famantarana
1. diamondra27
(
22/06/2006 09:06)
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?
novalian'i dadabe ny 01/07/2006 02:36
2. mandrindra
(
22/06/2006 09:11)
tsy ny fahafantarana hoe efa misy miaraka aminy no hamaritra fa ho tia azy ianao na tsia.
ohatra ny fanaovana alliance, na ny fisianan'y marika raha notsoahina iny.
mandehana any antranony dia tonga dia kobo e.

3. diamondra27
(
22/06/2006 09:21)
mandrindra: raha izaho manokana aloha raha fantako fa manana alliance izy na misy faritra peratra ny tanany de tsy erahako intsony e! na de tiko tahaka ny inona aza le olona
1er cas:de raha tsy entiny any antranony de ahoana?
2ème cas:De raha hita na de nande tany antranony aza le vhv, ka tsy misy signe mihitsy oe: miaraka @ vhv hafa izy, de ahoana; hay refa afaka antaonany maro vao nahare ianao fa misy olona miaraka aminy

5. mamzelkely
(
22/06/2006 09:46)
ôtrany sarotra akia zany fanotanina zany ry diamondra sari ny lhl mahay manafina aa :°)
6. booboo
(
22/06/2006 09:46)
-Ilay mijery tanana oe misy alliance tsy dia mandaitra laotra fa misy tsy tia manao peratra mitsy dia euh....:-P
-tsy ho fantatra eny foana ve rehefa ela ny ela :lol: oe misy fotoana tsy mety aminy matetika, na vetivety foana ny fiarahana isaka zay mifanao fotoana, tsy entiny any @ famille-ny mihitsy ....

7. diamondra27
(
22/06/2006 09:58)
fanja: mbola mieritreritra ngah
mamz: ka zay indrindra sao de nisy namana eto mahafantatra afaka mifampizara mba ahazoana mitandrina
booboo:mety zay marina aloha e!
de raha mbola samy mpianatra université ilay olona de ahoana?De maninon ny olona hafa mahalala tsy mab miteny oe: efa misy miaraka aminy le olona(lhl)

8. Fiffi
(
22/06/2006 10:18)
de hanontaniana fotsiny izy koh! na mba maka renseignement fa io ve tsy ho hita rehefa tena vonona ny hiaraka aminy ?
9. diamondra27
(
22/06/2006 10:24)
tsy hita akia ry fiffi fa io lazain'i mamz io oe: ny lhl mahay manafina a!
de raha anontaniana izy de lazainy fa tsy misy miaraka aminy nefa efa manana vadibe le kof
maka renseignements njy de tsy misy miteny ny marina le olona; fe refa afaka amantaonany njy vao mahalala de nefa efa amoureuse be njy @izay, de sady very le lhl no very fotoana fotsiny.

10. Fiffi
(
22/06/2006 10:33)
mahay miafina izy ? ok ! donc ! handainga izy hilaza hoe "tsia" de ny zavatra tsotra hatao de zao fotsiny:
-Te hiaraka @ olona ianao de halaivo daholo aloha ny mombamomba azy , raha tena tia azy enao a vonona ny hiaraka aminy de alohan'izany dia anjaranao no mikaroka ny momba azy na efa miaraka aman'olon-kafa izy na tsia.
Vita foana akia io diamondra raha tena vonona ndry hiaraka aminy an!

12. Fiffi
(
22/06/2006 10:38)
tsy misy zavatra azo hamantarana azy zany raha tsy mikaroka ndry !
De toute façon , heu...ny ahy aloha de zay eh! raha te-hiaraka aman'olona zah de maka renseignement aloha satria be hiany ny fitaka eto @ ity fiainana ity.
Ary ny renseignement tsy ho voasoratra eo @ andriny ny valiny fa de hanjarandry no mikaroka ary raha tena tia ndry ! vita io.

14. mamzelkely
(
22/06/2006 11:26)
za klou ts mahay miankina am fahatsorany ihany io hilaza amiko izy we misy olona miaraka amiko de anjarako no mieritreritra ra hilaza izy we ts misy nefa misy de anjarany zany satri izy no hijongle n'ireo eo ko za nga nahalala :roll::-D:-D
18. rhaingo
(
22/06/2006 13:32)
ohatra mailo be izy rehefa maneno ny tel, na tsy haiko e, tsy mety mitantana anao izy eny an-dalana. Hay mou sa hoe mbola mikoty, mbola tsy niaraka ve ny tian'i diam lazaina e. Sa tsy azoko tsara
19. Herimiafina
(
22/06/2006 13:53)
diamondra27:
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?
Tsotra dia tsotra ny hamantarana izany, miteny izy hoe izaho nefa manana. :-D
Vazivazy iny fa ny tena marina, rehefa miandrandra zavatra be loatra dia mandainga ho azy, manao publicité tena be, be resaka toy ny mpisoloky, kanefa hita hoa mibaradaka be, mi-se retenir, gené kely, sns.
20. pissoa
(
22/06/2006 14:08)
Raha tsy afeniny le izy dia fantatra ho azy.
Fa raha afeniny angamba dia mila manadihady. Mety manampy ny fiarahana aminy, nefa olona tsy hatokisana ve iarahana? Donc - miara kloo rehefa tsy mbola fantatra de rehefa fantatra dia miala na tsy miala :roll:
Toa hain'i HM be le valiny :roll::-D:-D:-D