fotsiny zany! hum!! mailo @ sisa ry Miranto a, ny net tena fanararaotan'ny "sasany" mihintsy, rehefa babony enao dia tsy hita izay hatao avy eo! mmmhhh!(tsy ny rehetra no mandainga fa mba misy ihany ny sincères an! fa ny mpandainga koa nefa dia betsaka, hihi!)
11. booboo
(
21/07/2006 15:54)
mandainga ny sasany satria angamba matahotra sao tsy raikitra ny raha revô fantatr'ilay iraika oe efa manana vady be izy kouh ...
12. Herimiafina
(
21/07/2006 16:39)
booboo> hehehehe=))=))
miranto> ny fanaovana an'ireny, mody jouer-na ny jeu-ny, mody manao bado be dai mosy mino lainga be dia taritina eny ihany dai afatopatotra amin,ny alaln'ny jeu-ny ihany. Assurer-o ny terrain de chute. :-D
Fa izany eo ihany fa ny ahy indray tsy misy tsy tiako toy ny hoe miteny ny amrina dia tonga dai mitsotra hoe izaho manambady fa mila tsirony kely any aminao, renejekaky oo :{:{
Kou raha tsy tsentsindavaka zah klé. hehehehe=))

13. xxx
(
21/07/2006 18:44)
marina lou ny anareo oe misy mandainga fona na efa mifankahalala ary e! fa zao ny tody tsy misy fa ny atao nou mvetna e! asakasak'ze tye hiditra ao!
14. titis
(
21/07/2006 19:14)
tsy milaza aho hoe ts misy mahadiso ny mifankahita@net fa hafa ihany ny milaza ny marina!
16. fijo
(
21/07/2006 19:18)
aza homena tsiny kosa izy ry zareo,fa io anie fitiavana e.iza no mahita raha ilay faharoa no mety ho lasa tompon trano?ny fitia tsy mifametra ka avelao hisokatra ny fo e
17. pissoa
(
21/07/2006 19:23)
Herimiafina:
Fa izany eo ihany fa ny ahy indray tsy misy tsy tiako toy ny hoe miteny ny amrina dia tonga dai mitsotra hoe izaho manambady fa mila tsirony kely any aminao, renejekaky oo
Kou raha tsy tsentsindavaka zah klé. hehehehe
Njy ity klooon mihitsy retsy ka =))
miranto, mampanaelo be izany. Raha zah angamba de zesta kou zah oe zah kou nge efa manana e! :oops::-D:-D:-D
18. booboo
(
21/07/2006 19:25)
aiza no hisy tompon-trano hanaiky an'izany ry Fijo ? tsy vitan'ny tsiny fotsiny no azony @ zany fa tody sy tsy haiko tsony...ny hombo tsy adino :°)
19. vale
(
22/07/2006 06:18)
Hoy i HM: "tondé mitsotra be oe za manambady fa mila tsirony aminao!" , njekaky ô:lol::-D:-D, zany kosa aloha dia efa tsy fitiavana tsotry kah!?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-w
20. ikalakintina
(
22/07/2006 10:09)
vale:
Hoy i HM: "tondé mitsotra be oe za manambady fa mila tsirony aminao!" , njekaky ô:lol::-D:-D, zany kosa aloha dia efa tsy fitiavana tsotry kah!?:roll::-D:-D:-D:-D:-D:-w
fa tena misy anio an!, oe enao efa manana vady be de za kou fa andao iaraka foana!, :cry::cry::cry:
mampalaelo!