Mitady mpanohitra mba mahavoa kokoa

21. Mifenty ( 26/06/2006 14:41)

>Marozevo

za aza tsy afaka mifidy ra tsy mandoa 1200€ ony kou hihi
22. marozevo ( 26/06/2006 21:12)
Fa ilay 1200€ ve neutre sa tendantiel?
23. Mifenty ( 27/06/2006 11:11)


k nareo any italy nga afaka mifidy ra tsy mody kle
24. prime ( 28/06/2006 07:46)
robert:
Ny tena marina de tsy handroso ao anatiny 50 taona izany ny Firenen-tsika(Contexte économique mondiale). Na izà no hitondra eo na Ra-8 na olona hafa, de mbola hahantatra foana isika. Fa raha za manokana aloha de aleo Ra-8 hanampitra ny 2e mandat-ny, satria i Rangahy io mba hita manao zavatra (lalana ohatra)sy mba miezaka hatrany(MAP). Fa na izany aza mbola mihena foana ny sanda-bola Ariary( miakatra ny vindi-piainana).
Fa mba tondiho anie ny 35 000 logments ny mpitondra teo aloha (Pierrot), firy no vita? écologique?
Ry ZaFy indray de MADA-RaiD no vitany...
robert:
Nyhasina ndrema kosa aloha tsy de tsara, fa aleo rehefa mahavita 2e mandat Ra-8. Vao miditra izy.
mandroso mihemotra anie ianao izany e!!!:-P sady tsy manam-panan-tenàna intsony ny hoavy raha dinihina tsara, sa diso izany???:-D
25. marozevo ( 28/06/2006 15:32)
Manantenà foana ry Roby na tsy misy tokony hantenaina aza ah... Aza kivikivy izany fa tsy manja izany...
26. prime ( 29/06/2006 12:13)
marozevo> eka sheka!!!:@
27. marozevo ( 29/06/2006 14:20)
Inona aloha ilay "sheka" eh ? Toa averimberin'i Prime foana manko io teny io.
28. besorongola ( 29/06/2006 16:28)
Tsara be ilay hevitra fa ampiako fotsiny hoe :
- Mitady mpanohitra mahavita manafoana ny dahalo sy ny doro-tanety
- Mitady mpanohitra afaka miatoka ny fitsaboana ho maimaim-poana fa raha toa ka tsy misy vola @ izao fotoana izao dia ny lalana mody no hasiana olona. Jereo fotsiny ireny nanjo an'i Jaojoby ireny, ary ilay chauffeur-ny izao mba ahoana ohatra, ho any la Réunion koa ve ? angaha izy misy artiste nanampy azy ?
- Mitady mpanohitra sahy marina @ atao hoe " ampamoaka "
29. marozevo ( 30/06/2006 21:01)
Mitady mpanohitra mahay manentana ny Malagasy handray andraikitra hanarina ny Tanindrazana, fa tsy vahoaka miandry hotsaboina fotsiny, fa tsy ho vahoaka mijery tanety may fotsiny, fa tsy vahoaka miandry fifidianana handraisana 2166 fmg fotsiny.
30. Mifenty ( 01/07/2006 04:20)
.... fa tsy vahoaka miandry fifidianana handraisana 2166 fmg fotsiny



tsy tena azoko ndray io ry maro le
31. marozevo ( 01/07/2006 11:53)
Jereo any ho any fa i Sareraka no nilaza an'io.
32. prime ( 05/07/2006 10:08)
Marozevo> atsipitsipy ny bôl an!!!
Mialoha ny itadiavana "mpanohitra mahavoka kokoa" dia izaho mahita hoe mbola "mila vahoaka matotra sy vonona handray andraikitra" mialoha izany fa raha ny mpanohitra hatr@ izay hany tsy ary ratsy aby??!!!:°)
33. Robert ( 05/07/2006 16:25)
Prime>Tsy i Za no mandroso mihemotra fa ny firenen-tsika no tena latsaka lalina ao anaty ny Fahantrana efa hatraminy ela.
Tsy hoe tsy manam-panatenana @ hoavy ny Madagasikara za, fa tsy hisy koa anie ny manà hilatsaka avy any an-danitra (mpitsentsika koa betsaka). Mandroso anie i Madagasikara fa tsy hana-karena vetivety isika malagasy, satria mandeha miadana loatra ny hafaingana mpandehan' ny toe-karena malagasy (ilaozany sasany, Mauricie).

Izay miasa elingelenina (Ra-8).Programme ny mpanohitra (candidat mpanohitra) aministie, tsy de mahay toe-karena ny tenanay fa raha aministie aloha tsy hampadroso lavitra kokoa hono ny MAP.

Madagasikara mila mpanohitra manana tetik'asa fampandrosoana mazava akoatra ny aministie. Io no ilaina...



34. marozevo ( 05/07/2006 21:14)
Amnistie = Fihemorana
Amnistie = tahotra ny tantara
Amnistie = trahir les malgaches
Amnistie = Embeter les familles des victimes.
35. fijo ( 06/07/2006 19:40)
lany andro ao ny mpanohitra fa ravalo ihany no lany eo.ny antony,dia efa tsapan'ny mpamatsy vola,fa izy no mba hafaka hanao zavatra ao.
36. Robert ( 06/07/2006 20:04)
Hay ve ka ny mpamatsy vola no mifidy ny filo-mpirenena malagasy??
37. marozevo ( 07/07/2006 14:08)
Ka tsy misy mpamatsy hanina tsinona fa mpamatsy vola ihany no misy kooo... Vazivazy iny.

Eo ny resaka mpamatsy vola, manana ny lanjany ry zareo. Fa isika ihany, mahalala izany fitokisan'ny mpamatsy vola azy izany, no hifidy azy. Sa ndao izay tsy itokisan'ny mpamatsy vola ndray no ho fidiana hoe hojerena anh... Fa angaha ny fiainana tsapatsapa !
38. fijo ( 07/07/2006 19:21)
robert an,aza dia manonofy amin'ny resaka fahefana,fa io tsy natao hoan'olona mora.ny mpamatsy vola tsy hanary vola amin'olona tsy atokisany izany.dia jereo ny mahazo ny paletsinianina izao.nanao tsapatsapa ny vahoaka dia mijinja aloha izao
39. Robert ( 09/07/2006 11:49)
Paletsinianina, safidy ny vahoaka io. Mety mieritreritra ry zareo fa ny Hamas no afaka hiaro ny tanin-dry zareo hono ny antoko hafa.
Cuba, jereo io firenena kely io, tsy de misy fanampiana avy any ivelany ry zareo. Nefa ny cuba no misy ny système de santé tsara indrindra eto an-tany. Mety hilaza enao hoe ka mahantra ry zareo. Io relatif be.
40. fijo ( 11/07/2006 20:28)
manana fitsaboana tsara hoe?????mampanahy ahy raha cuba ,matoa ny vahoaka mitsaoka any US dia misy antony ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.201