inn ny atao?
21. mandrindra
(
21/06/2006 06:47)
MTN:
xxx, cutie, mandrindra: ra za kosa aloha ny hoe manan-janaka ka atao an'izany ny zanako. Ngamba totohondry sy mers bobaka be mihitsy ny miandry an'izay kofa miseho miditra eo eh. :evil::-w
MTN matoa ny sipa mandeha, dia misy tsy ampy ao ami 'ilay kôfa, na misy mahery noho ilay kôfa. dia raha te hanao totohondry dia misehoa hoe zah no tena favy dia tairo ray sy ray fa aza miantso mers zany :D
22. mandrindra
(
21/06/2006 06:49)
fanontaniana apetrako aminareo rehetra manao hoe aza miala ireo : ny fanananjanaka ve no mandrara ny fisarahana? iza no tsara kokoa ny fianan'ny zaza : RAR miaraka fa rombo isan'andro sa RAR misaraka miaina ao anaty fitiavana ?
23. MTN
(
21/06/2006 08:04)
ilay voalohany aloha: tsy mizesta za no tena favy zany fa refa tratra ny tanjona dia izay
ilay faharoa indray: inona no hanambadiana sy ivohadiana, izaho dia ho anao bla bla bla, raha vao seranan'ny hafa dia hisaraka na hirombo izan'andro?:D
ilay faharoa indray: inona no hanambadiana sy ivohadiana, izaho dia ho anao bla bla bla, raha vao seranan'ny hafa dia hisaraka na hirombo izan'andro?:D
24. arson
(
21/06/2006 11:38)
mandrindra:raha amiko alo de aleoko ko2 ny rar misaraka raha rombo zany fona no hiainana ko.zay vo izy mivady no miady ka ny ankizy no voforiporitra,gravy be anie zany e!
26. mandrindra
(
21/06/2006 12:43)
cutie, dia amin'izay ve siora fa tsy ho very i xxx :D
MTN, ny fanambadina dia contrat soniavin'olondroa, ny fototr'io contrat io dia ny fitiavana. rehefa tsy ao intsony ny base iorenan'ny contrat dia aleo ravana ilay contrat
MTN, ny fanambadina dia contrat soniavin'olondroa, ny fototr'io contrat io dia ny fitiavana. rehefa tsy ao intsony ny base iorenan'ny contrat dia aleo ravana ilay contrat
28. cutie
(
21/06/2006 13:53)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 21-06-2006 17:43:06
Lohateny : Re : inn ny atao?
cutie, dia amin'izay ve siora fa tsy ho very i xxx
ho very aiza anefa?:roll:
tsy very ka:-D
29. pissoa
(
21/06/2006 14:34)
mandrindra:Tsy io irery no mandrara, fa isany io. Tsy fitiavana fotsiny
fanontaniana apetrako aminareo rehetra manao hoe aza miala ireo : ny fanananjanaka ve no mandrara ny fisarahana?
mandrindra:
iza no tsara kokoa ny fianan'ny zaza : RAR miaraka fa rombo isan'andro sa RAR misaraka miaina ao anaty fitiavana ?
Iza no tsara kokoa ny fiainan'ny zaza: RAR miaraka, mety misy olana; sa ny mahita ny reniny misolo vady in-50 na mihoatra, dia hanana ray 50 izany?
Ie, tena in-50 no tiako soratana satria iza tokoa moa no hanakana ny fisoloana vady in-50 raha izay mandalo rehetra toy izao dia arahina daholo?
mandrindra:Ie - fa ao anatin'io contrat io koa dia misy hoe ... manome toky fa ho tia anao ... noho izany dia adidiny ny manao izay haha-eo foana ilay base.
MTN, ny fanambadina dia contrat soniavin'olondroa, ny fototr'io contrat io dia ny fitiavana. rehefa tsy ao intsony ny base iorenan'ny contrat dia aleo ravana ilay contrat
31. lapino
(
21/06/2006 15:05)
iza no tsara kokoa ny fianan'ny zaza : RAR miaraka fa rombo isan'andro sa RAR misaraka miaina ao anaty fitiavana ?
Raha misy anankiray mandresy dia tapitra ny rombo ka :)
Fa ahoana moa no hiainan'ny RAR anatin'ny fitiavana kanefa izy misaraka? filaminana angamba no tian'i mandrindra holazaina. Fa ilay ankizy amin'izay izany misafidy hoe ratsy sa ratsy, saingy vongany sa ranony fotsiny!
MTN, ny fanambadina dia contrat soniavin'olondroa, ny fototr'io contrat io dia ny fitiavana. rehefa tsy ao intsony ny base iorenan'ny contrat dia aleo ravana ilay contrat
Ny contrat ve tsy eo amin'ny ara-panjakana fotsiny e? Fa misy zavatra hafa noho ny contrat ny fanambadiana, dia ny voady. Ny fanambadiana izany natao ho mandra-maty, raha ny principe-ny.
Ankoatra an'izay koa, misy fiainan'olona iray hafa engagé miaraka ao (mihoatra an'izay raha misy zanaka). Dia asa hoe hatraiza ny zon'ny olona iray hanapaka momba ny fiainan'ny hafa.
Mety hoe izany angamba no atao hoe "liberté individuelle".
tsy diso enao ka, araho ny safidin'ny fonao :wink:Safidio aloha hoe fo sa saina e :wink:
33. xxx
(
21/06/2006 15:33)
misaotra zay namaly retra!
tsy mitombona angaba,fa lasa tia andro aman'alina anlé faharoa aho!ataoko hoe "amoureuse"mits aza!!
very hevitra aho!
tsy mitombona angaba,fa lasa tia andro aman'alina anlé faharoa aho!ataoko hoe "amoureuse"mits aza!!
very hevitra aho!
35. pissoa
(
21/06/2006 15:37)
xxx:Tsy possible ve hoa ito:
misaotra zay namaly retra!
tsy mitombona angaba,fa lasa tia andro aman'alina anlé faharoa aho!ataoko hoe "amoureuse"mits aza!!
very hevitra aho!
Raha ilaina dia maninona raha manao vacances kely nareo mtsam na nareo telo mianaka ohatra. Mba hiverina njay le talou e
36. lapino
(
21/06/2006 15:48)
Cutie, ka tsy misy ilana azy intsony ny saina raha izay ko! Dia lasa tsy misaina avy eo! :wink:
38. Zina
(
21/06/2006 19:08)
tsy mitombona angaba,fa lasa tia andro aman'alina anlé faharoa aho!ataoko hoe "amoureuse"mits aza!!
very hevitra aho!
dia io no alaivo
