Franc macon

41. dadabe ( 09/07/2006 11:18)
ahan !:roll:
42. prime ( 12/07/2006 13:07)
Misaotra ddb a! tena mahalaza azy tsara io lien nomenao io... efa fantatro ihany io fa izao aho vao tena nahita site nilaza azy mazava... ny mpitondra antsika rehetra voaray @io fa tsy vao2 amin-dry zareo io... farany teo, vao nandalo teto dago tsy ela ny templier iray filohan\'ny franc maçon nanao conférences de presse mihitsy...
Ra-8, 2 taona taorian\'ny nahafiloha azy dia décorer tao amin\'ny ordre des maltes... Maro ny azo lazaina fa hatreo fotsiny aloha... (Deba sy ny forongony tsy lazaina intsony aloha eto...)
43. Achia ( 12/07/2006 16:49)
tena mampatahotsa mitsy nge ny mamaky andreo zavatra ao reo ddb e ho sarotra ny hiaina eti antany refa kelikely marina moa
44. Solitikabe ( 13/07/2006 02:59)
Mety izany koa izao no nahafaty ny Filoha Ratsimandrava an?
Fa somary nisy diso kely ilay filazako teny aloha: \\\"Fiangonana Adventista Ambohijtovo ambony\\\" no izay fa tsy \\\"Faravohitra akory\\\".
Fa ny tsy azoko raha toa ka FM marina i Ra8, nahoana izy no manenjika ny rahalahy Ratsiraka? Ry zareo ireo mantsy tsy tokony hifanenjika fa hifanaraka na hifampomba mihintsy aza. Izay ny maha mpirahalahy azy. Ary tsy maintsy mandala izay izy. Na inona hadisoana na inona.
45. dadabe ( 13/07/2006 07:17)
:(Solitikabe : ngah moa ra8 manenjika an'i ratsiraka ?? io fa fanina koa inao , tsy mbola niteny na nanaratsy andratsiraka ra8 , fa ny manodidina azy no manaratsy sy manenjika an'i ratsraka , tsy mbola voadinikao ve izany ?? ra8 dia izay hampandroso an'i dago no ataony , vitany anie ny nanao lalana hisamborana an'i ra8 e,vitany ny manakarama avocat international , sy mitory any @ fitsarana iraisampirenena fa saingy tsy nataony izany fa ny manodidina azy no mikofoka mafy , izy tsy mety hanao sonia ets...ary zah mino fa ratsiraka tsy hiverina ho filoha eo satria efa nanolotra azy ho an'i ra8 izy , raha tadidintsika dia nifamihina mihitsy izy mirahalahy tany senegal teo anatrehan'i filohan'ny franc macon afrika , donk tsy possibl ny hiverenandratsiraka eo .

ouff aleo klou zah hangina fa mitady hivoka tsikelikely izany tsiambaratelo izany

aza sokirinareo moa zah sao dia miteny zavatra tsy tokonyholazaina eo e :(
46. Achia ( 13/07/2006 12:40)
Nde mba hanao FM koa aho sao mbo lasa prezidah :lol::lol:
47. prime ( 14/07/2006 10:19)
Achia> zava-doza io fa aza maniry ratsy... tsy afa-bela @ io anie zay ao e!!!:?
dadabe> tena mitovy tanteraka ny fijerintsika... Efa ela mihitsy aho no kôpy an'io koa fa film no betsaka ataon'ny mpitondra...:-w
48. Solitikabe ( 15/07/2006 00:26)
Tena mba very indray aho tamin'iny ry zareo an. Iza moa no nahita fa kay mety mantsina ny atody.
Fa taiza aloha no nahafantaran'i dadabe hoe teo anatrehan'ny lehiben'ny FM taty Afrika no natao ilay tany Senegaly eh?
49. Achia ( 15/07/2006 07:08)
mbo vazy 2 ny ahy ry prime a ny mitondra ny ankohonako aza manahirana ndray2 ko any Jerosalema vaovao ihany no tanjona e , sady za tsy manana orinasa tsy manana baoritra hihihi :lol:
50. prime ( 17/07/2006 12:11)
Achia> :-*
Achia:
sady za tsy manana orinasa tsy manana baoritra hihihi
nefa afaka manangana orinasa baoritra...:-D:-D
Solitikabe> tsy misolo toerana an'i ddb aho, fa tsy tsikaritrao ve hoe iza avy no olona nanodidina az mitsam t@ iny, dia iza ilay nampihavana dia iza ilay nanoloana??? he!he!he :roll:
51. Achia ( 17/07/2006 13:57)
tena maro no tany e afatsy Zafy irenry ngamba fa reo filoha Afrikana reo ne zany de izy daholo e
52. prime ( 18/07/2006 08:48)
Achia> arakao ny fandehany hatreo...:lol::)
53. Achia ( 18/07/2006 18:03)
Za nahare tantara izay namako izay no nitantara azy fa ny fahamarinany no tsy haiko fa t@ ny andron'i Zafy nifamaly t@ deba de mbanamonjy fivoriana tany Afika ry Zafy sy ny namany fa sady tsy nisy nandray no saika maty raha tsy nisy nilaza ny hampandositra azy fa ra tsy izany hono efa tsy nisy Zafy tsony hatreo
54. Solitikabe ( 18/07/2006 21:08)
Efa mba henoko ihany aloha hoe tsy noraharahin'ny tany Afrika izy tamin'ny fivoriana iray fa tsy tadidiko moa ilay izy.
Fa miverina amin'ny Ra8 aho eh. Dia izany koa izany no tsy dia amaliany an'i Ndrema, satria mantsy iiny Pasitera iny tena mpikatroka amin'io FM io koa, raha azoko tsara ilay tantara mandeha. Izaho moa leiretsy tsy dia mahalala ny tany Afrika fa aza faady an
55. prime ( 19/07/2006 06:40)
Ny ahy ny tena manahirana ny saiko dia ny tsy fahafahan'ny malagasy (sy ny tany mahantra) intsony mba manana fiandrianana manoloana ny an-tery (mivantana na an-kolaka) ataon'ny fikambanan-dehibe toy itony mikasika ny hoaviny...
56. Achia ( 19/07/2006 18:47)
mts eeeh vakio ny Daniel e fa hazava aminao ny fandehan'ny tantaran'ny tany sy ny hoaviny ary ny lasa e isika ne tanimanga e tsy afaka hitambatra @ vy velively raha tsy manaiky ze reviny e
57. prime ( 21/07/2006 07:16)
Achia> mitovy hevitra tanteraka aminao e!!!:)
58. Achia ( 22/07/2006 06:49)
nefa fahotana eo anatrehan\'ATRA nge ny reviny e :-D
59. prime ( 28/07/2006 07:18)
Ka izay ilay herin'izao tontolo izao hanimba azy... Ka nanozonan'Andriamanitra ny tsy maintsy haharavany ts'inona kooohh!:lol::D
60. Solitikabe ( 29/07/2006 01:58)
Ka raha izany anie ry Prime dia ratsy ihany Atra, satria tena nanozona ny ratsy ho an'ny voaary napetrany eh. Mety marina ihany izany ny hevitry ny FM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3255