Mitady mpanohitra mba mahavoa kokoa
41. Robert
(
12/07/2006 01:50)
http://www.alternatives.ca/article1865.html
Qu’on se le dise, les 11 millions de Cubains sont généralement en très bonne santé. Avec une espérance de vie de 77 ans (Canada, 78, 4) et un taux de mortalité infantile de 5, 8 par 1000 naissances vivantes (Canada, 5, 4), ce pays pauvre se démarque radicalement des autres. Les paramètres reflétant le niveau de santé à Cuba se comparent à ceux des pays riches et développés. On dit que les Cubains vivent comme des pauvres, mais meurent comme des riches, puisque les causes principales de mortalité sont les mêmes que celles prévalant dans les pays développés, soit les maladies cardio-vasculaires et les cancers.

42. prime
(
12/07/2006 13:07)
Robert> tsara ny fitarihanao ny adihevitra... fa ny fahatsaran\'ny resaka fahasalamana (ohatra cuba) tsy mbola mandahatra mihitsy azy ho firenena mandroso... i maurice indray tsy azo alahatra mihitsy amintsika malagasy fa tena mifanalavitra be mihitsy... Miainga hatrany @ kolontsaina ka hatrany @ ara-toe-karena sy politika, tena mifanalavitra tanteraka e! Raha haka tahaka ny fivoaran\'ny maurice isika dia mila mandini-tena lalina... :-o
43. Robert
(
12/07/2006 13:44)
(Mandroso mihemontra hoy Prime tery ambony)
Marina daholo izany rehetra izany, fa ny tiako lazaina koa de tompon'andraikitra @ ny fahantran'i Madagasikara ny mpitondra(tiako mbola hanohy ny asany hatrany hita mba miezaka) na ny mpanohitra(programme aministie fotsiny fa tsy misy programme de développement ou social matotra).
Ary raha te-hanankarena isika malagasy(fanjakana) de tokony hovaina ny fomba fitantanana(mpitondra), fomba manoherana(mpanohitra). Ny marina de mila ezaka be isika aminy fanaovana politika, ary ireo kolontsaina na fomba fanao hita fa tsy mampanakarena de tokony ariana(izay vato misakana hoy Prime par rapport aux Mauriciens).

45. prime
(
14/07/2006 11:31)
Robert> manomboka mahaliana ny adihevitra... Izaho aloha @ ankapobeny mitovy hevitra aminao fa misy fanamarihana kely fotsiny izay tiako tsipihina... ny fitondràna ankehitriny dia miezaka tokoa araka ny lazainao fa tokony hitondra fanazavàna bebe kokoa hatrany izy satria ny fahefa-mividin'ny olona latsaka ambany dia ambany nefa hoe ny harin-karena miakatra hatrany (araka ny tatitra faran'ny praima teny tsimbazaza)... ny fahitako azy dia toa tsy azon'ny vahoaka mihitsy ny safidy politika ankehitriny no tena fototra... efa "ultra-libéral" mihitsy no politika ekonomika iainana ankehitriny dia tokony hanazava ny fandrosoana sy ny fiantraikan'izany ny mpitondra... hatreo aloha....:)