inona marina ilay hoe filan'izao tontolo izao e
21. prime
(
12/07/2006 09:30)
Izao tontolo izao ara-tsoratra masina dia mifono zava-dalina tokoa ka tokony tandremana ny fandraisana azy...:)
22. JOCH
(
12/07/2006 16:27)
inona marina le tena filan'izao tontolo izao e;
raha fotorina io de avy amin'ny teny hoe filana, ny fototeny de hoe mila "besoin".
Moa ve io besoin io afaka misaraka amin'ny fiainandraolombelona. Kanefa ilay tenin'Andriamanitra de mamporisika antsika hiala amin'izany filana izany.
Hatreto de tsy mbola tena hitako izay nahavaly sy nahay
namaritra tsara io filana tsy ankasitrahan'Andriamanitra io na filan'izao tontolo izao io.Ka mba mangataka antsika izay nomen'Andriamanitra saina hahay handinika sy hahafantatra izany fa anisan'ny zava-dehibe io amin'ny famonjena ny fanahin'ny tsirairay.

23. JOCH
(
12/07/2006 16:53)
hoy i herimiafina:
"Le izao tontolo izao dai izay misakana anao tsy hiheritreritra an'Andriamanitra.
Ny olana isankarazany, ny asa raha toa ka iny no lasa voalohandaharana amin'ny fiainanao. sns.
Lasa izao tontolo izao avokoa ny zavatra rehetra avy amin'Andriamanitra rehefa raisinao misaraka amin,ny fanompoana, eny fa na ny olona na ny fiainana aza!"
aiza no maha filàna ireo fanazavanao ireo?
ilay filàna ve tsy mifono fahafinaretana.
Moa ve ny olana , ny asa, ve de filàna?
Iza no olona maniry sy mila olana eo amin'ny fiainana.
moa ve tsy ny hihinampotsiny sy handray vola fotsiny tsy amin'ny asa no tena tadiavin'ny olona raha mety, saingy ny tenin'Andriamanitra moa efa nanozona ny olona hoe ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao ka de voatery tsy maintsy miasa ny olona vao afaka ny manambola sy mihinana.
Amiko le filàna de misy fahafinaretana ao.Ohatra hoe "sexe" ,vola, toaka sns.
Ary eo indrindra no mipetraka ny fanontaniana.
Ny filan'ny nofo ve tsy zavatra naturel ao anatin'ny olona, ny vola ve tsy zavatra ilain'ny olona, na i Jesosy aza izay mahay ny miracle rehetrarehetra de nila vola izy fa tsy niaina tamin'ny miracle, jereo tsara ny tantara fa i Jodasy no trésorier-ndry zareo ary io resa-bola io no tena namadihan'ny Jodasy an'i Jesosy,ny toaka aza de mbola discussion hafa koa satria Jereo Jesosy fa Izy mihitsy no namadika ny rano ho lasa divay ary tena nataony amin'ilay tena mahery noho ny mahery, ary raha mamaky ny tantara isika de tsy divay
iray sceau no nataony fa be da be, izany hoe sur aho fa mamomamo daholo ny olona tao ami'izany mariage izany.Ary Jesosy aza tamin'ny ilay nanao paska niaraka tamin'ny mpianany de nilaza hoe ity no hisotroko ny vokatry ny voaloboka farany fa rehefa tonga ny fanjakan'Andriamanitra vao hisotro izany divay izany indray Izy.
Ny apostoly Paoly aza moa de milaza mihitsy hoe aza misotro rano intsony fa divay no sotroy mba hatanjaka ianao rehefa nanoro hevitra ireo mpanompon'Andriamanitra namany izy.

26. JOCH
(
13/07/2006 16:06)
tena tsy de mankafy divay loatra aho ry Achia fa tena resaka serieux ireo resahiko ireo a!
27. xxx
(
13/07/2006 16:37)
inona marina ilay hoe filan'izao tontolo izao e
JOCH:
hoy ny tenin'Andriamanitra hoe aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao.
Filana ve sa fanao no tianao resahina e? :?
Herimiafina:
Le izao tontolo izao dai izay misakana anao tsy hiheritreritra an'Andriamanitra.
Raha io no atao hoe izao tontolo izao - ny zavatra tadiavin'izao tontolo izao zany dia ianao tsy hieritreritra an'Andriamanitra.
JOCH:
Ny filan'ny nofo ve tsy zavatra naturel ao anatin'ny olona, ny vola ve tsy zavatra ilain'ny olona
Soanja oe:
Ny fiainana rehetra dia mila balance.
Izany hoe mila mandanjalanja isika.
Hatraiza no hitadiavako vola - ary ahoana ny lanjan'io vola io eo amin'ny fiainako - dia ataoko inona izay vola azoko? Sitrak'Andriamanitra ny hikarakarantsika ny tenantsika sy ny ankohonantsika, hanampiantsika ny manodidina, fa tsy sitrany ohatra ny hamonoana olona noho ny $ maromaro ====> Aza manao ny fanaon'izao tontolo izao.
Toy izany koa, hatraiza no hitadiavako sexe. Ankasitrahan'Andriamanitra ny hanaovanao ny adidinao amin'ny vadinao, fa tsy hankasitrahany kosa ny hijangajanganao ====> Aza manao ny fanaon'izao tontolo izao (Izao tontolo izao miady mafy fa fitiavana hono tsy azo ferana ka tsy hijangajanga ve izy).
Ny divay nataon'i Jesoa - dia taratry ny Rany.
... dia nandray ny kalisy (nisy divay io) Izy ... Rako (Ran'i Jesoa) ity. Ra iorenan'ny fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay, halatsaka ho anareo sy ny besinimaro ...
Ny taoka kosa amin'ny olona dia natao handorondroro kely vavony ka hiakatra ny santimaka sy ny inspiraka ( :-D:-D:-D ) ====> Aza manao ny fanaon'izao tontolo izao.
28. prime
(
14/07/2006 11:54)
JOCH> mifangarongaro be ihany no itarihanao an'ilay hevitra dia somary very kely ny tenanay... fa tsy maninona fa mazava ihany @ ankapobeny...
Ny filan'izao tontolo izao sy ny filàn'ny nofo lazain'ny soratra masina dia zavatra roa samihafa miavaka tsara nefa mifameno satria samy fahavalon'Andriamanitra no sady fahavalon'ny mpino rahateo koa... Fa aleo handeha aloha ilay adihevitra satria efa misy lohahevitra mikasika ny filan'ny nofo manokana ao ambany ao... :lol:

30. soanja
(
16/07/2006 18:51)
hoy i Joch"Toy izany koa, hatraiza no hitadiavako sexe. Ankasitrahan'Andriamanitra ny hanaovanao ny adidinao amin'ny vadinao, fa tsy hankasitrahany kosa ny hijangajanganao ====> Aza manao ny fanaon'izao tontolo izao (Izao tontolo izao miady mafy fa fitiavana hono tsy azo ferana ka tsy hijangajanga ve izy)."
Amin'ny finoana Kristianina izay tena conservativa dia tsy azo atao akory aza ny maka tsirony rehefa miaraka ny vadinao ianao. Fa araka ny adidy ihany, zany hoe ilay firaisana arabatana dia tokony foana hanamboarana zaza no tanjona fa tsy fahafaham-po. Aimn'izy ireo filan'izao tontolo izao izany. Moa ve isan'ny mijanganjanga koa raha manao mifanohatra an'izany ny olona iray Kristianina?

31. prime
(
17/07/2006 12:28)
soanja::-D:-D mahita raha ianao ity kah... :-D tohizo fa tsara ny adihevitra e!!!:)
Amin'ny finoana Kristianina izay tena conservativa dia tsy azo atao akory aza ny maka tsirony rehefa miaraka ny vadinao ianao.
36. pissoa
(
17/07/2006 15:43)
prime:
Hoy i soanja:
Amin'ny finoana Kristianina izay tena conservativa dia tsy azo atao akory aza ny maka tsirony rehefa miaraka ny vadinao ianao.
mahita raha ianao ity kah... tohizo fa tsara ny adihevitra e!!!
Efa naheno an'io koa zah fa tsy nohadihadiako na marina na tsia :roll:
37. Achia
(
17/07/2006 15:48)
Ka le hanambadiana zany ra ny tena marina de hakana taranaka fotsiny sy mbo hifampikarakara e sa misy hafa koa
38. prime
(
18/07/2006 08:55)
achia> aiza kosa e!!! tena fampianarana lavabe mihitsy ny mikasika ny fanambadiana raha izay indray no itarina eto... lohahevitra hafa mantsy ity... :)
Fa raha miverina kely @ lohahevitra aho dia tena herin'i satana no ao ambadiky ny hoe filan'izao tontolo izao, ary hery tsy hay tohaina io... :wink:

39. soanja
(
18/07/2006 11:17)
Ity filan'izao tontolo izao ity amiko dia azo resahana tsara hoe inona ny tsara sy ny ratsy (good and evil) nahoana izany izy ity no tsy hay tohaina resahinao ry prime. Tsy aleo hadihadiana?
40. prime
(
18/07/2006 11:31)
Achia> manasa anao aho hamaky ny mikasika ny mouvement franc-maçonnique, lohahevitra "franc maçon" miaraka @ ilay lien mikasika ny atao hoe "les maîtres du monde" dia ho fantatrao ny marina http://www.syti.net/Organisations.html
Ny faminaniana mikasika an'izao tontolo izao dia efa voambara fa vita ny aminy, hihamaizina, hihanota (mbola pire noho ny t@ andron'ny sdm sy gmr), hiharatsy... ary satana dia mierona tahaka ny liona mitady izay arapany... tsy hay tohaina io fa voaozona hiharatsy ary ho rava izao tontolo izao...
Ny fitondràna (politika), ny fivavahana (réligion), ny kolontsaina (culture), ny fahalalàna (sciences et connaissances) dia efa saron'ny herin'izao tontolo izao eo ambany fifehezan'i satana, ny andavanandron'ny olona rehetra dia hihasimba... ny herin'ny vola (tsy afaka hankato an'ny mamôna sy Andriamanitra ny olona fa tsy maintsy misafidy)sy ny fitiavan-tena tsy maintsy miseho...