Ny Tempolin'Andriamanitra (Islam)
22. soanja
(
08/07/2006 15:16)
Waow! Dadabe, Incredible! Mahavariana ka. Misaotra anao fa afapo tanteraka aho. Tena manompo an'izao no fahitako an'izao sa ahoana?
24. booboo
(
08/07/2006 19:39)
ilay Ka'aba io ...zaho koa aza mila miverina mamaky tsara hoe inona indray moa ilay Ka'aba teo tokotrany hihihihihihihihihi
25. Achia
(
08/07/2006 20:05)
ka maninona moa ry bobo ra tonga de tenenina oe vakio le ao ambony ao a de fantatra le kaiamba hohohoho
26. dadabe
(
09/07/2006 01:57)
Achia : aiza kosa no dia ho Kaiamba e:-D:-D
Soanja:oops::oops::oops: tsy misy fisaorana e:wink:
azavao tsara klou fa tsy dia azoko lotra ilay fehezantenindry e

Mpandefa : soanja [ Valio ] 08-07-2006 20:16:25
Lohateny : Re : Ny Tempolin'Andriamanitra (Islam)
Waow! Dadabe, Incredible! Mahavariana ka. Misaotra anao fa afapo tanteraka aho. Tena manompo an'izao no fahitako an'izao sa ahoana?
azavao tsara klou fa tsy dia azoko lotra ilay fehezantenindry e
27. soanja
(
09/07/2006 03:18)
Achia, tempolin'Andriamanitra no fiantsoany an'io ka raha ny fahaizako azy dia io izany no symbol ny fipetrahan'Andriamanitra ety ambonin'ny tany. Ao hono i Adama no milevina ary tamin'io fasana io izany no nananganan'i Ishmael sy i Abraham ilay tempoly. Any Mecca no misy azy.
Ny fanontaniako ry Dadabe dia hoe ry zareo tena tsy mahazo manompo na manana sampy mihitsy na zavatra atao symbols sns ho endrik'Andriamanitra na ho fahatsiarovana azy ka tsy azoko hoe maninona ity zavatra ity toa tompoina be raha ny fahitako azy. Na hoe itsaohana raha io sary io. sa diso ve aho?
I Mahomet aza rehefa amin'ny sary dia fotsy ny eo amin'ny tarehy sao misy olona te haka sary antsaina azy hono.

28. dadabe
(
09/07/2006 10:57)
ahan ! marina io nolazainao hoe hinoan'i vahoaka silamo fa io hono no tranon'Andriamanitra ety antany, de io izy hitsaohandry zareo io .
tsy miankohoka manolona ny sarinjavatra voasokitra tokoa ny vahoka silamo satria izy mino fa io dia didy nosoratan'i Yaveh na Jehovah na Allah Ilay Andriamintr'i Isaac Abrahama Jakoba MosesyAdama sy Eva , ary io didy io dia hita ihany koa ao anaty baiboly Kristianina fa isika Kristianina sasantsasany no tsmanaiky fa mbola manao sarinjavatra voasokitra ao ampiangonana ihany .

29. soanja
(
09/07/2006 12:52)
Mazava ny resahinao momba ny sary sikotra sns fa saingy mahasarotiny ny olona tokoa izany satria manana ny heviny izy ary mety mitombina aminy io heviny io matoa izy manao an'izany fa tsy araka ilay eritreretinao akory.
Izao mantsy e, raha tsy lehibe tao an'anatin'ny finoana iray ianao dia tsy hahafantatra tsara ny momba ilay finoana (na silamo io na Kristianiana na hafa) ka tazan-davitra daholo no betsaka ataontsika na manadihady aza ary maka tsoaka hoe izao io na izao. fa ny miaina ao anatiny kosa hafa mihitsy ny zavatra tsapany ary tena mahasoa azy ny fahatsapany an'izany matoa izy mbola tsy nifindra finoana hafa. Koa anjarantsika ny mitazona ny finoantsika ary azo atao tsara ny manadihady ny finoan'ny hafa sy miezaka mahafantatra hoe hay izay ny andry zareo, saingy tsy tsara ny mitsara. sa ahoana hoy ianao?

30. dadabe
(
09/07/2006 15:18)
ka @ Soanja ary ve dia hoe eken'Andriamnitra (Allah ) ny fiankohofana eo anoloan'ny sarinjavatra voasokotra ??
eny na tsia! :roll:
eny na tsia! :roll:
33. Achia
(
11/07/2006 13:32)
Aary sao de ny boky voasoratr'i Mosesy ihany ary no navadik'i ry zareo t@ naharava an'i Jerosalema
35. dadabe
(
12/07/2006 10:11)
efa nazavain'i Soanja anie io tary aloha e, i Mahometa no mpaminany farany , ary ny hafatra nentin'i Mahometa dia saika nitovitovy t@ hafatra nomen'i Kristy an'i Jaona (Apokalypsy)saingy i Mahometa olombelona tety ambonin'ny tany no nomena azy , fa i Kristy tany @ voninahiny tany akavanan'Andriamanitra Ray no nanome azy ny anjely ary ny anjely nanome azy an'i Jaona dia i Jaona no mizara azy @ olombelona rehetra erantany (Apokalypsy)
mba vakio anie le bokin'ny apokalypsy dia mamaky Coran ianareo dia ho hitanareo ny fitoviny e

36. prime
(
12/07/2006 10:27)
Plagiat tsotra izao izany...:°)
T@ ilay resaka "version satanique" iny aza mbola nampihomehy ahy ihany... Ambaran'ny anjely gabriely hono ny teny soratan'i mahometa ary tsy nitsahatra 7 andro @ 7, 30 andro @ 30... Dia rehefa reraka hono mahometa ka mitady resin-tory dia asainy manendry kely mba tsy hatory... Kinanjo vaomaika nitady hatory ka tena raiki-tory mihitsy indraindray... Mandritry izay torimasony izay no nanararaotra hono satana nampiditra soratra... Rehefa taitra mahometa tonga dia mivavaka ary manohy indray ny asa soratra araka ny lazain'ny anjely... Dia ny versets vitsy2 ao @ coran no lazain'i S.R. fa avy @ satana mivantana... (izy koa moa anjely rahateo)

37. Achia
(
12/07/2006 16:29)
Inona no hitovianay ry dadabe ny apokalipsy ne ra dinihina de mahafitina ny baiboly iray manontolo e donc misy didy folo ao ohatra de ao @ korano ve misy zany didy folo zany ohatra ihany io a sa inona no hitovizany
38. soanja
(
13/07/2006 01:47)
I Mahomet mihitsy no niteny hoe indraindray dia tonga eo aminy eo satana maka fanahy azy ary manome azy faminaniana diso. Ka rehefa voasoratra ilay izy dia milaza izy fa diso iny satria satana ilay niteny tamin'iny.
Tamin'ny voalohany aza fangarony hono ny anjely sy ny satana ka ny vadiny Khadija no milaza fa anjely ilay teo na zavatra hafa.

39. dadabe
(
13/07/2006 06:59)
Achia: valiko tsotra be:
1-aza manana A/tra hafa hafa tsy Izaho ihany (Yaveh)==>tsy manana hafa tsy Allah ny silamo
2-aza manao sarinjavatra voasokitra ho anao.....==> tsy manao ny silamo
de tohizo hoe :

40. Achia
(
13/07/2006 13:15)
fa nga tsy hitan'i saonja nga fa nisy fotoana nairahan'Andriamanitra fanahy mamitaka tao @ mpaminany ka tsy fantatra koa na efa programan'Andria
manitra izany mba hanitsiana ny jiosy sy ny kristiana mivilana ra jerena fohy ny tantara de noho ny fanenjehan'ny jiosy anie no nahatonga io fivavahana io otrizao e de zao no mety famaizana azy