maninona raha tsy mandainga e!
21. Herimiafina
(
22/07/2006 12:32)
Io rankizy impossibla tanetarka mihintsy raha tsy hoe any amparadisa ohatra ny tsy hisian'izany olona mandainga izany.
Rehefa olombelona dia mandainga avokoa, satria raha hiteny ny marina foana dia mety tsy ho velona.
Ny olana dia tsy any amin'ny hoe "ahoana ny hanafoanana ny lainga" intsony satria utopika sy impossible izany, fa kosa any amin'ny hoe "ahoana ny fomba hamehezana ny lainga tsy hanimba zavatra?".
Ny olana efa hitako koa mantsy misy ny olona sasany be sikosikotra mahatsiravian fadiranovana be mihintsy, information tsy tokony ho fantany raha tsy amin'ny fotoana voafaritra tadiaviny fantarian ao anatin,ny 5minitra hiresahany aminao, hany ka lasa voasarika ny handainga ianao.
Matetika mampandainga ny olona Impatient sy olona impulsif ary olona mi-bruler etapy.

23. Herimiafina
(
22/07/2006 17:33)
Tandremo fa misy karazany roa ny lainga ry vale an!
* Ny iray manova na mamilana information, milaza diso.
* Ny iray manafina information. Miteny ihany fa miteny tapany.

24. Aino
(
23/07/2006 16:31)
raha izaho koa aloha tsy de matoky any hireny 100% fa de mba mino any izay tokony hinoako aho.
26. mamzelkely
(
24/07/2006 05:09)
siora less ra MTN zamé petit route le mauvais :@
za klou tena aleo tsorina fa za de mi-éviter ny madainga am olona zay mifandray amiko ee refa manaiky izy tsara refat s manaiky tant pis misy olona hafa afaka miresaka, hitondra aiza anefa le fandaingana e:-w:roll:

27. xxx
(
24/07/2006 06:42)
tena ratsy kosa aloha le lainga e! maninona raha mitsotra fa manaiky izy tsara tsy manaiky izy de mitady hafa indray e!
za kou efa tratrany , efa noentiny tany @ ray aman-dreniny mintsy aza aho ,de noentiny tany ampiasanany ,,fa izahay tsy de manampotoana be hiarahana fa indray2 ihany de asahiny mandalo eny ampiasanany aho rehefa misy fotoana mba hifankahitanay,ary izy miantso ahy foana na week end aza ,kay sendra nantsoiko izy ,de tsy nisy nandray le phone ,de avy eo nantsoiny t@ phoninany aho nefa akory ny fahagagako fa vehivavy no niteny no nilaza hoe vadiko no nantsoinao teo fa iza enao ?.
aza mba sendrany toy izany ihany aloha e,fa nanomboka teo de nataoko tahaka ny olona tsy fantatro intsony izy ,tato @ net tato ihany no nahitako an' izay olona izay an, fa mba mailo2 ihany @ itony net itony

30. Zina
(
25/07/2006 14:26)
zany ve reto? to manahirana izy zany!
an3 tdsy manahirana mihitsy rehefa mahay miresaka injy dia mety foana...
aza de mahatoky ny eto amin'ny sera fa misy taibe ange eto e!
efa tratra angaha ianao? ampiasao ny diplomacy
31. Lalah
(
25/07/2006 17:31)
Ka le net hoa tsy tsara hitadiavam-bady kinooo! aleo ihany le hitamaso fa manjary lasa ohatran ny manao varotra anaty akata fotsiny koa anie, " ao ny omby , ao anaty akata ao matavy be izy ao fa omeo ny vola, de rohay mody ny omby avy eo, ao izy ao e! matavy be mintsy"
sady ny tena gravy isika vhv mora tafalatsaka be loatra amin io resaka fitia, fitian-doza io, mba mailo ihany ry rahavavy sy ranadahy isany o

34. Herimiafina
(
25/07/2006 18:37)
Hay ve e! Gaga aho mantsy satria izaho te hiompy omby maro! :-D
Hono hoa ry ireto? Azo atao hoe mandainga ve ny olona iray mitonona ho vadiko ato nefa mbola tsy hitan'ny tavako akory? Kony? :roll::roll:

37. pissoa
(
26/07/2006 05:11)
Aiza kou zah ze 8O eo leisy? :roll: io :-*:-D:-D:-D
Fa ny mampipitrapitra anah de izany mitonona ho zaobaviko izany :roll::-D:-D:-D

38. lapino
(
26/07/2006 05:34)
Herimiafina:Ka raha efa hitan'ny tsy tava izy? 8)
Hono hoa ry ireto? Azo atao hoe mandainga ve ny olona iray mitonona ho vadiko ato nefa mbola tsy hitan'ny tavako akory? Kony? :roll::roll:
40. xxx
(
26/07/2006 07:06)
aza matoky saka fa trondro ny laoka e, tazomy daholo na réel na virtuel fa hitanao eny ihany am'farany:lol: