inn ny atao?

1. xxx ( 19/06/2006 15:14)
miaraka @ol zay aho,efa ho roa taona zahay zay niaraka,mandé tsara ny @nay alo!
nisy fotoana nisy sipa ray zay nahafinaritra anléry nefa aveo ts nisy inona ny t@zareo!!lasa mpinamana zareo ary zaho sy lé sipa miresaka eny ihany refa mifankahita!
taty aoriana b,nisy ol zay nahafinaritra anahako!refa miresaka @ny ako d oh ny hafa,sy miaina zavatra vaovao zany!!

ny olana d zao:ny@ko sy lé ol niarahako efa roa taona zay,efa fatatry ny finakaviana retra momba anay ary manana zanaka zahay!!nefa za ts haiko ra tia azy satry lé ol hafa vao haingana foana no eritreretiko tato ato!!

diso v za ra miala @lé ol voalo sa ampiarahako iz mitsam nefa aveo oh ts maints hisafidy ho any hoaviny zanako!
inn ny hevitra
2. diamondra27 ( 19/06/2006 15:38)
tsotra ny hevitra: sendra tenter fotsiny enao izany, raha tianao ny vady amanjanakao de aza manana relation @ le vaovao intsony fa misy tentation
de jereo oe: naninona ianao no niaraka t@ io voalohany io, de maninona no taitaitra @ity faharoa
de le faharoa io inona ny atout-ny par rapport @ le 1er

dE TANO ny azo fa sarotra ny mila

on sait ce qu'on a mais on ne sais pas ce qu'on l'aura
'zay mou le fitenenan , tsy tadidiko izy teo

fantatrao ny olona nialànao fa tsy fantatrao ze olona handimby azy eo?
3. andoniaina ( 19/06/2006 15:41)
Manao ahoana xxx,tsarovy fôna fa raha misaraka @ io rain-janakao io ianao de ho simba ny hoavin'ny zanakao satria:ianao no tian'ny le ol vao2 miaraka aminao fa tsy ny zanakao,tsy zakan'ny ankamaroan'ny lhl zany hitaiza zana-drafy zany.Am'voalohany aloha mody lazainy fa tsy maninona fa refa mande ny fotoana zay vao mipoitra tsikelikely zany,sady hafa ihany koa nge zany vady niterahana zany,aza misaraka @m'le vadinao sady rain-janakao zany enao fa sao de hanenina refa avy eo.:):):):):D
4. diamondra27 ( 19/06/2006 15:43)
aza mba tia vao zany fa mila fotoana ny zavadrehetra

ohatran'ny maimaika enao zany an! sa voan'ny presion an'le 2ème?
5. Fiffi ( 19/06/2006 15:48)
xxx: raha misaraka @ rain-janakao io ianao , inona no zavatra hafa mety ho azonao any @ le bandy 1 io ?
Mitandrema hiany fa tsy kilalao ity fiainana ity ka hoe iny misy olona mahataitra ahy de hilaozako ao ny rain-janako . Mety tsy ianao no hijaly fa ny zanakao.
Ary tandremo fa ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ! Ka de alao anaty ny sainao io bandyio de hataovy zay mahasoa ny zanakao sy ny rainy sy ianao koh.
6. pissoa ( 19/06/2006 15:58)
Izay zany e ... aza miala amin'ny ilay rain-janakao zany.

Raha ilaina dia maninona raha manao vacances kely nareo mtsam na nareo telo mianaka ohatra. Mba hiverina njay le talou e :wink:
7. Zina ( 19/06/2006 16:45)
ndray2 isika olombelona dia tia tena sans s'en rendre compte... Jereo ihany ny ho avin'ny zanaka an
8. MTN ( 19/06/2006 18:05)
Ohatra ny noforonina izany ilay izy. Tsy haiko aloha nefa eh. Rain-janakao ve dia ataonao hoe mitsam?

maivana
9. Fiffi ( 19/06/2006 18:33)
xxx:

ny olana d zao:ny@ko sy lé ol niarahako efa roa taona zay,efa fatatry ny finakaviana retra momba anay ary manana zanaka zahay!!nefa za ts haiko ra tia azy satry lé ol hafa vao haingana foana no eritreretiko tato ato!!
anjekaky ooo :{:{:{ de mba ho aiza hono ity fiainana ity raha isakin'ny mahita olona vao2 de andeha hametraka fanontaniana hoe "tia ahy ve izy" nefa efa 2 taona no niharahana ary efa mananjanaka ???????

Nandritrin'ny 2 taona niharahana , manana zazakely ve de tsy mahafantatra fa tia anao izy ? vraiment n'importe koi an!


10. cutie ( 19/06/2006 19:22)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 19-06-2006 20:14:32
Lohateny : inn ny atao?
miaraka @ol zay aho,efa ho roa taona zahay zay niaraka,mandé tsara ny @nay alo!
nisy fotoana nisy sipa ray zay nahafinaritra anléry nefa aveo ts nisy inona ny t@zareo!!lasa mpinamana zareo ary zaho sy lé sipa miresaka eny ihany refa mifankahita!
taty aoriana b,nisy ol zay nahafinaritra anahako!refa miresaka @ny ako d oh ny hafa,sy miaina zavatra vaovao zany!!

ny olana d zao:ny@ko sy lé ol niarahako efa roa taona zay,efa fatatry ny finakaviana retra momba anay ary manana zanaka zahay!!nefa za ts haiko ra tia azy satry lé ol hafa vao haingana foana no eritreretiko tato ato!!

diso v za ra miala @lé ol voalo sa ampiarahako iz mitsam nefa aveo oh ts maints hisafidy ho any hoaviny zanako!
inn ny hevitra

tsy diso enao ka, araho ny safidin'ny fonao :wink:
11. Silo ( 20/06/2006 07:12)
xxx a! aza ataonao kilalao ny fianan-janakao sy ny hoaviny, hainao mou \\\'lay fiteny hoe: \\\"Ny fitiavana toy ny jiafotsy ka vao tsy ialan-kasokasoka antitra tsy ialan-dromoromo\\\", ary tsarovy fa ny lhlhy anie rehefa te hiditra izay ka mahay mandangolango e! nefa refa tafiditra izy, eo ianao vao mahita azy hoe toa mitovy iahany, izany ary mety ho ratsy nohon\\\'n\\\'lay 1 taloha aza ny ataony.
Ratsy ihany koa anie izany ankizy, hafa ny dadan\\\'ity, hafa ny renin\\\'itsy, ireto i reny 1 ray. Hafa ihany akia ny zaza kibo iray nofonosana, 1 reny 1 dada izany, na eo @ fitezana izany na eo @ fifankatiavana.
Efa vonona ny hitia ilay 1 io ianao matoa nanaiky niteraka taminy, noho izany ny hoavin\\\'ny zanakareo no jereo, fa ny anareo anie plus ou moins vita ihany, satria efa mahalala ny tsra sy ny ratsy eo @ vie ianao, fa ny zaza kosa ????
Na ho ela na ho ainga tsy maitsy ho leo io 2 io ihany ianao de ho aiza indray ???
Sao de mba hanenina ao aoriana ao e!

12. mandrindra ( 20/06/2006 07:43)
cutie, =D=D=D

xxx, io ndray dia tsy sarotra e, ny fitavana tsy azo ferena fa ny fitantanana no ataovy tsara. na olona iray na folo ankoatry ny rainjanakao no mampidoboka ny fonao dia tairo. ny fomba fitantanana no ataovy tsara. ny remplacant tonga dia lazo hoe remplaçant izy aloha. dia arakaraka ny fivoatran'ny lalao eny dia ianao no mahita hoe tokony ho ampidirina titulaire ve ilay remplaçant sa tsia ?
13. Fiffi ( 20/06/2006 11:04)
cutie:
tsy diso enao ka, araho ny safidin'ny fonao :wink:
cutie: tsy diso @ inona akia izy ? araho ny safidin'ny fony ? ary raha toa ka andeha hiaraka @ le bandy vao2 izy de hamela ny vadiny sy ny zanany nefa efa 2 taona ry zareo no nihara-nipetraka , indrindra indrindra fa misy zaza tsy tsy manan-tsiny ao de tsy diso ve akia izy zany raha hanao an'izany ?


14. Fiffi ( 20/06/2006 11:07)
pissoa:
Izay zany e ... aza miala amin'ny ilay rain-janakao zany.
pissoa: marina mihintsy akia ny andry an! sady mba jereo io zaza tsy manan-tsiny io eh!


15. cutie ( 20/06/2006 19:05)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 20-06-2006 16:04:51
Lohateny : Re : inn ny atao?
Hoy i cutie:
tsy diso enao ka, araho ny safidin'ny fonao
cutie: tsy diso @ inona akia izy ? araho ny safidin'ny fony ? ary raha toa ka andeha hiaraka @ le bandy vao2 izy de hamela ny vadiny sy ny zanany nefa efa 2 taona ry zareo no nihara-nipetraka , indrindra indrindra fa misy zaza tsy tsy manan-tsiny ao de tsy diso ve akia izy zany raha hanao an'izany ?

tsy diso:P
vakio le lazain'i mandrindra ery ambony, de ho azon-jy :wink:
16. MTN ( 20/06/2006 19:41)
xxx, cutie, mandrindra: ra za kosa aloha ny hoe manan-janaka ka atao an'izany ny zanako. Ngamba totohondry sy mers bobaka be mihitsy ny miandry an'izay kofa miseho miditra eo eh. :evil::-w
17. Fiffi ( 20/06/2006 20:24)
de tsy aiko intsony zany raha izany an! asa ve hoe manana ny rariny ve le vhv raha efa miara-mipetraka @ le vadiny mandritrin'ny 2 taona , efa manan-janaka de ho taitaitra @ bandy tampoka teo , de sahy milaza hoe tsy fantako na tia ahy io olona niarahana nipetra efa hafiriana io , rain-janakao zao !! de tsy diso izy ? heu...any angamba no tena hatao hoe : samy manana ny heritreriny marina ny tsirairay.
Ny ahy aloha de zavatra iray fotsiny no mba angatahako an'Andriamanitra mba hanampy ahy raha manam-bady sy manan-janaka , ary efa miara-mipetraka mandritrin'ny 2 taona , mba tsy ho tratran'ny fahakam-panahy zany ka hisaraka @ io olona rain-janako io satria io misy zaza tsy manan-tsiny.
18. MTN ( 20/06/2006 21:20)
fa iza aloha ilay xxx eh, mandrindra sa cutie?
19. sasa ( 21/06/2006 04:24)
io indray d miankina am xxx ihany, izy no mahafantra marina izay tokony ataony
20. arson ( 21/06/2006 06:18)
TENA FAVY KOSA ENAO ZANY XXX RAHA MAHAZAKA ROA AN!
ahahahaha:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0665