Franc macon
21. prime
(
30/06/2006 12:55)
Ny tena comble dia rehefa misy fanapahan-kevitra lehibe mikasika ny "orientation politique ou économique" eto amintsika dia raisina am-bolony fotsiny hoe mety angamba izany... fa tsy tongatonga ho'azy ireny... :°)
22. dadabe
(
30/06/2006 14:36)
yee:wink:
jereo tsara io fifidianana ho avy io , fa raha toa ka tsy misy membre ao anaty franc macon ny kandidat mifaninana eo dia andihizan'ny filoha ankehitriny io , fa izy ihany no tsy maintsy lany eo
meme refrain que Ratsiraka didier Ignace
:roll::roll::-$ iza no mila porofo fa zah manana be dia be ??:-w:-w

23. xxx
(
02/07/2006 08:26)
ary maninona aza marozevo no tsy namaly teto tsony ?? sao dia mpikambana ao anaty franc macon aza izy :-w
24. marozevo
(
03/07/2006 07:42)
Ity aho ka...
Tsy dia manana hambara firy momba ity aho satria tsy misy zavatra fantatro ny momba ity, saingy vonona hijery izay atolotrao rehetra. Il faut etre honnete.
Miandru ilay site nampanantenain'i dadabe koa... tsy maninona ry dadabe fa alefaso le porofo anh... Tsy hitako izay olnana amin'izany.

25. rabaradaka
(
03/07/2006 10:36)
Tena liana atmin'ny fanazavan'ny dadatoa dadabe teo aho fa zahay tambanivohitra ity mantsy tsy mba mahalala firy ny fahitanareo any am-pita any. Fa zao ry dadabe a : nojereko ilay nasainao nojerena dia talanjona aho, hay ve zany ity franc macon ity e ! Misaotra razoky a
28. dadabe
(
06/07/2006 13:46)
:D:D betsak ny tsy aharaka anie e:wink:
teo aloha aza aho efa nanazava soratra maisna maromaro dia betsaka no tsy naharaka , na tsy nahazaka ny marina kokoa , maika fa ity resaka ity hummm , miankina @ finona io tsinona , misy ny olona mino fa misy ny herin'ny haizina , ao kosa anefa ireo tsy mino ny fisin'izany
angamba hoy aho hoe somary aleo haka souffle kely aloha sao dia misy oll safotra eo raha avoka indray mandeha eto ny tsiambaratelo rehetra :°)

30. Achia
(
06/07/2006 18:15)
manahona doly e ela2 tsy teo kely ka mandrampakanao souffle ary de ty misy tantara marina satria satria zaho mitsy no niaina t@ ka le tantara de le resaka bibiolona fa zaby moa no nilazan'ny ol azy na hoe ilay biby ; fa indray alina zay tany ambanivohitra alavitra tany ankaikin'i Tsiazompaniry de niainga tao antrano izahay tokony ho t@ 1 ora alina teo andeha hamonjy taksibrosy fa lavitra ny toerana akana azy ; ka vo niainga tao antrano izahay tokony ho 10 mn eo dia nde ahazo ny lalambe io lalana io dia loasaha no manelanelana anay ary feno hazo lehibe ny sisiny ; vao nitsidika ahatazana ilay arabe nefa izahay de io misy jiro tsy mihetsika eo @ ilay arabe de nijanona izahay nanao tazandavitra , ka tsy haiko na henony izahay na ahoana fa nitodika tany @ nay ny taratra soa fa ny toerana nisy anay de feno zana'kininy ka voasaron'ireny ka ka ny ravinkazo no hita nanjelatra . Nijanona tokony ho 10mn teo zay fa ilay zavatra koa tsy nihetsika teo mitsy lasa izahay nody noho ny tahotra satra efatra monja izahay ny mamako ny zandriko tokony ho eo @ 8taona eo ny zokiko no efa lehibe teo @ 30 taona izaho vao 17 taona ; ity tantara ty de t@ taona 87 tany ; tsy haiko ianareo n hino fa io de zaho no niaina t@ ary mbola hametrahako fanontaniana foana oe inona ilay jiro tao anaty lalana nefa any @ toerana tsy misy electricite akory tsisy fiara ary ny nanoratako azy teto koa de ny fahitako io notantarain'i solitikabe io , somary lava ihany fa miala tsiny e !
31. dadabe
(
07/07/2006 13:21)
http://www.syti.net/Organisations.html
de mazotoa mandalina aloha fa hanao komantera isika aoriana kely ao e:wink:
de mazotoa mandalina aloha fa hanao komantera isika aoriana kely ao e:wink:
32. marozevo
(
07/07/2006 14:42)
Misy karazana bibilava (ahitana santionany vitsy dia vitsy any M/car) manana vatosoa-mazava ao anatiny. Amin'ny alina dia avoakany eny ivelany io vatosoa-mazava io mba hisarika zavatra (olona na biby) izay hataony sakafo.
Soa fa niverina i Achia sy ny namany.
tsy zavatra mistery io fa lalàn'ny natiora. Any Brésil misy be dia be an'io.
Efa nojereko an-kapobeny ilay site, ry dadabe fa misaotra. Mbola hodinihina akaiky satria mila fotoana tokoa ny fandinihina azy. Ny hitako fa tsy ampy ao fotsiny dia ity : Toa tsy ao ny sarin-dRatsiraka sy Zafy.

33. dadabe
(
07/07/2006 16:25)
hhihhh ka ireny anie ry marozevo mbola minable e, i ra8 ihany koa tokony mbola ao ,i zafy anie raha tsy diso aho dia tsy nanaiky ny hiditra tao e, donk eliminer izy , ny filohan'ny FMI az tonga tany antranony nampiandrasany ko....hihih
ho an'i marozevo jereo tsara fa izay mpikambana ao anaty franc macon milatsaka prezida eo ihany no atahoran'i ra8 fa ny ankoatran'izay pfff
ho an'i marozevo jereo tsara fa izay mpikambana ao anaty franc macon milatsaka prezida eo ihany no atahoran'i ra8 fa ny ankoatran'izay pfff
34. Achia
(
07/07/2006 17:27)
Ary mahita zavatra ty dadabe ty a fa zany oe tsy de mahagaga satria efa voalaza ao @ soratra masina io e ao @ Daniela ao no hilazany azy fa @ ankapobeny ihany . Le zavatra hitako ne ry marozevo tena jiro fotsy2 otrandreny jiro fotsina fiara reny e za tsy mino zany bibilava zany ny bibiol koa nefa tsy mampino ahy fa mety biby hafa mitsy satria araka ny filazan\'ny ol de ze miompy azy de manambola be donc ao raha ary ze mamono azy de maty rena tsy milay fa aza mifanena @ ihany e
35. marozevo
(
07/07/2006 18:56)
sao dia mba olona nitondra lampe de poche kosa ary eh...
Nirehitra tampoka ve sa nirehitra naharitra fa nanatona ihany ianareo.
Fa amin'ireo te-hilatsaka any Madagasikara koa ve misy Franmasao ? Iza izany ? Nefa aza lazaina sao ahitan-doza eto ko le aza ah !

36. dadabe
(
08/07/2006 04:55)
marozevo yee nisy fa efa voasakana dia afaka milatsaka izy :wink:
ye tena efa voalazan\'i soratra masina avokoa izany rehetra izany fa saingy mbola ho sarotra ho ahy ny hanazava azy satria mbola maro ireo namako tsy mbola mahalala dia ho sarotra amiko ny hanazava azy
Mpandefa : Achia [ Valio ] 07-07-2006 22:27:15
Lohateny : Re : Franc macon
Ary mahita zavatra ty dadabe ty a fa zany oe tsy de mahagaga satria efa voalaza ao @ soratra masina io e ao @ Daniela ao no hilazany azy fa @ ankapobeny ihany
ye tena efa voalazan\'i soratra masina avokoa izany rehetra izany fa saingy mbola ho sarotra ho ahy ny hanazava azy satria mbola maro ireo namako tsy mbola mahalala dia ho sarotra amiko ny hanazava azy
37. Achia
(
08/07/2006 05:43)
Tsy ol zany le izy ry zevo a le izy tsy nihetsika teo @ toerana nisy azy mihitsy sady nitaratra anay fa zay ambony izy ambany de tsy azony fa ny ravinkazo teny ankaikinay no manjelatra2 hatramin'izao aho de mbola hipetrahan'ny fanontaniana oe inona ary iny zavatra iny ,nirehitra tsy maty mitsy le jiro e
39. marozevo
(
08/07/2006 12:21)
Non, tsy Franc maçon kosa aloha izany eh... Fa nisy fifandraisanny io resaka io tao ambony tao, ary mahaliana ahy ity lazain'i Achia ity.
Dia rehefa nazava ve ny andro dia nandeha ihany ianareo, dia inona no zavatra voamarikareo teo amin'ilay toerana nony nazava ny andro ? Ohatra hoe traces na fofona na lavenona... Asa !
Dia rehefa nazava ve ny andro dia nandeha ihany ianareo, dia inona no zavatra voamarikareo teo amin'ilay toerana nony nazava ny andro ? Ohatra hoe traces na fofona na lavenona... Asa !
40. Achia
(
08/07/2006 20:41)
mbola maizina ihany zay de nandeha ka efa t@ 4 ora maraina tsy teo tsony lalanay fa nifindra lalankafa fa zany hoe mahatazana ilay toerana foana fa tsy teo intsony ilay izy , mba tsetsa2 ty ry bedada a fa mety andry zalahy franc maç ihany ne io zavatra io e fa ra ny filazan'ny ol azy de misy miompy ilay izy ary izay mitana azy de mahazo vola mazava hoazy afaka manankarena tsy haiko aloha fa de lazan'olona zany e ka alefaso aza le F M e