Fahatezeran'i Satana

21. Zina ( 22/06/2006 16:27)
Ka ireo no zavatra ataon'i Satana mba tsy hanakakaizan-tsika an'andriamanitra.. Izy no foton'ireo rehetra ireo
22. cutie ( 22/06/2006 16:29)
zany an
hampiova in nefa ny fitanisana an;reo :roll:
23. Zina ( 22/06/2006 16:34)
mampiereritra ny olombelona mba hanakiky azy bebekokoa...
i Satana no nahatonga an'ireo loza rehetra eto an-tany reo??? satria izy no nampiditra ny fahotana teto an-tany ka fantany fa efa akaiky ny androny dia mihezaka ny hanimba ny fiainan-dra-olombelona izy..
24. Zina ( 22/06/2006 16:35)
mampiereritra ny olombelona mba hanakiky azy bebekokoa...

mba hampieritreritra any olombelona mba hanakaiky an'andriamanitra bebekokoa

azafady fa diso tsipelina
25. cutie ( 22/06/2006 16:41)
zao ve vo we hampieritreritra ny olombelna hanakaiky an'Atra , fa hatrizay zany tsy manin raha tsy nanakaiky a.
26. Zina ( 22/06/2006 17:12)

Misy betsaka no efa nanaiky an'andriamanitra fa ho an'ireo izay mbola tsy nanakaiky
27. cutie ( 22/06/2006 17:17)
de refa manaiky an;'ATRa ve de tsy hisy tsony reo voatanisa reo
28. Zina ( 22/06/2006 18:04)

de refa manaiky an;'ATRa ve de tsy hisy tsony reo voatanisa reo

Cutie a
Ie tsy ho hisy intsony ireo rehefa tonga any an-danitra isika... fa.....
isika ankehitiny dia mihaina @ tany feno be fahotana satria nanaiky i Eva nihaino an'ilay bibilava tany @ jaridaina Edena.. Tany ny fahotana no nanomboka. Ka raha mbola eto an-tany isika dia
ireo zavatra miseho ankehitriny dia ho mbola eto foana..
Ary ny fankakaizana an'Andriamanitra izao no ahafahan-tsika mihezaka ny mba ahazoana ny lanitra fa tsy hijaly eto an-tany eto foana
29. cutie ( 22/06/2006 18:38)
hummmmm
tsy ny eto an-tany ve no katsahana ze hahsoa, fa iza no mahalal ze any an-danitra any :-D
30. Zina ( 22/06/2006 18:59)
ie
manomboka eto an-tany isika dia tokony hikatsana ny lanitra...
ho hainao ve ny hanova ny eto an-tany?????

Ny olona kristiana rehetra mahalala ny lanitra... no sady mahafantatra fa ho avy tsy ho ela i jesosy haka antsika ho any an-danitra...
31. cutie ( 22/06/2006 19:03)
fa in ny any an-danitra any nefany :-D
Mpandefa : Zina [ Valio ] 22-06-2006 23:59:30
Lohateny : Re : Fahatezeran'i Satana
ie
manomboka eto an-tany isika dia tokony hikatsana ny lanitra...
ho hainao ve ny hanova ny eto an-tany?????

nga nisy nilaza teo we hanova:roll:
32. xxx ( 22/06/2006 19:56)
manadala olona ndray i cutie an!
33. cutie ( 22/06/2006 20:04)
za manontany koa, manadala oul hono:-D
tsy mahazo manontany nga za:roll:
34. LazaRandri ( 22/06/2006 21:56)
xxx> endri-pahatezeran'i Satana koa ny fanadalana olona. :lol:
35. cutie ( 22/06/2006 22:42)
mba tsy nanao hahaha njay i LR :-D
Sa endri-pahatezeran'i satana koa ny fanaovana hahaha:-D
36. marozevo ( 22/06/2006 23:29)
Laza kosa eh... Ndao kosa mba atao hoe "bambinisme" na "enfantilisme" fa tsy hoe endrim-pahatezeran'Andriamanitra eh..
37. LazaRandri ( 22/06/2006 23:44)
marozevo:

fa tsy hoe endrim-pahatezeran'Andriamanitra eh..
mahavariana mihitsy isika eto Marozevo indraindray rehefa mamaly kanefa tsy mamaky amim-pandinihina :) :-*

38. prime ( 23/06/2006 04:22)
cutie> hainao mihitsy ilay mampiresaka an!!! sempotra mihitsy zina aminao... :-D:-D:-D
39. Zina ( 23/06/2006 16:35)
Laza misaotra lesy a
Prime zany ko ve dia mahasepotra ahy... tsy ampafiniry ny zavatra atoko zany....
40. cutie ( 23/06/2006 18:59)
zina eny wa, sady Zina koa anie mi-interesser ahy mitsy e :wink:
Fa mba valio kely alou le fanontaniko ery ambony .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2186