Resy Frantsa

21. MCZ ( 10/07/2006 11:37)
iny izy iny ééé , fa @ 2010 injay ôô za maka Afikanina dia aona héhéhé , misy afrikanina @ 1/2 finale sy finale héhéhé, miheza mafy alony ny européanina @ io aaa hihihih.

Hery> mba andefasi paty avy any Italy alony hanaovanay fety aty @ tanana fa tsa misy paty tena avy any Italy aty kl hihihi
22. fijo ( 10/07/2006 12:54)
tsy nahay italy,fa nisaina,ka dia nandresy
23. mandrindra ( 10/07/2006 13:24)
fijo, raha azoko tsara izany dia hoe tsy nisaina ny frantsay dia resy:-D:-D:-D
24. dadabe ( 10/07/2006 13:59)
zah tsy naka italy , ary zah koa tsy tia frantsa :evil: fa faly aho satria resy frantsa 1.c tout:evil:
25. nambina ( 10/07/2006 14:51)
inona no tsy tiavanareo ny ekipa frantsay alohae? marina fa samy manana choiccx izay ekipa tiny ny rehetra fa tena gaga mihintsy za fa betsaka mihintsy ianareo no tsy ti an'i france. Mbba hazavao kely amiko hoe satria tena tsy azoko mihintsy:oops::oops:
26. bilakarenjy ( 10/07/2006 16:10)
raha ho ahy manokana aloha dia tsy ilay frantsa no tsy tiako fa ilay tsy fananany fanetrehan-tena sy ilay manao fialan-jiosy no tena manafintohina tanteraka .
27. Mifenty ( 10/07/2006 16:18)


aona le manao fialan jiosy ry bilakarenjy?
28. bilakarenjy ( 10/07/2006 17:06)
ny manao fialan-jiosy dia hoatran'ireny olona tsy nanao fahadisoana ireny mihitsy ,na nanao ny tsy nety ,na nanompa ,na nanimba ,na nandrava no fijery azy miala ,dia lasa ianao mahita indray no miaka-pofona amin'ilay fihetsika ataony .
29. naughtyboy ( 10/07/2006 17:28)
zao ihany e ra mbola tsy teo @ toerany lay nanao fahadisoana de mora ny manakina nefa na i prezidany frantsa aza manohana tanteraka ny zidane sy ny ekipany ka tanjemo ihany zany fofona miakatrany mpijery alohany tompony zany fa ratsy
30. bilakarenjy ( 10/07/2006 17:58)
Tsy izaho aloha no teneniko amin'io miaka-pofona io e!,ary tsy hampiaka-pofona ahy aloha raha izay izany fa aza matahotra ianao ,ary ny an'ny prezida frantsay anie mba fo sport koa e!manao faire play .
Ary ahoana moa ilay hoe :manakiana teneninao eto.
31. cutie ( 10/07/2006 18:04)
niafara t@penalty nga izy tao ??
Za manko tsy nijery :oops:
32. naughtyboy ( 10/07/2006 18:05)
lay manetritena alo de ekena fa ny fialanjiosy amiko de tsy mitombina polemique b mantsy ny nahazo any zidane izy irery no mamaly iny fa ny rehetra spekta fotsiny @ alalany media refa milamm iny
33. bilakarenjy ( 10/07/2006 18:16)
tsy nisy nanao fahadisoana tao amin'ny surface tao ry cutie fa aza taitra ianao a!.
Marina aloha fa tsy maintsy lery no hamaly sy hanazava iny fihetsika nataony iny e!.
34. bilakarenjy ( 10/07/2006 18:53)
aleo aloha hasiana mi-temps kely hisotroana rano e!
35. ftma ( 10/07/2006 19:16)
Izahay aloha nanokatra bouteille de champagne e dia nihirahira teny @ promenande des Anglais VIVA ITALIA saika voatoraka tavoangy :wink:
36. cutie ( 10/07/2006 19:19)
ftma [ Valio ] 11-07-2006 00:16:09
Lohateny : Re : Resy Frantsa
Izahay aloha nanokatra bouteille de champagne e dia nihirahira teny @ promenande des Anglais VIVA ITALIA saika voatoraka tavoangy
:-D
37. fijo ( 11/07/2006 19:08)
mandrindra ,azavaiko ilay hoe tsy mahay italie fa misaina.
raha nanaraka iny lalao iny isika,dia samy nahita fa efa tsy nananaina intsony ny italianina,ka i frantsa foana no nitana sy nibodo ny faritra italianina.
tsapan'ny italianina,fa tsy mananaina intsony izy hanoherana,ka dia nanova tanjona,dia ny hitazona ny vokatra hatramin'ny farany,mba ahatongavana any amin'ny fitifirana penality.
fantany mantsy,fa amin'io fitifirana penality io,matetika,ny ekipa nanjaka,dia kivy,satria tsy nahatafiditra baolina,ka mihena ny herintsaina.ary dia tratrany io tanjona io,dia iny tokoa ny vokatra.
38. fijo ( 11/07/2006 19:10)
marihiko anefa aloha,fa raha ny tena izy dia resy ihany frantsa,satria na dia ny mpitantara baolina frantsay aza dia mihaiky daholo,fa tsy nisy fahadisoina akory,iny penalty nomena an'ny frantsa iny.lizarazou aza gaga raha nahita fa penalty iny.
39. vale ( 11/07/2006 23:23)
hery:

Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana no mahatonga an'i Frantsa handresy. (ny Afrikana no tena miteny an'io)... fa rehefa resy amin'izay ny frantsa dia tsy misy miteny hoe ny Afrikana no antony naharesy ny Frantsay.
Fa mba nampalahelo koa ny nataon'i Zidane izay namarana ny carrière-ny. Mampalahelo ny nahita ireo zazakely rehetra izay mpakafy an'i Zidane nahita an'iny fihetsika iny.
ie,:( :? :?


40. fijo ( 12/07/2006 19:18)
azafady,fa le fanoratra ny anaran'i lizarazu,na razou,dia manahirana ahy,satria ny aty atsimo aty manao hoe "lizarazou"ny gazety rehtra nefa manao hoe "lizarazu"ka tsy hay.
ny provencaly moa somary manivaka kely izay ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1547