famantarana
42. Tokinao
(
25/06/2006 08:21)
Zao ry zavavy a. Sarotra ny mamantatra we mandainga ny olona iray na tsia raha mbola tsy nifanerasera taminy.
Ka ny solution-ko zareo de izao : ra tsy atokisanareo le lehilahy de midira ho namany tsotra aloha ( ataoko fa tsy atoro anareo vaivavy izany. ;-) ). De adihadio ny programa fandaniany ny fotoana, ka @'le fotoana ahiahinareo we mety hiarahany amin'ny olon-kafa ; @'io izy no andramo tratrarina ( ohatra andehano any an-tranony, na tsenao any am-piasanany na any am-pianarany).
Ra ny hevitro de tokony hahomby foana io klé iray io, na ho an'ny lehila, na ho an'ny vehivavy.

43. diamondra27
(
25/06/2006 09:49)
tokinao: ka le namana tsy mety atao namana fa ny azy tonga de fitiavana no ilainy aminao koa. Dia ahoana koa izany hoe: le olona tianao ve de ataonao namana?
poupounesana: toa 'zay tokoa ny hevitra mety atao fa le roue de secours aloha tsy lasa e!

47. poupounesana
(
28/06/2006 13:36)
nikopol:enao iany ane no nampianatsa e!
dadabe:za ne teto foana fa kely d tsy misy mpahita e
mbola dadabe : diam's = diamondra27 fa lava b le diamondra27
diamondra27 : aza manaiky roue de secours zany mitsy njy han!

48. diamondra27
(
28/06/2006 20:58)
poupounesana: ataovy DM fotsiny akia d'efa mety io a!; efa kopy doly ny olona eto @io fa diams no dikan'io
49. dadabe
(
29/06/2006 03:31)
DM = dadabe sy Mamazelkely tsy mandrindra izany io a
donk tsy mety , ataovy "PB" ry poupounesana a

50. diamondra27
(
29/06/2006 08:16)
dadabe:DM? nanomboka oviana indray 'zany?
PB: tsy anah kambony io fa aza atao an'izany

51. toovs
(
29/06/2006 08:56)
diamondra27:
fanja: mbola mieritreritra ngah
mamz: ka zay indrindra sao de nisy namana eto mahafantatra afaka mifampizara mba ahazoana mitandrina
booboo:mety zay marina aloha e!
de raha mbola samy mpianatra université ilay olona de ahoana?De maninon ny olona hafa mahalala tsy mab miteny oe: efa misy miaraka aminy le olona(lhl)
sarotra be ny hitenenan'olona an'izany fa rehefa avy eo rah mifanaraka tsara ihany nareo de ilay olona niteny indray no toa lasa fahavalon'ny fiarahanareo.
52. toovs
(
29/06/2006 09:03)
Tokinao:
Zao ry zavavy a. Sarotra ny mamantatra we mandainga ny olona iray na tsia raha mbola tsy nifanerasera taminy.
Ka ny solution-ko zareo de izao : ra tsy atokisanareo le lehilahy de midira ho namany tsotra aloha ( ataoko fa tsy atoro anareo vaivavy izany. ;-) ). De adihadio ny programa fandaniany ny fotoana, ka @'le fotoana ahiahinareo we mety hiarahany amin'ny olon-kafa ; @'io izy no andramo tratrarina ( ohatra andehano any an-tranony, na tsenao any am-piasanany na any am-pianarany).
Ra ny hevitro de tokony hahomby foana io klé iray io, na ho an'ny lehila, na ho an'ny vehivavy.
tsy haiko aloha i tokinao na lelah na vevav fa tonga de raisiko hoe lelah aloha. de izao no tiako havaly andrangahy: ahoana koa izany hitsena olona tsy sipanao izany? De raha toa ka misy olona miaraka aminy any de tsy hiahiahy ve ny tompontoerana hoe manana aventure aminao ny sipany na ny vadiny? Ny réaction anananao kanefa refa mahita hoe misy olona miaraka aminy de tsy maintsy fantatra hoe hafahafa be ka tonga de tsy maintsy kobo foana e. lasa mapiady olona indray rangah am zany.
53. dadabe
(
29/06/2006 10:25)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 29-06-2006 13:16:33
Lohateny : Re : famantarana
dadabeM? nanomboka oviana indray 'zany?
PB: tsy anah kambony io fa aza atao an'izany
azafady diams fa diso aho a, saika nosoratako hoe ataovy PB fa aza atao DM dia nanjary io no voasoratra tssss
PB= pa...... sy ba..... :wink: kopy ve:-w
54. rhaingo
(
29/06/2006 16:14)
matetika ny hitako raha vao izy no tsy afaka2 week end na hoe tsatohana hoe hiaraka @ andro tsy iasana, tsy mijanona hariva any aminao dia mba mailomailo ihany
55. diamondra27
(
30/06/2006 05:52)
dadabe: ssssssssssss, aza miteniteny foana e
rhaigo: marina akia izany a! mailo satria raha vao miala pas @io izy de midika izany fa efa manambady le olona na fiancé
ny celibat libre foana izy fa mety manenjika ny hafa ihanny koa, donc angatahina 2 3 fois fa raha tsy manaiky de io cas ambony io zay.
Raha tsy zany de izy no anontaniana oe: oviana ary no mahafaka anao e!sady somary mihatahanta kely :-D