Fahatezeran'i Satana

41. marozevo ( 25/06/2006 12:31)
LazaRandri:

marozevo:

fa tsy hoe endrim-pahatezeran'Andriamanitra eh..
mahavariana mihitsy isika eto Marozevo indraindray rehefa mamaly kanefa tsy mamaky amim-pandinihina :) :-*





Azoko tsara ka... Azoko tsara izay lazainao hoe "endrim-pahatezeran'Andriamanitra ny manadala olona"...

Ary izay soratako dia azoko tsara koa...

Fa ny olana dia ianao manao "quote" tapatapany ka tsy azonao ny tianay hambara.
42. LazaRandri ( 25/06/2006 20:45)
marozevo:

Azoko tsara ka... Azoko tsara izay lazainao hoe "endrim-pahatezeran'Andriamanitra ny manadala olona"...

Ary izay soratako dia azoko tsara koa...

Fa ny olana dia ianao manao "quote" tapatapany ka tsy azonao ny tianay hambara.

hahaha! za angaha niteny hoe "endrim-pahatezeran'Andriamanitra ny manadala olona"? hahaha! Eo ny "olana" amin'ny famakiantsika teny. :)

43. marozevo ( 26/06/2006 16:42)
kay tokoa le goh !...
44. prime ( 28/06/2006 07:00)
cutie:
zina eny wa, sady Zina koa anie mi-interesser ahy mitsy e
mmmmhhhh!!!:-$
zina> mazotoa ary e!!! :-D:-D:-D i cutie mantsy anie ka henjana e!!!:-D:-D:-D
45. cutie ( 28/06/2006 14:21)
prime :-D
Zina aza tsy hita tsony :-D
46. marozevo ( 28/06/2006 21:21)
Mbola ho avy izy ka
47. cutie ( 29/06/2006 10:48)
zany an :P
48. prime ( 29/06/2006 11:07)
cutie> ie, ao ihany izy fa mamaky tsara dia hiditra indray... :-D:-D
49. cutie ( 29/06/2006 11:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
50. marozevo ( 01/07/2006 22:00)
Mbola tsy voavakiny, hono.
51. prime ( 04/07/2006 08:42)
Inona indray ny mampihomehy an'icutie eo???:-D
52. cutie ( 06/07/2006 19:36)
prim enao no mihomehy no mampime ahy e :-D
53. marozevo ( 07/07/2006 14:47)
:oops:
54. cutie ( 07/07/2006 22:04)
in koa ty mahazo an'i marozevo e :roll:
55. prime ( 10/07/2006 08:57)
:-D:-D
56. dadabe ( 10/07/2006 21:24)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 22-06-2006 03:43:32
Lohateny : Fahatezeran'i Satana
Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny. Apokalypsy 12:12

Inona avy ireo endriky ny fahatezeran'i Satana? Ny fantatro aloha mba teneniko fa inona koa ny fantatrao?

- fiezahana handresy lahatra ny mpanompon'Andriamanitra fa "tsara i Satana" mba amitahany azy ireo
- famporisihina ny olona ankahala ny Tenin'Andriamanitra (amin'ny lafiny rehetra)
- fanovana ny Tenin'Andriamanitra ho lasa "marina tapatapany"

mbola afaka mamaly ve ??
tena tara be aho t@ ity size ity nefa misy hevitra tiko avoka be izany:roll::roll::roll:
57. prime ( 14/07/2006 10:13)
dadabe> go, go, go!!! alefa!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1481