famantarana
22. pissoa
(
22/06/2006 14:15)
Nampoiziko we fanaonao fa ilay izy mantsy hoe "fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy e" :-D
23. Herimiafina
(
22/06/2006 14:20)
Amin'izao fotoana izao anie ny efa manmbady ihany no atahorana matetika e. Mahagaga an!
Normalement miresaka amina olona iray ianao ohatra dia miteny izy hoe efa manambady, dia iray hafa miteny hoe mbola selibany.
fa eny andro eny volana de le manambady no hanadala anao voalohany, tssss:-D

24. paingotra
(
22/06/2006 15:01)
diamondra27:
ahoana no hamantarana fa efa misy miaraka aminy ny lehilahy iray kanefa mikoty anao izy de ianao tsy mahalala mihitsy?
miankina amin'izay handrasanao aminy ny valin'ny fanontanianao
25. diamondra27
(
22/06/2006 15:23)
rhaingo: an an olona efa miaraka no lazaiko eto ka!fa tsy hoe mikoty intsony.
Mailo ahoana rehefa maneno ny tél?
Matahotra sa miahiahy sa be kestion oe: iza le niantso , sa tonga de izy foana no tiany handray ny tél raha vao maneno?
Mailo ahoana rehefa maneno ny tél?
Matahotra sa miahiahy sa be kestion oe: iza le niantso , sa tonga de izy foana no tiany handray ny tél raha vao maneno?
26. diamondra27
(
22/06/2006 15:28)
HM: an an tsy vazivazy io fa misy lhl mitsotra mihitsy ka! milaza fa oe: za efa misy miaraka amiko, de mbola mikoty sipa hafa izy , de peziny le sipa
fa le be resaka aloha: toa izay marina tokoa ilay izy, de lasa laingabe, sady migeste be le bandy, kanefa refa miaraka herintaona vao hita le tena toetrany sy fantatrao oe: hay izy ity nanao cinéma fotsiny niaraka tamin'ny le vhv fa tsy tena tia akory.

27. diamondra27
(
22/06/2006 15:36)
pissoa: ka niaraka ange ry zareo efa ho herintaona mahery vao nahafantara le vhv oe: hay manana vadibe le bandy. De miala maina fotsiny izany le vhv tsy tompo-toerana satria fantany fa tsy hahazo ny rariny izy.
de inona no signe tokony fantarina t@izany? Nahay nanafina be le bandy.Rehefa makany amin'ny le lhl le vhv de tsy mahita zavatra hafa oe: lamba na borosy nify na figo etc
de inona no signe tokony fantarina t@izany? Nahay nanafina be le bandy.Rehefa makany amin'ny le lhl le vhv de tsy mahita zavatra hafa oe: lamba na borosy nify na figo etc
28. diamondra27
(
22/06/2006 15:46)
rhaingo: zafady fa marina kay moa le navalinao hoe: mbola nikoty
fa sady nikoty le bandy de niaraka amantaonany t@ le vhv izy.
paingotra: ka ny andrasana izany de ny hahalalana amboalohany hoe: sao de olona efa manana fofombady na efa manambady ary ty olona ty sa tsia? F tsy refa afaka herintaona niarahana vao mahalalahoe: misy fofombady izy
ny lhl dia mahay manafina e!
misy aza ny sasany efa mana-janaka fa tsy mety miteny nefate-hampakatra anao ho vady izy.

30. diamondra27
(
22/06/2006 21:09)
fiffi: ié,
ka mba te- hampitandrina ny zandry kely isany aho e!
fa na izany koa aloha de misy ny vhv tena izy mihitsy no mikoty le bandikely ireny de 20/25 ans ireny an! nefa le izy efa madama 45ans sy 50ans.
Fa ity cas faharoa ity kosa ny azy tsy afeniny fa asehony.

31. Silo
(
23/06/2006 05:52)
Hoy HM:
Tsy azoko tsar
Vazivazy iny fa ny tena marina, rehefa miandrandra zavatra be loatra dia mandainga ho azy, manao publicité tena be, be resaka toy ny mpisoloky, kanefa hita hoa mibaradaka be, mi-se retenir, gené kely, sns.
Tsy azoko tsar
32. Silo
(
23/06/2006 06:02)
Vazivazy iny fa ny tena marina, rehefa miandrandra zavatra be loatra dia mandainga ho azy, manao publicité tena be, be resaka toy ny mpisoloky, kanefa hita hoa mibaradaka be, mi-se retenir, gené kely, sns.
Tsy azoko tsara le hoe: mibaradaka , géné .... ?
Fa ny lhlhy aloha de mahay manafina an'io, tena misy expere @ izany mihitsy, misy mana sipa 5 fa tsy mifandona izany ireo, fa hain'ny le lhlhy ny manao azy.
Fa misy indray ny lhlhy tsotra tonga de miteny izy rehefa anontanianao hoe efa manambady , na manana sipa izy, de mistotra izy hoe eny na tsia,
Ary sahy miteny mihitsy ary izy hoe efa manana aho, fa anao tiako na dia izany aza: A@ izay indray de anjaranao no misafidy na hanaiky na tsia.
33. mandrindra
(
23/06/2006 07:54)
diamondra27:
mandrindra: raha izaho manokana aloha raha fantako fa manana alliance izy na misy faritra peratra ny tanany de tsy erahako intsony e! na de tiko tahaka ny inona aza le olona
1er cas:de raha tsy entiny any antranony de ahoana?
2ème cas:De raha hita na de nande tany antranony aza le vhv, ka tsy misy signe mihitsy oe: miaraka @ vhv hafa izy, de ahoana; hay refa afaka antaonany maro vao nahare ianao fa misy olona miaraka aminy
tsy voatery ho entina fa afaka mandodona ka :D
tsy maintsy misy signe foana ny trano iray. manampanahy ny trano iray, ary io dia azo hitsarana ny olona mipetraka ao aminy. misy indice maro dia maro , ohatra misotro dite nareo dia tonga dia kôpy roa misy sary fokely no arosony, na koa hoe diso milamina loatra ilay trano nefa kôfa milaza fa mipetraka irery, mandehana any angabone mipips fa mety misy lamba miahy ao amin'ny salle de bain dia misy string miantona, ets ets ets
tsarovy fa ny marina tsy mba maty fa tsy maintsy hita eny foana, fa izay tsy mitady ihany no tsy mahita.
35. diamondra27
(
23/06/2006 13:36)
mandrindra: marina aloha izany e!
le any @ douche misy samosa kely hihihih:-D
le any @ douche misy samosa kely hihihih:-D
36. mandrindra
(
23/06/2006 13:55)
ilay samosa kely angamba fonony fotsiny ny ho kobo any fa ny farce tsy ao:-D:-D:-D:-D
dia hitanao amin'izay fa tsy maintsy tratra foana raha vao mandainga. dia izay no mahatonga ahy milaza ampahibemaso hoe izaho mizara fa tsy exclusif e :wink:
dia hitanao amin'izay fa tsy maintsy tratra foana raha vao mandainga. dia izay no mahatonga ahy milaza ampahibemaso hoe izaho mizara fa tsy exclusif e :wink:
38. boubounezy
(
24/06/2006 16:51)
dé aona zany ra rs manambady izy nefa tsy manao allience? fa misy betsaka mantsy ny manao anizany zao:lol:
mandrindra:
tsy ny fahafantarana hoe efa misy miaraka aminy no hamaritra fa ho tia azy ianao na tsia.
ohatra ny fanaovana alliance, na ny fisianan'y marika raha notsoahina iny.
mandehana any antranony dia tonga dia kobo e.
39. diamondra27
(
25/06/2006 05:42)
boubounezy:hummmmm,de mampirafy izy izany raha ny fahazoako azy
Mety tsy disponible izy de 'zay no amantarana an'io
Mety tsy disponible izy de 'zay no amantarana an'io
40. poupounesana
(
25/06/2006 06:51)
ny ahafantarana hoe efa miaraka @ oll le lela v?
vao bogosy izy alo sady b sosy d efa mailo fa tsy normal ra tsy mbola manana (rah tys we vo 11 taona) sangy2 zany aky ry diam's ah
zao aky atao ah, anontanio daolo ny coordonnée, portable, any antrano, any ampiasana, d antsoy @ le oram-pianakaviana b reny eh. refa @ phone ndray tys maintsy hita hoe hafa2 na tsia.
rah vo manome fotoana koa ka tsy afka matetika (mohoatra'ny in-4 ohatra), misy tranga roa
raha tsy tonga fotisny izy tsy mba milaza fa tsy ho afaka akory, tena pneu de secours fotisny no eritreretany anao
rah ohatra izy mba miantso ihany mampandre fa tena tsy ho afaka, d mety misy fitiavana kely ihany any fa le tena tompontoerana no mbola rôle. mety mbola manao comparaison izy e.
fa ny tena tsara d mikaroka ny momba azy e, izy alo raha anontanian d "anjely aho kah" hoy izy, fa tsy manao detective kely mitsy njy e. zay le ilana an'le connaissances betsaka han. miresadresaka eny fotisny ane d efa hahafantarana zvt tsy apoizna e