Franc macon

61. Achia ( 29/07/2006 04:58)
O Rasoli a ATRA tsy diso zany fa nahoana moa no tsy ahalalan'ATRA ny fandehany sy ny ho aviny otrantsika ihany ahoana no tsy ahafantaranao ny mason'amboa tsy ho vanina ?
62. prime ( 31/07/2006 13:56)
Solitikabe> Tsy ratsy izany Andriamanitra fa ny olona (Ad.&Ev.) noforoniny voalohany no niantso ozona teo ambony lohany nandika ilay nahary azy...
Ny olona anie noforonin'Andriamanitra ho amin'ny fiadanana, fitahiana, fitiavana e! Tsy nataony nitovy t@ nohariany rehetra fa nantsoiny mihitsy aza hoe "mpanjakan'ny zavaboahary rehetra"... :lol:
63. tovobe ( 01/08/2006 17:29)
Variana mihitsy aho ry zalahy amin'ilay resaka fa tena mahaliana be lé izy fa ny fanontaniana manitikitika ahy dia hoe nanao sorona ve ry zalahy ireo sa ahoana satria marina mihitsy ny tenin'i Solitika be fa teo Ambohijatovo Fiangonana Adventiste amin'izao fotoana izao no fivavahan-dry zalahy ireo tamin'zany fotoana izany. Ary ny mahavariana dia izao, mbola ao hatramin'izao ny latabatra vato be eo andrefa-tranon'ny fiangonana, izay te hijery mbola afaka mijery an'izany fa mbola ao io vato io hatramin'izao, izay nolazaina taminay tamin'izany fotoana izany fa fanaovana sorona hono ka izay no mba manitikitika ahy ho anareo mahay an'ilay tantara, ary mbola nanamafy aza ny olona lehibe teny an-tanàna teny satria izahay teny no nipetraka fahiny fa nisy taolam-paty be dia be nesorina tao amin'io trano io rehefa izy lasa fiangonana taty aoriana.An'isan'izany koa ny trano anakiroa teo amboniny ireo.
Resaka nanitikitika izay fa raha misy mahalala tsara ilay tantara dia mba hazavao fa tena mahavariana tokoa ilay fiainana.
64. prime ( 02/08/2006 08:42)
tovobe> Raha izaho tsy dia mahay loatra ny momba izay fa ny fantatra @ ankapobeny kosa aloha dia ny kristiana no betsaka novonoina t@ iny faritra iny rehefa avy avarina hingoso avy eny faravohitra na andohalo... Fa raha mikasika ny franc maçon dia tena \"fictive\" be hatr@ izay fa ankehitriny vao tena sahy miseho mivantana...
65. tovobe ( 02/08/2006 18:58)
Ka lé izy ange ry prime tao amin\'lé trano mihitsy fa tsy hoe teny faravohitra e! sady hazavaiko ho aho hoe mbola ao hatramin\'izao lé vatobe hoatran\'ny latabatra fanaovana sorona hono azo jerena tsara ao izany fa mbola eo an-tokontanim-piangonana soamantsara.
66. prime ( 03/08/2006 13:54)
Tovobe> dia tsy haiko ny @ izay... f'angaha tena franc maçon mihitsy tokoa aloha no hainonao tao e???:lol:
Mikasika ny faravohitra, rehefa tsy mety mingoso ny kristiana fahiny dia lefonina dia avarina avy any ambony any dia maty aty ambany aty ka hanin'ny amboadia sy ny bibidia isankarazany ny fatiny... (mety tsy misy ifandraisany @ franc maçon tokoa aloha e!!!)
67. Achia ( 04/08/2006 16:54)
fa efa ela ve no nisy io fikambanana io tany M/car e!sao de mba marina ihany ny filazan'i Tovobe
68. prime ( 07/08/2006 09:41)
Raha tena ry zareo tokoa izany no tao dia raharaha... Fa ny fantatra kosa aloha dia manao "sciences occultes" ry zareo ary miafina @ endriny rehetra mihitsy...
69. Achia ( 07/08/2006 15:55)
Ary hono hoy aho hoe ilay F M sy ilay Maitre du monde ve misy hifandraisany e ! toa samy mivavaka @ tsy hay zany mantsy ry zala reo
70. prime ( 08/08/2006 11:10)
Hay efa hitanao koa ireny e??? sampana iray ao anatin'ireo rantsana mitantana izao tontolo izao avy @ alalan'ny fahaizana sy fahalalàna ny tontolo ary firaisana ara-panahy aminy (arahina "sciences occultes") ny FM, misy rantsana maro ao fa raha ny eto dago dia ny FM no akaiky ny mpitondra indrindra...
71. dadabe ( 10/08/2006 05:31)
humm tsy mbola vita angaha ity resaka franc macon ity ??
72. prime ( 10/08/2006 10:32)
mbola mitohy aloha bedada a!!! mandra-piletiny fa efa ambany dia ambany izy izao...
75. Achia ( 12/08/2006 06:02)
melcie plime a :-D aly tô sy hita sony aly bedada e mba zalao ze fantatsao e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.314