Ps
41. Fiffi
(
23/06/2006 21:01)
heu.....de samy manana marina ny fandraisany an'io teny io zany , @ nareo tsy teny ratsy le izy fa zah aloha hatramin'izay de hoe teny rasy no nampianarina ahy de mandrak'ity ny androany de notazomiko io an! ka misy mahadiso ahy ve zany ? sa ve raisina hoe tsy mivoatra indray zah ?
42. Fanja1
(
24/06/2006 03:47)
Fiffi tsika olona tsy mivotra ka marina ny andryzareo , tay nampianarina antsika fa teny ratsy, zvt maloto fa aminjy zareo io zvt mamirapiratra be. Aleo akia za hangina fa tsy aharaka an'ireo olona mivotra reo za! ary lasa singe kay bonz fa singe gasy, za olona fa tsy singe (ho lasa singe sy tay eo daholo):)
43. pissoa
(
24/06/2006 06:18)
Fiffi:
heu.....de samy manana marina ny fandraisany an'io teny io zany , @ nareo tsy teny ratsy le izy fa zah aloha hatramin'izay de hoe teny rasy no nampianarina ahy de mandrak'ity ny androany de notazomiko io an! ka misy mahadiso ahy ve zany ? sa ve raisina hoe tsy mivoatra indray zah ?
Dia ho atao hoe miteny ratsy foana koa izany ny olona rehefa miteny hoe tain'omby, tain'akoho, sns? Dia ahoana ny fiainana eny ambani-vohitra amin'izany? Sa asaina atao hoe caca-n'omby, sns :roll:
Efa nisy nilaza io ambony io hoe arakaraka ny hampiasanao azy io. Izany hoe tsy ny teny hoe tay no ratsy fa ny fehezan-teny notenenina mihitsy.
Ohatra izao le oe:
Hano ny tay. (aza bedesina za fa ohatra io an :oops::-D:-D:-D ) Tsy ilay teny hoe tay no ratsy, fa ilay hevitra mampihinana zavatra maloto olona.
Fa raha misy miteny oe:
Tay io fa ndrao vaohitsakao ... tsy hitako izay olana.
44. Fanja1
(
24/06/2006 06:27)
rainitay = dadan'ny tay no dikany. oupsss za wa tsy hiteny tsony fa tsy mba mivotra otran'ny sasany :wink:
48. Bonz
(
24/06/2006 07:22)
ha ha ha za ilay xxx fa ianao hiteny io xxx io mihitsy no nandrasako hihihi.
53. vale
(
25/06/2006 19:34)
ihihih:°):°),,,
miresaka anarana ihany nareo fa zà koa gaga be raha nahita t@ télé fa misy anarana frantsay hoe "Pénis" ihihihhh
miresaka anarana ihany nareo fa zà koa gaga be raha nahita t@ télé fa misy anarana frantsay hoe "Pénis" ihihihhh
58. Fiffi
(
27/06/2006 06:12)
fa ny mahatsara azy kosa aloha de efa mba misy lalàna hoe afaka manova anarana an!.
60. Fanja1
(
28/06/2006 06:05)
Fiffi ie soa ihany. Fa araka ny resaka eto de toa tsy mampaninona ny sasany na teny ratsy aza kou.:(