Togo # france, resaka mandeha

21. Fiffi ( 24/06/2006 18:35)
normale io kah! efa tojo ny tanjona de zay.
22. vale ( 24/06/2006 23:26)
mandrindra: araka ny fahitako ilay lalao aloha dia toa tsy arak'izay voalazan'io gazety io eh!!???
23. dadabe ( 25/06/2006 10:59)
fa iza no nadresy a???togo sa frantsa ???
24. sakaizakely ( 25/06/2006 11:46)
Dadabe ve tsy mba mamaky gazety e ! Tafakatra wa ry mangamanga fa lamako !
25. xxx ( 25/06/2006 20:52)
ho tafakatra final ny ekipa frantsay.
26. sakaizakely ( 26/06/2006 17:21)
izany ve dia no mahatonga anao hanao xxx ?

xxx:

ho tafakatra final ny ekipa frantsay.



27. jentilisa ( 28/06/2006 12:16)
Ilay izy kosa aloha dia tena hanafika ny togoley dia ajanon'i Adebayor indray ilay halaky teo. Nisy anankiray izay indray dia mipasy frantsay foana. Misy roa lahy fotsiny anie no voavidy dia vita tanteraka ny lalao na dia miasa mafy aza ny hafa e!
28. prime ( 28/06/2006 12:40)
Ka spain koa aza resiny kooh!!! :-P
29. mandrindra ( 04/07/2006 08:32)
vale, toy izao ny lalao hitako, tamin'ny fizarampotona voalohany dia indray mandeha i barthez no nitsoraka. tamin'ny fizarampotoana faharoa dia tsy nitifitra mihitsy ny togolais na indray mandeha monja aza. rehefa nitarika tamin'ny isa ny frantsay dia notsoahina ny mpanafika kalazalahy, adebayor.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6004