RAHA MAHATRATRA OLONA ....

1. lemenakely ( 03/07/2006 15:58)
Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)
novalian'i fasaly ny 08/07/2006 06:22
2. Aino ( 03/07/2006 16:41)
izaho efa natratra fa tsy hitany masoko fa maizina be t@ izay de tsy sahiko nampiretina ny jiro.
3. vale ( 03/07/2006 18:17)
lemenakely:

Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)
dia mody tsy mahita!hihihhh:°):°)


4. fasaly ( 03/07/2006 18:38)
ny hatoko veuh::roll::roll::-w mi participe kounkou zà:°):^):^):^):^)
5. lemenakely ( 03/07/2006 18:47)
fasaly:

ny hatoko veuh::roll::roll::-w mi participe kounkou zà:°):^):^):^):^)



ry fasaly koa dia mahita atao dia hanaiky an'izany ve ilay sipa? raha lesbienne aloha mety sur aho fa hanaiky raha pédé aloha sur i fasaly fa tsy sahy!sa ahoana h i hi hi :-D
6. fasaly ( 03/07/2006 18:51)
:-D:-D:-D:-Dzay fidonany ao e! :-D:-D:-Dfa mi participe kalou:^):^):^)
7. Aino ( 03/07/2006 20:19)
fasaly de mila terain angezabe iznay raha izay mahita de hy participeko.
8. dadabe ( 04/07/2006 00:18)
de anysoiko i fasaly de i menakely mahatratra anay de ahoana??:-D
9. fasaly ( 04/07/2006 03:52)
:roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D
fa i bedada sy iza kalou no ho tratrako izany e!:wink::-D:-D:-D

aino: na terrain kely aza mety foana rehefa samy miafy ka!:-D:-D:-D
10. sasa ( 04/07/2006 04:34)
miaraka am vale mody fanina mody tsy mahita:-D:-D
11. hery ( 04/07/2006 05:11)
Izany ve tsy mitovy amin'ny fanontaniana hoe
- Raha mahatratra olona misakafo ianao de inona no ataonao?
Na hoe
- Raha mahatratra olona matory ianao de inona no ataonao?

:-)
12. ralos ( 04/07/2006 05:21)
Fasaly: Mahafinaritra aloha ilay hevitra e, satria angamba tsara ny telo noho ny roa. Saingy
:-w Koa raha olona akaiky ny tena ilay tratra ao dia ahoana (Ohatra: olon-tiana, iray tampo, havana...)=))=)) inona no hatao? Izay fidonany ao tokoa ve:roll::?::?::?::?:


Tsy aleo ve miaraka @ Vale sy Sasa.:-D:-D:-D:-D:-D:-D

13. Samoana ( 04/07/2006 06:01)
hery:

Izany ve tsy mitovy amin'ny fanontaniana hoe
- Raha mahatratra olona misakafo ianao de inona no ataonao?
:-)


Raha sakafo hitako fa mbola tsy voatsabaka dia mety mihinana aho raha misy manasa. Fa raha miray sotro sy vilia kosa aleo mody voky samy hitahiry ny mikrôbany avy kle :lol:!
14. rhaingo ( 04/07/2006 07:13)
za alou mbola tsy nahita e, in moa fa tsy mangetaheta ambony lakana :-$:-$:-$
15. booboo ( 04/07/2006 08:15)
zà mivanitika hihihi
16. toovs ( 04/07/2006 08:59)


tokony ho resabehivavy ity na koa resadehilahy fa vetaveta loatra ka.
any izy de am zay samy milaza ny zavatra mba nofinofiny fa tsy eto no mifanala azy eto fotsiny.
Sanatria nefa ve de hisy vehivavy tsy hanaiky fa tsy maintsy handray anjara raha mahita an'izany.

Nefa voalohany indrindra hadisoan'izay miditra tsy mandondona io. raha tsy hoe angaha kobaka isasahan'ilay bandy roa hoe mody miditra elah refa en pleine action izahay.

17. Sorate ( 04/07/2006 14:34)
Raha izaho no mahatratra dia rakofako lamba ry zareo
18. fasaly ( 04/07/2006 14:35)
[quote=ralos]
Fasaly: Mahafinaritra aloha ilay hevitra e, satria angamba tsara ny telo noho ny roa. Saingy
:-w Koa raha olona akaiky ny tena ilay tratra ao dia ahoana (Ohatra: olon-tiana, iray tampo, havana...)=))=)) inona no hatao? Izay fidonany ao tokoa ve:roll::?::?::?::?:


raha izay njay ny fandehany ry ralos de zao: ampiako ny lambanjareo de rakofako tsara de lasa zà mijaikojaiko mivoaka ny hefitra:°):°):°):°)


19. Sorate ( 04/07/2006 14:44)
Dia mirary fahavitana an-tsakany sy an-davany ; fa raha misy ny probleme dia antsoy aho (ohatra : tsy tafa le fika na miraikitra).Amin'izay kosa dia izao: ny olona handrandrana tsy hanafenan-doha sola ,ary izaho hanala ny miraikitra tsy hanafenan-.....:^):^):^)
20. ndjacka ( 05/07/2006 05:44)
aleo ry zareo hirevy:-* =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825