RAHA MAHATRATRA OLONA ....

21. bobone ( 05/07/2006 06:49)
:oops::oops:
samy @ fiainany ny olona fa izay no tiany de aleo izy hanao izay tiany ao e!
ialao lavitra fotsiny fa manjary mitondra olana ho an'ny tenanao fotsiny!
sa ahona aloha e!:roll::roll:
22. mamzelkely ( 05/07/2006 07:32)
za mijery de ra asainy za de avy ko ôtsany fasaly :^):^):^)

lengako zany za toundé de mivôka :-D:-D
23. dadabe ( 05/07/2006 08:02)
:roll::roll::roll:
24. prime ( 05/07/2006 08:10)
8-)
25. winter ( 05/07/2006 09:31)
za efa nahatratra fa tsy nahatana za fa nimenomenona be we "OAY KOU TY ATAONIRETO OHH"
26. prime ( 05/07/2006 10:51)
:-D
27. hax ( 05/07/2006 11:35)
:?::?::?:
28. ramialy ( 05/07/2006 14:35)
ka tsy :oops::oops::oops:
29. fasaly ( 05/07/2006 14:58)
lengako zany fa zà efa nahatsatsa tamzà mbola 13 ans tany de ndreo lay tongotsa efatra beuh mitsoparaka beuh saika natahotsa zà fa tao anatin'ny maizina kanjo oul nifampitengina beuh sady kofokofoka beuh de natsoiko ny namako hitsikilo njay de nihorakorahinay tao zareo, kanjo rehefa azondreo tany am coin coin zahay de nahazo ny totohonjy beuh:cry::-D:-D:-D:-D sady hoe: i tenisany an!:-D:-D:-D
30. mamzelkely ( 06/07/2006 05:58)
ny anjy ko ry fasaly no be njinja :-D:-D za klou mbola ts nahita soa ihany ee :oops:
31. fasaly ( 06/07/2006 13:13)
:-D:-D:-D:-Dtena marina io ry mamz an! fa tao am couloir maizina beuh zay zareo no tratra de tena hummm hummm beuh mitry zareo:-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 06/07/2006 19:35)
lemenakely:

Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)

Raha toa ka manao firaisana tahaka ny omby any antsaha de avelako eo, fa raha toa ka misy viol de tonga de miainga be ny Mae-tobi-geri, miampy ippon-ken de miafara amin'ny yokomen-uchi-kote-gaeshi eo amin'ny point vital manelanelana ny orona sy ny molotra. :wink:

33. cutie ( 06/07/2006 21:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
34. fasaly ( 07/07/2006 04:16)
:-D:-D:-D:-Dinona dooly zany ry herimiafina
35. Herimiafina ( 07/07/2006 14:04)
Atemi-waza retsy izany an, na izy omena takaitra mandrapahafaty na alefa directa any amin'ny maoriga, na somary tefena kely fa misy tsy mety ny constitiny.
NB: le mandefa directa any amin'ny maoriga anefa tsy mety satria fahotana dia aleo le roa ireo ihany e!
36. fasaly ( 08/07/2006 06:22)
:-D:-D:-Dkay tsara hatao mptondra fandrakàna mahitsy ndry zany mba hampiharana ireo an!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4171