Resy Frantsa

1. hery ( 09/07/2006 20:42)
Amin'izao fotoana izao angamba vao tena hita hoe frantsa no resy fa tsy ny séléction africaine. Teo aloha teo rehefa misy match iray andresen'i Frantsa dia be dia be foana no miteny hoe ny Afrikana no mahatonga an'i Frantsa handresy. (ny Afrikana no tena miteny an'io)... fa rehefa resy amin'izay ny frantsa dia tsy misy miteny hoe ny Afrikana no antony naharesy ny Frantsay.
Fa mba nampalahelo koa ny nataon'i Zidane izay namarana ny carrière-ny. Mampalahelo ny nahita ireo zazakely rehetra izay mpakafy an'i Zidane nahita an'iny fihetsika iny.
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:13
2. lapino ( 09/07/2006 21:20)
... fa rehefa resy amin'izay ny frantsa dia tsy misy miteny hoe ny Afrikana no antony naharesy ny Frantsay.
Ny eto amin'ny serasera sy ny sehatra gasy no tsy misy!
3. sakaizakely ( 09/07/2006 21:24)
Ka tena niprovoquer azy koa ange Materazzi dia tsy tantin'léry angambany e ! Hambompo na lhl koa ny azy no voadona ka tsy maintsy namaly. Raha vhv izay tsy efa nifanongobolo ???? :-D:-D Ho fantatra misimisy ny antony rahampitso fa dia voaly manakona ny carrière be n'i Zidane iny zesta tsy voahevitra iny aloha. Nefa na dia izany aza, olombelona izy manana ny défauts-ny koa ka tsy tokony ho rejeter-na fa nanao tsy mety indray mandeha fotsiny.

Fa zao kosa : na mainty aza aho tsy faute-ko mintsy raha resy ny frantsay. =))=))=)) Vive les bleus na dia izany aza e ! Manohana hatrany ! Amin'ny 2010 indray mihaona:-*:-*:-*
4. zandikely ( 10/07/2006 01:44)
Mahamenatra ihany raha carte rouge no hanaovan'i Zidane velona ny equipe natinale française.

Resaka Materazzi, rangitra Zidane fa izy no namono ilay baolina koa.
TU SEI BRAVO MATERAZZI ( DIFENSORE DELL'INTER), HAI FATTO UNA GRANDE PARTITA, HAI FATTO DUE GOLS OGGI. CHE BELLO!

FORZA ITALIA, VIVA ITALIA. ABBIAMO QUATTRE STELLLE ADESSO. CHE BELLO VINCERE CONTRA LA FRANCIA.
5. zandikely ( 10/07/2006 02:06)
Mandreraka ahy be mahira raha lazain'i William Gallas, lazainy fa truqué ndray ny Match noho ny fahazahoan'i Zidane carton rouge. Mampalahelo ray mpilalao tahaka ireny mbola manana fisainana tahaka izany.
Zavatra odiany tsy fantatra dia iny pénalté azon'i France ange tena geneureuse be, zara raha nisy contact tamin'i Materazzi akory.

Tokony mianatra ny toetsain'ireo bresilianina ireo ny frantsay, inona moa nolazain'i Bresil raha resy, fa hoe ratsy ny filalaonay. Hoy ingahy Henry: Tsy fandresena nangalarina. Rehefa ny hafa ve mandresy dia lazaina hoe truqué ny match satria ny mpilalaonao manao fihetsika mamoafady dia mahazo karatra mena. Maninona raha nolazaina hoe tsy mahavoa tir penalté i Trézeguet. Tsy mahagaga raha mbola indray ihany ny frantsay nahazo coupe du monde, izy mihevitra fa tsy misy zavatra tsy ampy amin'ny equipe fa ahiliny amin'ny hafa foana ny tsy mety.
6. Ralay ( 10/07/2006 02:10)
Resaka chance sisa no mi-jouer @ tir au but ka nitongilana tany @Italie indray izy t@ity indray mitoraka ity ka dia arabaina ny Italianina fa nibata ny amboara fa tsy maintsy misy ny resy sy ny mandresy e. :D^:^
7. sasa ( 10/07/2006 03:28)
Tsy mety aloha le nataon'i Zidane iny, ary raha ni-insulte an'azy aza i Meterazzi d tsy tokony ho nataony anreny fa izao tena simba be ny les bleus tamin'iny zavatra iny.
Bravo ho an'ny Italian fa tena nahay nandaka tir au but ry zareo =D=D=D=D=D=D
8. baomijijy ( 10/07/2006 03:51)
WEEEEEEEE, zay ndray alo defa naka italy vo resy brezil sy angleterre e, hihihiihi, bravo zidane an, hahahhahah, VIVA ITALIA, hihiii
9. lapino ( 10/07/2006 05:26)
Ralay:
Resaka chance sisa no mi-jouer @ tir au but ka nitongilana tany @Italie indray izy t@ity indray mitoraka ity ...

Nisy chance ny traverse-n'i Buffon tamin'ny penalty-n'i Zidane, dia nisy koa ny an'i Barthez tamin'ilay kodetetin'i Materazi. Nilalao tokoa ny chance tamin'iny lalao iray iny zany! :wink:
Inona indray angaha izao no hotenenin'ny mpanao gazety rehefa eny ambony terrain i Trezeguet amin'ny manaraka? :-w
10. andrianjaka ( 10/07/2006 05:27)
Salama jiaby agnareo

Faly dia faly tokoa ny tenanay amin'izao faharesen'ny frantsa izao, ary misaotra entoana an'i ekipan'ny Italy, misaotra ireo AFRIKANA maro tao amin'ny ekipa frantsay koa fa nainga aotra manatody ireo frantsay ireo raha tsy nisy AFRIKANA.
Efa tamin'ny match tami'ny TOGO no efa tokony hihintsana i frantsa, ninan'ny fatiny hoy ny fiteny, raha naresy an' ITALY tamin'ny FANGALARANA teo mantsy koa ireo dia fieboebona mandavataona indray no nataon'ny frantsay teto, sy ireo orinasa frantsay mpangorin-karena eto MADAGASIKARA.
Tsapa koa izao fa mivaly ny fampijalian'ny frantsay ny MALAGASY tamin'ny raharaha 2002. Nivaly koa ny fanakorotanana ankolaka fanaony amin'ny firenena AFRIKANA maro, misy farany daholo ny zava-drehetra,
avelao hinan'ny fatiny any fa izay no sahaza azy
11. lapino ( 10/07/2006 05:31)
andrianjaka:
Tsapa koa izao fa mivaly ny fampijalian'ny frantsay ny MALAGASY tamin'ny raharaha 2002. Nivaly koa ny fanakorotanana ankolaka fanaony amin'ny firenena AFRIKANA maro, misy farany daholo ny zava-drehetra,
Raha baolina dia mahavaly an'ireny, voa mafy isika lety e!
12. ravatorano ( 10/07/2006 05:31)
viva italia :-*
tokony nampitondrain i italia maromaro miitsy lereo d nikimbona ny vavany kle ntssssssssssssssssss
13. robot ( 10/07/2006 06:10)
merci italia
zay aloha tena faly fa nandresy ny anay, ary tsara ho anireo frantsay manontolo mintsy ny faresena
indrindra fa le mpitantara baolina frantsay 2sa3 lahy tao @ télé maka ny la frantsa eh ! nangidy zay ny vavan-dry zalahy ,to b taimbava manko ry zalahy omaly izay ka, asa raha nandresy teo ny azy angamba
de aoka fotsiny , fa de herintaona tsy latsaka ,fa rehefa misy vao2 mandeha na @ lafin'inona ,dia tsy maintsy io fona no henonao , tsy mba manana fo sportifa ny an'i zidane omaly ireny ,fa @ manaraka indray manarina eh!
14. naughtyboy ( 10/07/2006 06:52)
tsy olana zany amiko fa oul ihany ko ne zizou na tsy nanindry fo aza ,nisy aza ratsy be noho reny aza nataony E.Cantona tao Manchester.United nefa mbola tiany oul foana lery,ny filalaony lery atr@ fanalavampotoana iny nampiseoany reo majika andrindrany ny lalao eo ambony kianja
15. mandrindra ( 10/07/2006 07:07)
faly ny tenanay fa resy ry mangamainty na dia efa nisy hadisoana be nataon'ny mpitsara aza
16. andrianjaka ( 10/07/2006 08:06)
Tsy baolina ihany fa mbola hivaly aminy koa ny zavatra hafa, misy farany koa ny fanjakazakan'ireo frantsay sofikisoa eto Madagasikara eto.
Ny frantsay efa fantadaza ho tsy mahay ninoninona fa tohanana foana isak'izay mandeha nefa be zesta amin'ny samy eoropeana.
17. jentilisa ( 10/07/2006 08:45)
Dia lasa fankahalana frantsay ny resaka! indrisy!
18. Mifenty ( 10/07/2006 09:05)


za kosa miombon-kevitra am hery fa tena marina mitsy oe

nony resy am zay france d lasa an'i france ny faharesena

fa tam naresy izy d oe vive l'africance .


mapmé tkou.

bien vu hery
19. xxx ( 10/07/2006 09:14)
:D:evil::D:evil::D:evil:
20. nambina ( 10/07/2006 11:16)
nangidy zay ny vavan-dry zalahy ,to b taimbava manko ry zalahy omaly izay ka, asa raha nandresy teo ny azy angamba


robot> aza be fankahalana toy izao re, lalao ange io é:wink:

mifenty, hery> d akory atao zany?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.338