Togo # france, resaka mandeha

1. mandrindra ( 23/06/2006 13:44)
dia izany moa no resabe etsy sy eroa fa nalohan'ny frantsay zany ny primen'ny mpilalao togolais dia efa siora fa hibata ny fandresena ry zalahy ireo rahalina. izay fahamarinany aloha tsy fantatra, jereo ny canard enchaîné du 21/06 raha tsy diso aho. fa izany aloha dia tsy dia mahagaga loatra.
2. Fanja1 ( 23/06/2006 13:55)
za tsy gaga kou @ izany.
3. naughtyboy ( 23/06/2006 14:27)
ka le honohono sy ny zvmisy nge tsy mitovy fa aleo ifanamboatra eo de iarahamalala eny ny valiny fa na aharesy eo aza anie frantsa 2-0 up de mbola miankina @ lalaony soisa sy ny korea atsimo @ goal average no mahatafikatra azy
4. kally ( 23/06/2006 14:31)
Raha tena canard enchaîné tokoa no nilaza an'izany dia azo antoka fa marina satria gazety manana ny porofo rehetra amin'izay vaovao ampitany io fa tsy miteniteny foana.
Na izany na tsy izany aleo ho tazanina.
5. lapino ( 23/06/2006 14:55)
Za aloo tsy dia gaga loatra tamin'ny 1998
De mbola tsy gaga koa aho amin'zany resaka izany

Fa gaga kely ihany aho rehefa ilay bandy iray iry foana no mandresy amin'ny tour de France, kay hono lery voaporofo ara-tsiansa fa mi-dôpy :P:-D:-D:-D
6. Ralay ( 23/06/2006 16:26)
Tsy marina zany na dia azo vinavinaina aza fa nymarina dia FIFA no nandoa ny prime nangatahin-dry zareo.Tsy volabe akory fa 250€ par joueurs. Atao ahoana fa pays mahantra e. :lol:
Tandremo fa mety handresy i Togo :o na manao match nul an. Allez Togo! !!! :D
7. sakaizakely ( 23/06/2006 20:05)
Shhhh ! Fanaratsiana nenareo no be ! Mandreraka kou zany resaka minomino foana izany. Avoahy eto ny lahatsoratra tao @ canard enchaîné izany e ! Dia iza koa no mi-dôpy izany aloha ?
Nareo be mpanaratsy io ve mba efa tafakatra sélection ve ny ékipanareo ? :evil:
Nandritra ny 1er mi-temps tena hita fa sahirana be mihintsy ny frantsay, buts 2 refusés sns...
Les bleus ont mérité leur 2/0 fa tsy novidiana akory. Ny gardien de but togolais dia tena mahay tokoa ary nampiseho ny fahaizany ka aiza no voavidy am'zany ? Arrêtez de raconter des c....ries.;-)
Mba niezaka izy aloha dia ho hita eo indray ny manaraka fa ny oul défaitistes hoatranareo izao tsy mahavita n'inn akory fa mitsikera fotsiny no hainareo ! A bon entendeur !:wink:
8. Fiffi ( 23/06/2006 21:19)
hummmm !! aleo aloha ho hita eo fa espagne indray no manaraka ! mazana io an!
9. hertix ( 24/06/2006 02:11)
iza moa no nahalala fa nisy match betsaka truqués nataon'ny Juventus sy Milan AC?! Ny lalao amboarina anie efa hain'ny mpilalao tsara ny mi-jouer azy e! Ny irariana fotsiny dia tsy hipoaka ny marina!!
10. Fiffi ( 24/06/2006 03:17)
ountssss! ny marina marina hiany , ary na ho ela na ho haingana tsy maintsy mipoaka ny marina.
11. Bonz ( 24/06/2006 08:10)
Tsy marina io resaka ery amin'ny voalohany io. Ny FIFA mihitsy no nitondra nanelanelana nandamina ny resaka TOGO.

Isika koa mora handairan'ny honohono an, aza ve ka ny gasy ihany no mahita oe nisy trucage tam 98 ha ha ha, tsy vita mora ange zany manao tsolotra amin'ny baolina izany amin'ny resaka mondial e, sao heverintsika fa baolina an-tanimbary aza izy ty, sa mihevitra ny FIFA ho kodiny!
12. lapino ( 24/06/2006 08:14)
Iza no niteny hoe misy trucage tam' 98 hono? :P
13. naughtyboy ( 24/06/2006 08:36)
marina zany ra-bonz sy lapino a .. ny valiny ihany no hilaza ny marina 2-0 up 4 france,tokony maro2 aza
no comment
14. mandrindra ( 24/06/2006 10:45)
Canard enchaîné du 21/06/2006 n°4469

Comment supporter ces Bleus ?
...Sans attendre que la Fifa sorte son carnet de chèques, la France doit faire un geste. Chirac, qui a tant fait pour l'Afrique, devrait verser en personne vendredi prochain avant le coup d'envoi les primes promises aux joueurs togolais. Cette goutte d'eau dans le budget de la Coopération serait du meilleur effet sur les chances de qualification de la France. Imagine-t-on un adversaire assez ingrat pour oser ratatiner un donateur si généreux ? En Afrique, on respecte les vieux. Les Togolais vont donc respecter les Bleus. Mais il faut les aider. Les contribuables français doivent verser leur obole pour cette cause nationale : l'accès aux huitièmes de finale du Mondial. A certains signaux, il semble qu'en haut lieu, au Palais, on soit déja à la manoeuvre...

tsy nadika teny malagasy mba tsy hisian'ny dika vilana
15. naughtyboy ( 24/06/2006 11:35)
mety zvt posibla nefa tsy voaporofo amiko speculation-ny media ty komentetra voalazan'le gazety eto ty zay ratsy tkoa @ lalao iraisampirenena toy tony ra tafiditra lalina ny ekipa frantsay,ny lalao omaly @ saina tsy miangatra de tsy nisy taratra voavidy ny mpilalao .marihina fa efa nisy io resaka tsolotra vola io tany aloha ohatra t@ koweit nilalao tany U.S.A qualification 1er tour,ka supposition fotsiny io resaka io amiko
16. lapino ( 24/06/2006 11:51)
Raha ny zavatra hita eo ambony kianja aloha, eritrereto hoe raha tena nisy ilay zavatra ...
Havelany ho hita taratra eo ambony kianja? ... ka na zoera vandro manta aza ve?
Tsy misy porofo ahafahana milaza an'izany, tsy misy porofo ahafahana milaza ny mifanohitra aminy koa. Io gazety io no asa raha manana izay hanohanany ny lahatsoratra navoakany, satria azo enjehina izy noho ny antony "diffamation"

Izay aloha eo, fa mbola ho hita eo ny tohin'ny lalao e! :)
17. Fiffi ( 24/06/2006 12:11)
humm! tandremo hiany ny tsaho fa efa fantatra zao ny antony io resaka vola io an! tsy nisy velively hoe nividianana an'ny "togo" ho resy na hoe handresen'ny bleu fa tena diffamation be mihintgsy io an!

Mba tadiavo kely hoe fa naninona ny "togo" no saika tsy hilalao contre an'ny corée , ary fa nisy inona avy tany Togo mihintsy no niatombohan'ny resaka vola dia ho hitanareo ny tena marina.
18. Zenevo ( 24/06/2006 13:08)
Aleo mba andresy kosa ry Zareo fa 3 fotsiny ange no Frantsay amin'ireny e! Fa Afrikana sy Antillais ary Martiniquais no betsaka nilalao tao. Tsy hitanareo ve ireny Trinidad nanao fahagagana ireny ary ny Ghana aza tafakatra 8ème mihitsy fa ny hirariana zao de mba handresy an'I Brésil ry Zareo.
19. Rakaina ( 24/06/2006 14:59)
Resaka mandeha zany fa tsy dia hita izay fahamarinany ka amiko dia natao hitadiavam-bola mba ihavahana @ hafa fotsiny izany(gazette).TOGO ange nahay ary vonona ny hamaly mihintsy fa tsy chance dia izay eh:
20. sakaizakely ( 24/06/2006 18:10)
Rakaina > Hita wa fa tena resaky ny fohy fisainana mora manipuler-na amina honohono fotsiny. Atao ahoana fa io no maha-gasy ny gasy e !
Amiko aloha dia tena ni-assuré mintsy Agassa (gardien de but Togolais) nanakana baolina tena imbetsaka tokoa fa sendra ny tsy fidiny. Tsy ho gaga mintsy isika raha toa ka voa-sélectionné ho an'ny équipe de France izy iny atsy ho atsy an !:P:P

Fa ny fanakianana azoko atao angamba, dia hitako fa hoatran'ny nifanao passe-passe handaniana fotoana fotsiny sisa ry zareo rehefa tafiditra ny 2 buts fa tsy nisy attaque intsony rehefa avy eo. Asa ny fahitanareo azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2198