Ps

61. mandrindra ( 28/06/2006 08:07)
fanja1, ny teny tsy misy ratsy izany e
62. Fanja1 ( 28/06/2006 08:14)
mandrindra wi wi... zahay wa tsy mivotra ka tsy mahalala we tsy teny ratsy zany (diso be ny RAR nay nampianatra anay fa teny ratsy zany "tay" zany zvt maloto zany
63. tsoupou ( 11/07/2006 08:12)
Izany pseudo izany aza atao olana. Maninona moa no tsy natao hoe solon\'anarana izy io fa tsy izany ps izany.
Ny hevitra ho entin\'ilay olona no tokony ho jerena fa tsy izany velively.
Io anie otran\'lé oe ny anaran\'lé vehivavy stéphanie nefa izy ratsy be e.
NY ANARANA TSY OLONA
64. sarobidy ( 11/07/2006 09:54)
An an an kosany e , na de zany aza de tokony tsy hatao an'zany kosa ny ps fa na ny mijery azy aza mandreraka be.Io koa moa iraisan'le tompony amin'ny solon'anarany ihany ny toetrany @ le ps ko:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.039