Ny Tempolin'Andriamanitra (Islam)

41. dadabe ( 14/07/2006 10:14)
hummm zany a :roll:
42. prime ( 14/07/2006 11:41)
:roll::roll:
43. soanja ( 14/07/2006 23:20)
Tsy azoko tanteraka ny tian'i Achia resahina satria Silamo no resahina eto sa ve miresaka Jiosy koa ianao eto?
Ny hany fantatro dia tsy afaka mitsara n'iza n'iza isika fa ny antsika no atao tsara tazona satria inoantsika.
Izaho manokana aloha mino fa tsy misy asan'ny satana ireo tenin'ny soratra masina rehetra ao anaty baiboly.
44. dadabe ( 15/07/2006 06:18)
yee marina izany :wink:
45. Achia ( 15/07/2006 07:01)
fa nga moa za miteny hoe misy asan'ny satana ao anaty baiboly e
46. dadabe ( 15/07/2006 15:04)
:roll::roll::roll:
47. prime ( 17/07/2006 12:24)
soanja> misy mananga-tanana raha afaka miteny tompoko...:lol: tsy ny baiboly kosa no lazain'i achia raha tsy diso aho fa ny coran kooo...:lol::-$
achia> n'est-ce pas????:lol:
48. Achia ( 17/07/2006 13:22)
:°):°)
49. prime ( 17/07/2006 13:33)
:°);-)
50. dadabe ( 17/07/2006 13:57)
mifanaraka nareo mitsam a :°):-D
51. Achia ( 17/07/2006 15:40)
mitsam angah :-P
52. prime ( 18/07/2006 09:04)
:-D:-D
53. soanja ( 18/07/2006 11:19)
Hay tena diso tokoa aho amin'ny fahazoako ny teninao.
Maninona kay raha hazavain'i Achia tanteraka ny tianao resahina momba ny fanenjehan'i Jiosy sy ny famaizana mahazo sns fa tena mifangaro amiko hatramin'izao ny tianao resahina.
54. prime ( 18/07/2006 12:02)
55. soanja ( 18/07/2006 12:48)
Inona izany no tena dikan'io tarehy mena be io? Tena mila mianatra ny communication n'ity milina ity mihitsy aho.
Veloma vetivety indray i Prime. Rahampitso indray. Soanja.
56. prime ( 18/07/2006 13:06)
Veloma dia tafandria mandry e!!!:)
57. Achia ( 18/07/2006 17:53)
Eny ary e ny Jiosy oa de sady tsy nino no nanaratsy ary nanenjika ny olon'i Kristy taorian'ny niakarany kahatramin'ny nahazoanan'ny Romana hitondra ny fivavahana Kristiana . Raha nitondra izany anefa ny Romana dia tsy t@ fahafenona fa nafangarony t@ fomba hafa . T@ izany fotoana izany koa no nanomezan' Andr-
iamanitra an'i Mohamety fahalalana hahay hamaky ny Tora ka niforona teo indray ny finoana Silamo . Anke
hitriny ary ny silamo de ny handrva sy hamongana ny jiosy sy ny Kristiana no tanjony indrindra moa fa ny jiosy , ka ahoana ary hoy ianareo tsy kapoka nomena ny Jiosy izay nanda an'i kristy ary ve zany no niantsoana ny Silamo sa nisy diso ny fandraisandry zareo ny famakiana ny teny sy ny faminaniana :(
58. prime ( 19/07/2006 06:54)
Achia> Marina ny voalazanao fa ny kapoka hoan'ny jiosy voalazanao dia mbola migoka izany izy mandrak'ity ny androany... ary tsy misy mafy mihoatra noho ny nahazo azy ireo nanomboka t@ ady lehibe faharoa ireny...
Ny fanenjehana kristiana indray dia efa vita faminaniana fa hihamafy noho ny taloha aza... ary ny lazain'ny apokalipsy aza dia hoe tena lian-drà sy faly migoka ny ràn'ny marina sy ny kristiana ary ny martiora mihitsy ilay vehivavy janga... Ka ny manenjika tsy vitan'ny hoe izao tontolo izao (ny silamo ao anatiny) ihany fa na ny fiangonana aza dia misy manao izany...
59. soanja ( 19/07/2006 11:21)
Tsy manaiky ireo hevitrareo roa eo ambony ireo aho satria maninona rehefa henjehina ny Kristianina izay efa hatramin'izay tokoa tsy teninenina hoe kapoka fa ny an'i Jiosy ihany no atao hoe kapoka nefa samy mizaka ny mangidy tsotra izao ireo roa ireo.
Efa manana ny fandaharany Andriamanitra ary ny zavatra rehetra dia mitondra any amin'ny tenin'ny faminaniana ao amin'ny Baiboly daholo. Efa miandry ny fiverenan'i Mesia na Jesoa indray isika ka araho tsara ny volazan'i baiboly fa tsy vaovao aminao ireo ary tsy hoe taty afara vao noforon'Andriamanitra noho ny zavanisy taty afara.
60. prime ( 19/07/2006 12:06)
Soanja> Tenin'Andriamanitra mihitsy ao @ apokalipsy no miteny hoe hahazo kapoka mahery ny jiosy noho ny fandavany an'i Kristy fa tsy hoe te-hampifandray @ zava-misy fotsiny ary dia hirenireny... Ary ny filazantsara, vao manomboka (indrindra ny an'i jaona tok.1) dia efa manome teny faminaniana maro hoe ny azy tsy handray azy... Ny jiosy handà an'i Kristy... Fa ny kapoka ho an'ny jiosy misy fetrany satria ny tenin'Andriamnitra koa no mbola miteny fa raha hisy ny olona voafidy hiditra any an-danitra voalohany dia mbola ny jiosy... Efa an'Andriamanitra hatr@izay io vahoaka iray io ka tsy misy ampitovian'Andriamanitra aminy na inona ditrany, na iza na iza...
Ny an'ny kristiana indray dia tsy kapoka satria efa lasan'i Kristy ny anjarany, hoy ny tenin'Andriamanitra hoe "fa ny dian-kapoka taminy no namonjena antsika", ka tombony ho an'ny mpino aza ny fanenjehana azy satria efa voatendry ho @ izany izy... "toy ny zanak'ondry eo afovoan'ny amboadia..." Ary izany fizahan-toetra lalina izany no hamantaran'i Kristy any am-parany hoe iza no haharitra hatr@ farany, fa tsy manana anjara @ izao tontolo izao ny mpino raha tena kristiana marina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2769